manontany ny hevitrareo

1. xxx ( 18/01/2006 16:51)
Misy namana nisaraka tamin`i vadiny , niala tao antokatrano rasipa fa tsy tia intsony. Nandefa email nilaza hoe hiasaraka fa tsy mety intsony , ny navalin`ilay rangahy dia hoe "OK" tsy misy tohiny intsony fa io mot io ihany .Inona ny fandraisanreo izany valinteniny izany raha nareo ?Tsy hitako zay havaly andranamana ary tena tsy arako mihintsy hoe inona no hevitra ambadik`io OK io .:?::?:
novalian'i Veloo ny 28/01/2006 23:43
2. lapino ( 18/01/2006 17:01)
Inona no mbola iraharahian'ilay sipa an'izay valin-tenin-drangahy any raha izy aza nisintaka? Misy tsy mazava!! Tokony ho kabary tsy valiana aza izany!

Sao dia mba milalao afo e?!
3. jos13 ( 18/01/2006 18:30)
marina ry lapino!, sa efa lasa nivah koa ilay sipa!, araka ny fahitako azy aloa d tsy mampiraika anilay bandy ny fisarahana nataonilay sipa, au contraire aza fa hotrany mba soulagé lai bandy we lasa izy , mety sami tsy tia izy 2 !, ary milay koa raha sendra hotrizany an!!!, bomba retour!
4. Vahinala ( 18/01/2006 18:39)
Ie marina tokoa aloha zany e, mety efa tsy tia koa zany le bandy d zay koa, inona ndray moa no mbola eritreretina lavitra amin'izany koa izy aza efa nisintaka, tsy azoko hoe hevitra inona no tokony mbola hatoro anle ranamana amzany e.
5. jennifer2 ( 18/01/2006 23:00)
:idea:
6. Herimiafina ( 19/01/2006 00:04)
xxx:

Misy namana nisaraka tamin`i vadiny , niala tao antokatrano rasipa fa tsy tia intsony. Nandefa email nilaza hoe hiasaraka fa tsy mety intsony , ny navalin`ilay rangahy dia hoe "OK" tsy misy tohiny intsony fa io mot io ihany .Inona ny fandraisanreo izany valinteniny izany raha nareo ?Tsy hitako zay havaly andranamana ary tena tsy arako mihintsy hoe inona no hevitra ambadik`io OK io .:?::?:

Miankina amin'ny nandraisan'ilay bandy ilay sipa niaraka taminy io ary miankina amin'ny toe-javatra maro ihany koa. Fantany ny toetrany, ary izay no antony nanekeny ny fisaarahana.
Mety efa te-hisaraka i nedala talohan'io mail io fa tsy sdahy satria mety mi-jouer victime lava ilay sipa dia naleon'ileiry ilay sipa mihintsy no nandrasana hiteny vao misaraka.
Raha mbola ileiry mantsy no miteny hoe andao hisaraka dia lasa ataon'ilay sipa excuse etsy sy eroa hoe, "narian'ileiry izaho", ka mety hisy hanenjika sy hamono mihintsy ileiry.

7. lilbon ( 19/01/2006 03:43)
ok!hehehe
8. mandrindra ( 19/01/2006 09:29)
ilay sipa kosa sao dia mba nanantena hoe handadilady ilay kôfa dia tratran'ilay valinteny dia fanina. Mandrora mitsilany !!!
9. pissoa ( 19/01/2006 09:35)
Izay marina ry mandrindra, mety mbola nanantena hampodiana :(

Nosoratana ilay OK - ka hevitra tokana ihany no hitako: soavadia!
Raha nolazaina tamin'ny vava mantsy dia mety miankina amin'ny ton nitenenana azy!
10. moi ( 19/01/2006 10:12)
11. Vahinala ( 19/01/2006 10:50)
mandrindra > Hita hoa koa, tena marina mintsy zany, tsy nampoiziny angamba ilay récation anle kofa d izy ndray no sahirana ! :-D:-D:-D:-D
12. fijo ( 19/01/2006 21:01)
le sipa ary sao mba nanantena hoe handohalika lery hifona?ha ha h a,voan'ny nataony izany
13. lapino ( 20/01/2006 10:09)
ny navalin`ilay rangahy dia hoe "OK" tsy misy tohiny intsony fa io mot io ihany .Inona ny fandraisanreo izany valinteniny izany raha nareo ?
Inona anefa moa no mety ho dikan'ny OK ankoatra ny hoe OK e?

Tsy mahita havaly koa angamba ilay sipa kanefa tsy tantiny hoe tsy azy ny teny farany! Fa mahagaga ahy ihany ange izany fomba fisarahana izany e: vitaina ny fiarahana fa ny resaka tiana hotohizana ! :lol:
14. Veloo ( 20/01/2006 17:37)
15. bozimanga ( 21/01/2006 05:30)
mnkato ny hevitry rasipa izy
16. diamondra27 ( 21/01/2006 07:55)
xxx:azavao bebe kokoa e!
maninona no mifandefa mail fa tsy resaka mivantana,
Lasa nisintaka rasipakely de mangataka valinteny fa inona no tiany ho re? hoe: le bandy ve no hilelepaladia azy? TTTTTTTTTSSSSSSSSSSSSSSSSS tsisy bandy hanao an'izany fa alice au pays de merveilleS ngamba izy ka mandrevirevy de ozy le bandy hoe: OK
17. Veloo ( 21/01/2006 23:38)
diamondra a satria retsy "lache" ilay kala a:wink:
18. xxx ( 22/01/2006 00:30)
Tsy nandrora mitsilany ilay sipa ka . Mba te ahalala ny reaction an`ilay bandy bebe kokoa izy . Ilay lazain`i herimiafina io mintsy ilay izy fahitako azy . Fantany ny totrany ary efa te hisaraka satria efa matetika izy milaza amin`ilay sipa hoe hisaraka fa tsy sahy tena nisaraka satria matahotra ny ho voa tsiny tokoa ngamba .
19. Herimiafina ( 22/01/2006 02:30)
Otran'ny reveko be zany joba zany, mba marina e! hehehehehe:-D:-D
20. jennifer2 ( 22/01/2006 04:05)
hahahaha! xxx a! aiza hono akia no misy an'zany joba zany? misy mitady ato!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758