olana

1. xxx ( 09/01/2006 15:21)
miaraka @lhl somary tsy mivakiloa izay zahako , fa ny problemeko d ahoana ny ataoko mba ahatonga azy somary hiraika amiko kokoa !, efa toetrany mihitsy io , sady tsy d tiany loatra zany vhv trop collante b zany, za aloa tsy collante fa mila fitiavana bb kkokoa , mba tiako zany mifampitatana eny @ arab, antsoina foana @ telephone , .;;, ka inona no tokony atao ?
novalian'i valinaka ny 15/02/2006 12:39
2. mandrindra ( 09/01/2006 15:54)
io indray olan'ny vehivavy amin'ny akapobeny io, tsy maintsy misy zavatra mivaingana foana, nefa raha tena ilay mivaingana be dia mikamenona hoe zany foana.
fa zao e mangataha tsindraindray fa aza dia atao dodoria loatra, dia rehefa tsy mahazo elaela dia mbo mody tsy mivakl konko .
3. diamondra27 ( 09/01/2006 16:11)
xxx: tsy de olana zany eo imasoko fa ny fahaizanjy mandamina azy fotsiny e!

omeo ny N° tél -njy de antsoinay matetika njy @ le moment iarahanareo iny (RDV) , zany hoe: azo atao arrangement io e! mody atsoina ndry de bip-e-na fotsiny de refa manontanyizy hoe iza le niantso de teneno oe tsy haiko, anonyme, fa raha @ volohany de tsy mahataitra azy io fa refa matetitetik de tsy maintsy hanontany izy @ nfarany na @ fomba ahoana na @ fomba ahoana ary ny hiafarany de hakaleo azy satria lasa mi- déstabilisé azy ka @ zay fotoana zay de refa afaka kelikely deazo ajanona le fiantsoana.
4. booboo ( 09/01/2006 16:12)
xxx > Diniho ihany fa mety tsy ho araka ny eritreretinao ho tokony fanehoana fitiavana no fomba fanehony ny fitiavany anao.
Iresaho izy e !
5. diamondra27 ( 09/01/2006 16:16)
xxx: refa manome RDV izy de misy moment aza mande fa miala pas, efa akaiky iny ny fotoana de lazao hoe: tena miala tsiny fa tsy afaka za fa misy zvt tsy maintsy nalehako, ampifilafilaina akia a! na de hoe njy aza no te hihaona aminy

Ataovy zay hahazoanjy tombony foana , zany hoe ndry no mikomandy indirectement fa tsy izy fa lasa adala amindry io, teneno oe aza miantso ahy fa za no miantso anao( mety somary tara le démarche fa tokony t@ voalohany io d'efa nataondry)

La mifampitantana indray de tsy haiko fa miankina @ le olona miaraka amindry iny ka mba respecter-o kosa ny puderur-ny.

Zay fa bon courage
6. labomba ( 09/01/2006 16:23)
diamondra27> marina nenao fa saingy zao, misy bandy tsy azo ampifilaina ka sao hoainina eo, vao maika ihitatra ny raharaha.
xxx> ary tsy mety nga ra tsy vakiana loha koa?
7. fasaly ( 09/01/2006 16:30)
xxx:

miaraka @lhl somary tsy mivakiloa izay zahako , fa ny problemeko d ahoana ny ataoko mba ahatonga azy somary hiraika amiko kokoa !, efa toetrany mihitsy io , sady tsy d tiany loatra zany vhv trop collante b zany, za aloa tsy collante fa mila fitiavana bb kkokoa , mba tiako zany mifampitatana eny @ arab, antsoina foana @ telephone , .;;, ka inona no tokony atao ?


