Bug ao amin'ny forum
21. jennifer2
(
30/12/2005 22:52)
Tsy mety lasa foana koa ilay valin'ny hevitra!
Andraso hoe andramako indray!
izaho matetika tratran'ireo foana, indrindra moa fa @ le erreur. Vao teo aho zao no tratra indray. Kanefa ny procedure ataoko tsy miova:
- mamaky ny hafatra,
- miditra eo @ le toerana famaliana ny hafatra,
-manoratra ny vali-teny,
-avy eo mi-clic an'le alefaso.
Dia nieritreritra aho t@ vao tratran'le erreur hoe ny teny ampiasaiko na ny fehezanteny ampiasaiko no misy diso tsipelina na koa misy diso. ka nefa ny eo ihany no eo.
Alefako indray ity raha lasa

22. jennifer2
(
30/12/2005 22:57)
De za koa zao saika handefa bizoroka de tsy nety nipoitra le takelaka.
Hitako fotsiny le hoe: hanome bozoroka, de avy eo klikeko. niandry aho fa tsy nipoitra le izy
Hitako fotsiny le hoe: hanome bozoroka, de avy eo klikeko. niandry aho fa tsy nipoitra le izy
23. Ralay
(
31/12/2005 05:18)
Tena misy blem marina fa efa namaly tato aho omaly dia tsy niseho indray ilay izy. Vao avy namaly forum hafa koa aho izao dia tsy niseho ihany koa fa aleo jerena haingana ny panne :lol:
24. Fiffi
(
31/12/2005 06:52)
Tena mbola tsy mety indray fa raha miditra ao @ namana ka hijery forum dia tsy maintsy mbola mamerina manoratra ny solon'anarana sy ny tenimiafina
Ity koa tena tsy mety mihintsy: isakin'ny miditra eto aho dia klikeko foana ilay "hanova adiresy mail" nefa hatramin'izao tsy mety miova ilay izy.
Ralay: ie! im-piry koa aho tratran'io ? tsy hita fa manjavona ny zavatra nosoratako.

26. Vahinala
(
31/12/2005 13:23)
hery: Za koa tratran'io foana nefa d mitovy am fanaoko isan'andro ihany ny manipulationa ataoko, d lasa zavatra tsynosoratako akory no mipoitra eo anefa avy eo na ra tsy izany ndray d miverina indroa na mihoatra ny valiny nataoko, asa re marina fa mazotoa !
29. Fiffi
(
02/01/2006 10:19)
tratrin'ny taona vaovao 2006 daholo indray isika rehetra , ho taona feno fahasambarana .
Misy olana be indray io fa hita etsy @ dinika nalefan'i "jm" radiovazogasy dia izay mamaly azy dia lasa mitovy daholo ny valiny sady tsy misy idiran'ilay fisaorana o !
Ity koa olna vaovao : mbola eto am-pamaliana hevitra tonga dia misy fenĂȘtre misokatra hoe " Avertissement: expiration du delai pour cette page"
tonga de tsy hita ilay nosoratana fa voatery manokatra ny serasera indray.

30. hery
(
02/01/2006 12:41)
mbola eo am-pijerena tsirairay ny antony mety mahatonga ny olana aho ... sady miasa fa miala tsiny raha somary tsy maharaka :-)
31. pissoa
(
02/01/2006 13:16)
Izaho sady tratran'ilay manjavona, no tratran'ilay manova resaka. Dia ankoatra ireo, rehefa avy ato amin'ny dinika no mandeha ao amin'ny namana, dia misy error menamena be :-D "Diso ny tenimiafina na ny solon'anarana. Avereno indray". Tsy session lany ilay izy fa efa nandramako. Fa rehefa avy ao amin'ny namana mandeha ato amin'ny dinika dia tsy misy olana mihitsy.
Dia toy izao no fanaoko rehefa ato amin'ny serasera:
Login (ao amin'ny namana)
Mamaky hafatra (raha misy vaovao)
Mandeha ato amin'ny dinika (dinika serasera)
Mifidy dinika (eto "Momba ny takelaka")
Maneho hevitra (raha misy), dia manindry ny bokotra *Alefaso*
Miverina ao amin'ny dinika (eto "Momba ny takelaka"), na mandeha ery amin'ny "Fandraisana"
Dia ireto misy zavatra tsy ataoko ... sao mety par eliminations :roll:
Tsy mi-login ato amin'ny Dinika (raha tsy ohatra hoe lany session dia tsy tafiditra ny hevitra)
Tsy mandeha eo amin'ilay hoe "Hamaly ny hevitra"
Tsy mandeha eo amin'ilay hoe "[Valio]"

32. Samoana
(
02/01/2006 13:24)
Herinandro teo za tsy nanokatra takelaka teto fa izao indray vao miditra. Tsy neken'ny mpiambina mihintsy ny tenimiafina fa tafahitsoka teo am-bavahady fotsiny ny tenako.Naveriko nijerena tany @ adiresy mail sao izaho no diso.
Hitako ihany ny vaha-olana: tsy maintsy natao majuscule ny "S" @ samoina vao nivoha ny varavarana serasera. Tsy tafiditra izany raha kelikely fa tsy ampy taona angamba e !! hihi. Samia milomano anaty fifaliana sy fahasambarana arahim-pahasalamana tsy misy pentina, lavitry ny sorisory @ izao taona vao izao e !

33. hery
(
02/01/2006 20:38)
Vita aloha ny fanamboarana voalohany... eritreritra ihany mety ho nahatonga ny olana. Tsy fantatro raha izay no antony.
34. hery
(
02/01/2006 21:19)
Nohatsaraina ihany koa ny fandefasana hafatra ka angamba tsy hisy hiverimberina indroa intelo intsony.
35. Fiffi
(
03/01/2006 16:59)
hery: hita eto aloha @ izao fotoany izao fa efa mandeha tsara daholo satria tsy misy zava-nitranga hatr@ izao , efa afaka tsara miovaova hevitra @ famaliana izany . Dia misaotra anao indrindra.:-*
36. vale
(
03/01/2006 23:19)
HERY> efa miatsara ilay nikorotana be teo ka! ny famaliana ny hafatra izao no itako nihatsara ihany kou!merci Hery!:D :-*
38. Fiffi
(
04/01/2006 10:58)
way !!! tena diso aho fa rehefa mamaly dinika ka miverina ao @ namana dia misy ilay soratra menamena hoe" diso ny solon'anarana sy tenimiafina fa avereno indray"
40. Fiffi
(
04/01/2006 15:21)
pissoa: io akia aho mbola manandrana eto nefa rehefa mivadika any @ namana aho dia tsy maintsy mamerina manoratra ny solon'anarana sy teniafina an! inona no ataondriko , omeo sopapa kely ary ny aty e! :-D:-D:-D