mbola mitady an'ilayvehivavy tsara fanahy aho hatr@ izao

1. xxx ( 09/01/2006 16:16)
mbola mitady ny ame soeur-ko aho hatr@ izao
manorata @ fitia_virtual@yahoo.fr
kof mitady ..
novalian'i mbositra ny 16/02/2006 08:48
2. fasaly ( 09/01/2006 16:53)
bon recherche lesss! fa tena mbola tsy nahita foana ve hatram zao
3. diamondra27 ( 09/01/2006 17:03)
xxx: ao anelanelan'i zzz no misy azy e!("yyy")
4. kally ( 09/01/2006 18:07)
Mba tena mitady marina ve ianao io sa miandry izay higadonany fotsiny e?
5. Anah ( 09/01/2006 18:27)
Za koa mitady toa anao, ka sao dia mba mety ho tafaraka ihany, tsy haiko aloha na tsara fanahy za na ahoana, fa ho hita eo ihany e.
6. Vahinala ( 09/01/2006 18:32)
Mahereza mitady ry zareo roa an, sao d i xxx Anah marina kosa no mety hifanaraka fa diniho tsara any ihany e ! (l)
7. Veloo ( 09/01/2006 19:10)
mba ataovy serieux kosa e mety tena mitady izy. firy taona aloha i se e? :-D
8. hesham ( 09/01/2006 19:47)
veloo hhuummmm ary to manontany tona hihihihi:-D:-D:-D
9. Veloo ( 09/01/2006 20:01)
hesham a hihihih iza no mahita aky a :-D:-D:-D
10. ravakamalala ( 09/01/2006 20:41)
ka ny anao anie fitia virtual fa tsy mba real e! aiza no ho tonga? vao mahita an io ny sipa dia kivy, :( hay tsy mi exista akory, maninn izy io raha mba atao anarana manintona????
11. jennifer2 ( 09/01/2006 23:02)
tena virtoaly kay lay izy?
12. ynssia ( 10/01/2006 05:55)
Za koa ry se mbola mitady ilay tovolahy tsara fanahy mba ho ahy hatramin'izao fa toa tsy misy mintsy angamba eh !
13. mamzelkely ( 10/01/2006 05:57)
mahità mitady eee de mahereza aa ao ihany izy ao hihih:-D
14. ari.malala ( 10/01/2006 06:35)
nareo kosa eeeeeeeee aza memezana ny ankizy fa mba mitady zareo e! :) mahereza zareo fa any ny anjara a
15. zazafaly ( 10/01/2006 10:49)
za alou tena tsara fanahy , no sady mila kala mihitsy sao mba de ....
16. zazafaly ( 10/01/2006 10:53)

tena marna ve ? ndao ary hifanoratra sao de mba mety hotafaraka eny isika e! za alou eo eo ihiany e!


ynssia:

Za koa ry se mbola mitady ilay tovolahy tsara fanahy mba ho ahy hatramin'izao fa toa tsy misy mintsy angamba eh !



17. olona ( 10/01/2006 11:38)
ynssia:

Za koa ry se mbola mitady ilay tovolahy tsara fanahy mba ho ahy hatramin'izao fa toa tsy misy mintsy angamba eh !


Zany ve ry ynnsia?

18. mandrindra ( 10/01/2006 14:14)
tsara ny mitady ary mazotoa daholo fa raha tsy faritanareo tsara ny tadiavinareo dia hipenopenona eran'ny tanan eo fotsiny ianareo.
19. ravakamalala ( 10/01/2006 18:54)
manakarena, tsara tarehy, mahay, mpandova be, lahitokana (tsisy zaobavy am 'zay), orphelin (tsisy rafozana am zay...):-D:-D:-D
20. Vahinala ( 10/01/2006 18:56)
ravakamalala > :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1171