mbola mitady an'ilayvehivavy tsara fanahy aho hatr@ izao
43. Fiffi
(
17/01/2006 05:12)
xxx , ianao mitady vehivavy tsara fanahy saingy mety tsy ho sahy anie ilay vehivavy hamaly anao vao vatany mahita fa miafina ao @ io xxx io ianao e! :-D fa na izany aza tsy eto koa angamba no mety hamaliany anao fa te hiafina koa izy fa tsy tiany ny idirana @ io xxx io , ny mety tsara ho anao angamba dia jereo daholo ny mombamomba ny namana dia andefaso hafatra izy e!
48. Ragadona
(
20/01/2006 12:23)
Tsy dia hoe ratsy fanahy faikany ange, fa na izany ara tsy mahatsapa ho tsara fanahy ihany koa
50. Ragadona
(
20/01/2006 20:09)
Tena mbola tsy manana bagages hoentina am lay fanambadiana e, ny fianarana aza mbola tsy vita ko manambady ahoana ?
51. mirana5
(
21/01/2006 18:54)
xxx:
mbola mitady ny ame soeur-ko aho hatr@ izao
manorata @ fitia_virtual@yahoo.fr
kof mitady ..
efa hitakolay tadiaviano fa nomeko ny cousin nao azatsiny @ ketditohana manaraka ndray:wink:
52. mbositra
(
16/02/2006 08:48)
Miexiste anie leizy fa izany hoe efa navalon'ny tantara daholo izay malaza e!
ohatra: Jeanne d'arc, Rasalama, soeur theresa,
Soeur Emanuelle (ah io mbola velona Rakoto ah)
ohatra: Jeanne d'arc, Rasalama, soeur theresa,
Soeur Emanuelle (ah io mbola velona Rakoto ah)