Bug ao amin'ny forum
41. dadabe
(
06/01/2006 12:27)
zayyyyyy zah tsy niditra mihitsy satria haiko fa tsy maintsy ho tafavoaka ao i hery .
saingy ny indro kely mba hitarainako dia ity sary kely tsy mandeha ity , asa maninona ??? de indraindray mandeh, misy aza fotoana tsy klikeko le sary kely fa soratako mihitsy ohatra :de aveo wink de aveo : de mbola tsy mivoka ihany le sary ???????!!!!!!!

42. hery
(
06/01/2006 13:21)
ok> :?
Nahitsy ny sarykely
Tsy hitako hoe tsy nety satria aho nampiasa firefox
Misaotra anareo mampandre hatrany rehefa misy hadisoana... hita hoe miaraka manamboatra an'ity serasera ity mihitsy isika ;)
Nahitsy ny sarykely
Tsy hitako hoe tsy nety satria aho nampiasa firefox
Misaotra anareo mampandre hatrany rehefa misy hadisoana... hita hoe miaraka manamboatra an'ity serasera ity mihitsy isika ;)
43. Fiffi
(
06/01/2006 21:32)
hery: mba misy olana kely fa efa mba ela hiany aho no mba saika hanova adresse email , dia ohatran'ny mandeha tsara ilay izy , dia misy soratra hoe andefasanay mail any ianao sy ny hoe efa nandeha tsara ny fihovan'ny adresse nefa hatramin'izao mbola tsy niova foana . Misaotra o!
44. hery
(
07/01/2006 09:26)
fiffi> nahazo an'ilay code ve?
Dia nandeha teo amin'ilay hoe verifier?
Dia nekeny ilay verification?
Dia nandeha teo amin'ilay hoe verifier?
Dia nekeny ilay verification?
46. Fiffi
(
07/01/2006 09:53)
izao zany:teto aho dia nivadika any @ namana ary mbola nahazo an'io hiany hoe " diso ny solon'anarana na ny tenimiafina fa avereno indray" menamena io an.
Io fa efa nanova ny adiresy email aho , dia misoratra hoe" nandefasanay email ary ny adiresy.... nefa tsy manazo email no mbola tsy niova ny adiresy.Nefa nekeny tsara ny verification ary tena hoe lasa io an!

47. hery
(
07/01/2006 10:45)
Ok
Diso hono ilay adiresy napetrakao ao fa jereo tsara
adirey ao amin'ny @hotmail.fr no napetrakao tena io ve no izy?
Miverina fotsiny any amin'ny serasera mantsy ilay email dia izao ny soratra ao hoe
(reason: 550 Requested action not taken: mailbox unavailable)
Tsy olana ankapobeny izany ilay izy fa adiresy diso. Afaka lazaiko anao manokana @ namana ny adiresy napetrakao tao dia jereo raha diso na tsia.

48. Fiffi
(
07/01/2006 13:52)
hery: efa novaliko any ianao , ary efa no-verifieko koa ny adresse fa tena io satria miresaka @ namana eto koa aho @ izao fotoana izao . Mahagaga ahy io an! fa tena .fr ilay izy ka . Misaotra anao
49. Fiffi
(
10/01/2006 11:57)
Misy olana kely indray ity ka manahirana ahy fa voatery averiko daholo izay zavatra nosoratako : mbola eto am-pamaliana hafatra aho dia misy "fenĂȘtre" misokatra tampoka io dia milaza hoe " le delai de connexion au serveur a expirĂ©" dia voatery manokatra ny serasera vao2 indray.
50. Fiffi
(
12/01/2006 18:37)
hery: misy olana indray fa efa i4 aho izao namaly dinika nefa dia tsy hitako hoe lasa aiza io valiny io ? ohatra , namaly ao ao @ ilay hoe statistika , mijery aho dia hitako ao fa hoe i fiffi namaly nefa rehefa miditra ao aho dia tsy mahita n'inoninona