amiko alou ny fahitako azy de efa tsy mi convenir sahady klay lhlh e! kou inonano andaniana andro eo raha tena izay ny toetrany satria mety tsy hiova izy, fa de ho toy izay foana, misy ny karazana lehilahy toy izay fa tsy voaovanao tsony ka rehetena tsy zakanao miovà lehilahy dieny mbola tsy voafatotra amin'ny ankizy sy ny fanambadiana, fa tsy vitan'ny 2 na 3 moins na un an ny fiananareo raha mivady eo fa pour toujour de mba tsy hanenenana de manandrama alohna miaraka amin'ny olonkafa e!
8. diamondra27 ( 09/01/2006 16:39)
labomba: ho hita eo zany e! aleo izy hanandrana
9. lemenakely ( 09/01/2006 18:39)
vakio @ maritoa ny lohany dia lasa mivaky loha izy e :-D:-D:-D
10. lapino ( 09/01/2006 19:47)
xxx:

miaraka @lhl somary tsy mivakiloa izay zahako , fa ny problemeko d ahoana ny ataoko mba ahatonga azy somary hiraika amiko kokoa !, efa toetrany mihitsy io , sady tsy d tiany loatra zany vhv trop collante b zany, za aloa tsy collante fa mila fitiavana bb kkokoa , mba tiako zany mifampitatana eny @ arab, antsoina foana @ telephone , .;;, ka inona no tokony atao ?


Tsy fitiavana no tadiavinao, fa fanehoana fitiavana. Tia anao ilay bandy, fa toetrany mihitsy izany no tsy manao superficiel ny fitiavana.

Eo amin'ny endrika ivelan'ny fitiavana izany no olanareo. Hazavao aminy ny zavatra tadiavinao, dia omeo azy ange ny zavatra tadiaviny... Mety ho mila fandavan-tena lehibe ihany aloha izany, fa dia asakasakao!
11. Veloo ( 09/01/2006 19:59)
essayeo ny manao premier pas @ rehetra... mety hiova izy
12. hesham ( 09/01/2006 20:06)
Sarotra be zany hampifila bandy revenao zany , ity izy raha tsy mivakiloha araka ilay toetrany tokoa de harary fo eo ianao . Ianao zany manaova zay zavatra tedavinao aminy fa mety hanarakefa koa izy eee ,refa tsy hanarakefa izy fa mampisy olana amile izy de ialao eee , tsy tiny tsara zany ianao .
Mahereza eee
13. ravakamalala ( 09/01/2006 20:55)
manahirana ilay fitiavana....
14. lapino ( 09/01/2006 21:00)
Kompliké-na tsinona ko! :(
15. ravakamalala ( 09/01/2006 21:09)
ka rehefa tena tia izay anie ka jamba hono e!
16. Vahinala ( 09/01/2006 21:10)
Za mitovy hevitra amin'i booboo, samy manana ny fanehoany fitiavana ny olona fa tsy hoe rehefa tsy miantso anao foana izy na ohatr'izany dia midika fa tsy tia anao, mety efa ohatr'izay mihitsy ny maha izy azy fa ny hevitra mety indrindra dia ny fifampiresahana, io foana no tena zava-dehibe, aza matahotra miresaka aminy fa ilaina izany. Mahereza
17. lapino ( 09/01/2006 21:20)
ravakamalala:
ka rehefa tena tia izay anie ka jamba hono e!

Ka rehefa jamba dia tokony matoky an'ilay mitantana!
18. Vahinala ( 09/01/2006 21:22)
lapino > Ka toa tsy mitantana azy akory anie ony leey e !
19. lapino ( 09/01/2006 21:31)
Tsy misy ny tena fitiavana raha izany, satria mbola tsy nahita jamba teny amin'ny arabe aho fa hoe tia hono tsinona! :lol:

Fa sambatra izy raha mahita an'zany kle! :)
20. diamondra27 ( 09/01/2006 22:01)
jamba mifampitantana, soa ihany nareo zany fa tsy mifampitantana sao de lazain'ny sasany fa jamba eo.

Sasany anefa mahita fa tsy jamba. F'angah mbola tsy namangy ireny toerana misy ny jamba ireny nareo§ mba tsidio kely fa misy fampianarana tsara any raha resaka fitiavana( jereo fotsiny zao i gilbert montagné sy le mpihira americain malaza be iry adinoko ndray ny anarany, mananjanaka vavy efa lehine izy ary lasa mpihira miaraka aminy le zanany vavy)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2482