olana

41. Vahinala ( 12/01/2006 20:47)
lilbon > Zay marina koa hevitra 1 ndray an, tsy hivakiana loha kely aloha d ho hita eo ndray zay paikany, zany ry xxx an !
42. mamzelkely ( 13/01/2006 06:05)
na au contraire kou atao fôna fa aiza ny ts ho zatra nefa refa amin farany ee tatano fôna izy etc
43. Herimiafina ( 13/01/2006 06:28)
Ka raha vao tsy hivakiana loha eo i nedala de lasa mitady sipa mivaky loha aminy any ankafa any indray knou, hehehehehe:-D:-D
44. diamondra27 ( 13/01/2006 06:43)
mamzelkely: alefaso any amiko le fikandry fa za mila torohevitra foana e! na de tsy za ary io xxx io. Iza no mahita raha sendra ny bandy toa zany za @ manaraka:wink:
45. lilbon ( 13/01/2006 08:04)
BDB ny solution e!
azo atao kou anie ny manao sangi2 zary tenany e
tonga de tantanana foana izy na ho any na tsy ho any
sad omena ny tsindrona we "AHOANA MINTSS NO ANEKEKO AN'ZANY " de refa miaps kou izy de satria mbola manantena ahita hafa de tonga de mody hapitsika izy de jerena pasiny miverina izy satria tia na tsy miverina izy satria mety mbola tsy tia tsara
46. Vahinala ( 13/01/2006 08:48)
Herimiafina > Tsy hoe tena tsy rarahina mintsy ange nedala e, fa mba harahina koa le feeling ny ndraindray fa tsy atao matetika koa, dia tsy miasa saina be loatra fa manjary lasa marary fo rery aty ambadika aty foana le joba hoe "fa maninona ary, tsy tiany ve za sns". D mba ampisehoana tendresse sy calins ihany fa ndraindray odiana fann kely koa e !
47. Herimiafina ( 14/01/2006 07:04)
Ka le tiavina anie mandreraka be e, na le mitia koa aza, lasa otran'ny tsy manajava-katao hafa intsony afatsy ny fitiavana, manjary lasa 18/20 ny tokony ho 20/20 any ampianarana, manjary tsy miditra ny volampanjakana, manjary mikorontana ny asa, manjary tsy vita ny recherche de tsy mahazo prix Nobel, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Ka sarotra ny hiteny chercheur iray hoe tsy mivaky loha amin'ny vadiny raha toa kah lasa any amin'ny zavatra hafa ny heritreriny, Matoa izy mbola mody ao antrano de mazava ho azy fa mba mivakl ihany na dia kely aza, hehehehe:-D:-D
48. ravakamalala ( 14/01/2006 14:51)
Mahay mandamina saina fotsiny dia mety io fa iza koa no hanaiky ho dominer ny fitiavana eo? ary nareo reto lé rehefa tia dia tena foana izao tontolo izao an! very be amin izany nareo fa ovao ny famindra.
49. valinaka ( 15/02/2006 12:39)
ndry , de taitsa be mihitsy aho mahita ny lazain-dry ry ravakamalalakely @zao st valentin izao:aza manao izany ndry fa tsisy zavatra tena mahafinaritra sy tsy azo idovirana ohatran'ny fitiavana ary ahoana izany fiainana tsisy fitiavana izany:mila calin, communication, olona micmprendre ny tena , mila olona atokisana sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.508