olana

21. Vahinala ( 10/01/2006 08:30)
:-w:-w:-w:-w
22. mamzelkely ( 10/01/2006 11:29)
dommage njy nanao xxx sinon noteneniko we manorata aty amiko de lazaiko anao ny nataoko tam za tratrana olona ôtran'izany:wink:
23. Vahinala ( 10/01/2006 11:41)
mamezelkely > Efa hitany ny ps ndry fa mety hanoratra any ihany izy kan.
24. nyeja ( 10/01/2006 13:51)
somary efa mpahazo ny mpifankatia io, ny torohevitro dia izao, mifampiresaha aloha ianareo dia efa tsy afaka mahazo anao izy dia ao raha ka aza manankina fo be loatra aminy fa mety manana olona any ho any izy dia tsy miraika aminao .
25. mamzelkely ( 10/01/2006 14:25)
aleo ary lazaiko eto le izy e: za efa tratran cas ôtranao zao fa ny zvt nataoko de niresaka taminy alo za tsotra efa ho heritaona angamba fa ts nety niova mits izy de ny zvt noeritreretiko vôlou de we ts tia ahy akory izy il n'est pas fier d'être avec moi menatra ana izy etc etc teneniko an xxx fa na je t'aime aza ts azoko tany aminy
taty aorina de lasa io no base ny adinay ary de miady fôna zay refa avy mivôka satri tezitra za de hitany nefa taty aorina we ilaiko le izy satria za miezaka manao zay tiny fôna de niova tsikelikely izy ts hoe niova tanteraka izy fa niova ihany
zao zay refa mande any andalana de lasa za no mi-adopter ny attitude-ny satri za lasa zatra ho azy nefa za olona attentionnée be
de ny tiko lazaina de we refa tena ts mety mits izy miova de mandefera fa ts we ts tia anao izy fa tia fa ts mahazatra azy ftsn le fihetsika:wink:
26. booboo ( 10/01/2006 14:32)
eka ouz !
27. Vahinala ( 10/01/2006 15:12)
Za hoa mi insiste foana hoe ny fifampiresahana no tena ilaina raha vao resaka fiarahan'ny mpifankatia izany, satria izy irery ihany anie no mahalala izay ao antsainy sy izay antony mahatonga azy manao izany e, izahay na ianao koa aza xxx tsy mahafantatra izay any an'eritreriny any ka dia ny vaha olana tsotra indrindra dia ny "communication" foana entre nareo sy izy, hifampiresahana foana ny zava-drehetra.:wink:
28. xxx ( 10/01/2006 18:37)
eny marina we communication ;fa ny mahasosotra za anie na hiresaka @ aza lasa mampangovitra anahako , marina e!, nefa rehefa raikitra ny any hampandriana d tsy mangovitra , izy aloa rehefa avy manao na hotrizany d mba miteny ihany izy we , tu es bonne na koa we afa_po za , d mba manao we malala , fa ankoatrizay d eee!
29. Vahinala ( 10/01/2006 18:42)
Raha matahotra azy ianao dia araraoty le fotoana mmba mampa bonne humeur azy iny, ohatra hoe ilay rehefa avy manao izany ianareo. Ianao mantsy no miara miaina aminy isan'andro eo dia afaka mahafantatra hoe amin'ny fotoana ohatry ny ahoana no mety ahafahanao miresaka aminy, refa le mba falifaly iny izy e !
30. hesham ( 10/01/2006 18:43)
donc zany sex ihany no tena bonne aminao raha ny fahitako azy , isaka avy manaop an`io ihany ve izy vao ahay hiteny hoe bonne sy ny hoe malalako tssss adaboko raha za zany fa harary fo eo ianao .:-D
31. Vahinala ( 10/01/2006 18:47)
hesham > :-D:-D:-D
32. Veloo ( 10/01/2006 19:19)
hesham za saika iteny an'io ko kay njy efa niteny kle marina mihitsy retsy zany a tsssssssss tena tsy mety zany kle ..
33. ravakamalala ( 10/01/2006 19:42)
Fanontaniana:

miaraka @lhl somary tsy mivakiloa izay zahako , fa ny problemeko d ahoana ny ataoko mba ahatonga azy somary hiraika amiko kokoa


Valiny :
rehefa raikitra ny any hampandriana d tsy mangovitra , izy aloa rehefa avy manao na hotrizany d mba miteny ihany izy we , tu es bonne na koa we afa_po za , d mba manao we malala
34. Vahinala ( 10/01/2006 20:27)
ravakamalala > No comment
35. nani ( 10/01/2006 21:31)
o ry kala vahinala an , hihihi fa refa inn tsara de falifaly ?? hihihi hitako eto nji ty hivanitika beuuuuu refa tsy teneniko eeee lol
36. Herimiafina ( 11/01/2006 02:38)
Mety refa mamon'ny pi i Nedala vao mivaky loha kah, hehehehehe:-D:-D
37. ari.malala ( 11/01/2006 06:56)
herimiafina, :-D:-D:-D:-D:-D
38. Vahinala ( 11/01/2006 08:55)
nani > Shuuuut njy an ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Herimiafina > :-D:-D
39. mamzelkely ( 12/01/2006 06:24)
:-D:-D
40. lilbon ( 12/01/2006 12:24)
azo soloina zavatra hafa le mifampitatantana eny amy arabe in1 1!
ary maninn raha mody tsy miraika koa ohatra
combattre le feu par le feu !
refa midofotra de tsy anjara zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1715