Bug ao amin'ny forum

1. hery ( 30/12/2005 09:38)
Misy zavatra hafahafa ato amin'ny forum hatramin'ilay nanaovaozana azy tamin'ny krismasy (Angamba zany no manjo rehefa miasa andro fety ;-) )
Niezaka ihany aho nijery hoe inona fa mbola tsy arako mihitsy. Misy olona rehefa manoratra dia hafatra efa nalefa taloha tany no mivoaka.
Raha tratran'io ianareo dia azonareo azavaina eto ve hoe inona avy no nataonareo nahatonga an'io?
Ohatra, avy aiza no ni-click dia tonga teo amin'ilay toerana fanoratana sns?
Matoa misy olona vitsivitsy tratran'io dia misy pratique itovizana izay ataony mahatonga an'ilay hadisoana fa tsy mbola hitako hoe aiza.
Misaotra betsaka fa manampy be amin'ny fahitana ny olana ny fanazavanareo an'io.
Hery
novalian'i Fiffi ny 12/01/2006 18:37
2. hery ( 30/12/2005 10:00)
Asesiko eto ambany ny fanandramana ataoko amin'ny fomba rehetra mety ho hataon'ny namana tsotra rehefa manoratra ato amin'ny forum. Raha misy zavatra hafa ataonareo ankoatra an'ireo dia azonareo lazaina ihany koa.
3. ari.malala ( 30/12/2005 10:09)
ny ana zao ny fataoko tonga d eto @ ty toerana fanoratana ity aho no manoratra, d ny zavatra soratako zao d valin'ny lohahevitra, fa ny zavatra mitranga d azvatra efa voalaza tany aloha tsisy ifandraisany @ lohahevitra akory
4. eugene ( 30/12/2005 10:11)
Avy any amin'ny site namana
Ni-clik an'ilay hoe valio tery amin'ny farany ambony
Dia nasainy nampiditra pseudo nasiako pseudo fampiasako rehefa namana tsotra (Tsy admin)
dia manoratra
5. eugene ( 30/12/2005 10:12)
Efa nanao login indray ity
dia manoratra eto amin'ilay hoe hamaly ny hevitra eto ambany
Jerena raha mandeha tsara
6. eugene ( 30/12/2005 10:39)
Eritreretina hoe lany ny session kanefa mbola manoratra
7. dadabe ( 30/12/2005 10:44)
?????????????? zah kalou de efa misaporitra fa zah tratra fona e
8. hery ( 30/12/2005 10:58)
dadabe> ka io no ilaina ho fantatra hoe inona avy ny procédures natao nahatratra an'i dadabe...
9. Mifenty ( 30/12/2005 11:02)


za tratran'io kle. De neveriko fa oe censure le izy nefa né le noteneniko ka tsisy dikany e.


ny procédures narahiko.

1-nanokatra ny tranokala serasera
2-nampiditra ny solon'anarana
3-avy hatrany dia niditra tam reo lohahevitra voalaza teo am pejy fandraisana (ny fanaoko matetika dia manindry ny tondro Dinika rehetra aho)
4-namaly ny hevitra
5-nanindry ny Alefaso
6- dia vita tompoko.


Ra misy anontaniana d mbola eto zah kou
10. Mifenty ( 30/12/2005 11:05)
io fa nety tsara le izy.

io iany zao ny procédure narahiko androany fa de io nivoaka soa aman-tsara io ilay post.

ouf, na zany aza de manaova fety sambatra dolou e.
11. hery ( 30/12/2005 11:08)
OK
Voaray... fa mbola tsy hitako hoe aiza ho aiza.
Hoe maninona rehefa misy olona sasany manoratra no misy an'izany fa ny hafa tsisy.
12. hery ( 30/12/2005 11:09)
oups... kely sisa dia hitako ny olana
13. Fiffi ( 30/12/2005 12:10)
hery: efa mety aloha izy izao a,! efa miovaova dinika aho izao fa tsy misy intsony ilay hamerina manoratra ny solon'anarana sy ny tenimiafina.
14. Fiffi ( 30/12/2005 12:14)
way !!!! manandrana kely indray aloha aho manoratra mijery na mety na tsia fa nahazo soratra menamena be hoe " SQL/DB ERROR
15. diamondra27 ( 30/12/2005 12:16)
bon courage! le tsy nisy xxx herinandro no nahatonga an'io , tsy zatra intsony ny tanandry zalahy e
16. Fiffi ( 30/12/2005 12:19)
diamondra :-D:-D:-D:-D
17. hery ( 30/12/2005 13:53)
fiffi> io erreur io mihitsy no tadiaviko fa tsy hitako :-)
18. Fiffi ( 30/12/2005 14:23)
hery: izany hoe rehefa @ dinika iray aho izao ka te hiova dia tonga aloha dia io ilay soratra menamena be SQL/ERROR nefa na izany aza afaka mamaly hiany ka!
19. fijo ( 30/12/2005 19:22)
za vao naika hitaraina fa nisy hafatra nalefako,dia ilay resaka fanamelohana hofaty tany us no mivoaka tao.nefa dia mamaly toa ny fanaoko isan'andro.
20. Mifenty ( 30/12/2005 21:13)


za kou klou ndray andro efa tratran'ny erreur na base de données otran'io e.

tsy hita ozy io base de données io. sns
d tsy tafiditra aho sql error sns

fa zany oe tsy no vérifier ko oe taiza ho aiza no tsy ni passe ny prog kou.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3344