manontany ny hevitrareo
21. Herimiafina
(
22/01/2006 04:21)
Zah tsy mitady kah, mba reveko fotsiny, reveko tsy midika hoe tedaviko ary tedaviko tsy midika hoe iarahako, mandreraka mintsy ty teny gasy ty injainjay fa tsy mazava e! hehehehehe=))=))
22. jennifer2
(
22/01/2006 04:29)
donc, manaova cours particulier de ampiharo mazava tsara, de fenoy tsara ny fehezanteny!
23. Herimiafina
(
22/01/2006 04:35)
Aiza misy an'izany ry Jenny, te ho any zah marina mafy, hehehehehe:-D:-D
24. jennifer2
(
22/01/2006 17:44)
hihihihihi!
mila cahier matevina tsara hono aloha de stylo, de dollar maromaro. rehefa vonona ireo de milaza an'le toerana @ zay za!
mila cahier matevina tsara hono aloha de stylo, de dollar maromaro. rehefa vonona ireo de milaza an'le toerana @ zay za!
25. Herimiafina
(
22/01/2006 17:59)
Ngo de le mpampianatra indray no ampianariko any klé, zavatra efa nitranga mantsy izay, hehehehe:-D:-D
28. Herimiafina
(
24/01/2006 01:15)
Inona ity manjo an'i Veloo e? Toa lasa mpikaroka mahafatrampo klé? hehehehe=))=))
30. Vahinala
(
24/01/2006 20:06)
Ary fa maninn hoa Veloo ty no mivontirika beu tahak'izao hatraty ka hatrary e ! :-*:-*:-*
31. Herimiafina
(
24/01/2006 20:07)
Tena sorena be amiko mahintsiny angamaba kia izy io ry Vahinala an, zah mantsy nangataka mba ho zanany hatsangany de tsy nety izy de zah ni-insista be, hehehehe=))=))
34. Herimiafina
(
26/01/2006 03:04)
Tena very hevitra ny amiko mahintsiny izy kah, tedaviny maitriser-na be zah kanefa toa mitsoriaka toy ny trondro de tsy de reviny, hehehehehe:-D:-D
36. Herimiafina
(
26/01/2006 04:00)
Ao ary re ry Veloo keliko fa zah tsy hananihany anjy tsony fa njy tsy mahatanty sangy de sao njy de rangitra be eo an, ao ary e! :-*:-*
37. jennifer2
(
26/01/2006 04:11)
Veloo a! rehefa tsy maman'ni Herimiafina de sipakeliny indray zany? sa sipa be?:-D:-D:-D:-D
38. xxx
(
27/01/2006 00:13)
Za nefa Herimiafina efa nirevy anao hatry ny ela ka hatramizao . Misy hery afahafa mintsy tsssssssss.