mbola mitady an'ilayvehivavy tsara fanahy aho hatr@ izao
23. ari.malala
(
11/01/2006 10:14)
za ary mitady an'io tenenin'i ravakamalala io e:-D:-D:-D:-D
manakarena, tsara tarehy, mahay, mpandova be, lahitokana (tsisy zaobavy am 'zay), orphelin (tsisy rafozana am zay...):-D:-D:-D:-D:-D:-Dréponse A/E:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. lapino
(
11/01/2006 16:55)
ravakamalala:
manakarena, tsara tarehy, mahay, mpandova be, lahitokana (tsisy zaobavy am 'zay), orphelin (tsisy rafozana am zay...):-D:-D:-D
Saingy misy rafivavy am'zay! :wink:
28. ari.malala
(
12/01/2006 05:15)
lapino, an an an ka, anaty annonce ny hoe tsisy rafivavy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Eddy a, mitadiava fa hahita enao e, mirary soa an ;)
Eddy a, mitadiava fa hahita enao e, mirary soa an ;)
29. Eddy
(
12/01/2006 05:17)
Anah:
Za koa mitady toa anao, ka sao dia mba mety ho tafaraka ihany, tsy haiko aloha na tsara fanahy za na ahoana, fa ho hita eo ihany e.
30. Veloo
(
12/01/2006 18:26)
mety efa nahita lery matoa tsy mamaly intsony kle tssssssss :roll::-D:-D:-D
35. tianavola
(
14/01/2006 17:08)
Veloo:
mba ataovy serieux kosa e mety tena mitady izy. firy taona aloha i se e? :-D
hahahah ary njy kay Veloo mafana fo be miresaka ato an? Zah mitady hoe aiza ary no hahitako an'i kala Veloo @ ireo resaka be da be ireo kay hitako tampoka ny ps anjy :P
(hors sujet zah fa aoka aloha hiala kely dé hiverina hiresaka rehefa njay anjo any Veloo an lolll)
Hozy ttn lol
36. Veloo
(
15/01/2006 01:41)
o retsy a njy dia ahita ahy fona ka ndray2 miady @ ny ankizy mihtsy rehefa misy ny mafy lo ka :roll::{:roll::roll:
ato anie retsy na aiza no alehan-njy misy manao hors size fona e :-D:-D:-D:-D
tonga soa aloha njy e:-*:-*:-*:-*
ato anie retsy na aiza no alehan-njy misy manao hors size fona e :-D:-D:-D:-D
tonga soa aloha njy e:-*:-*:-*:-*
39. Veloo
(
15/01/2006 22:38)
pissoa 8O zany ve?:-D:-D:-D
vahinala a ka tsara zany ka :roll::{:{:{:-D
vahinala a ka tsara zany ka :roll::{:{:{:-D