lalao Sudoku

1. hery ( 21/12/2005 14:24)
Iza no tena tia manao sudoku ato amin'ny namana ato? Mbola tsy ampy 6-bolana izay no nahalalako ny sudoku fa tena raiki-pitia aho amin'izao :-)
Tandremo fa tena andevoziny mihitsy raha mitaredretra :-)
novalian'i Veloo ny 25/12/2005 21:19
2. vegas ( 21/12/2005 14:50)
tena manandevo tokotrany izy aloha. fa rehefa tampina ny dômy de i hery ve mba mandrovitra? lol
Ny ahy rovitiko de maka hafa ndray. Tsy manao afatsy level 4.
3. namanao ( 21/12/2005 14:52)
Za aloha mbola tsy malala an'zany sudoku zany. Fa empire earth no saika nanandevo ahy !
4. Veloo ( 21/12/2005 15:30)
inn aloha ty sudoku ty e?
5. 2gasy ( 21/12/2005 15:37)
Izaho koa dia mankafy io lalao io noho izy azo hitaizana saina tsara.

Ho an'izay tsy mahalala, ity misy dikan'ny règle du jeu :

"Une grille de Sudoku se compose de neuf carrés de 3x3 cases. Au sudoku, ces carrés sont appellés "régions".

Le but du jeu est de compléter la grille afin que chaque ligne, chaque colonne et chaque région contienne tous les chiffres de 1 à 9 une fois et une seule.
Aucune culture mathématique n’est nécessaire, juste un peu de logique et de patience !"
6. Fiffi ( 21/12/2005 15:51)
8O8O8O8O tena tsy mahafantatra izany indray aho an!
7. Veloo ( 21/12/2005 16:14)
2gasy a miciiiiiiiii lesy a
fiffi a to otran'ny oe kilalaon-da le izy o?
8. lanto92 ( 21/12/2005 18:28)
za ko tia be! fa nenà mbola chiffre no nataoko fa mbola tsy nanao an'ilay lettre.
nisy concours mitsiny taty paris de vevavy no nandresy.ity misy site : www.sudoku.com
9. 2gasy ( 21/12/2005 18:30)
Izay te-hahafantatra misimisy kokoa ny sudoku http://sudoku-factory.com/
Afaka mianatra ireo tetika tsotsotra. Afaka milalao en ligne sady misy niveaux samihafa.
Tandremo sao raiki-pitia !!
10. Fiffi ( 21/12/2005 18:40)
Veloo: tsy aiko io an! fa nojereko teo dia toa kompliké be izy zany , efa nanandrana ve Veloo?:)
11. mirana5 ( 21/12/2005 19:02)
hery:

Iza no tena tia manao sudoku ato amin'ny namana ato? Mbola tsy ampy 6-bolana izay no nahalalako ny sudoku fa tena raiki-pitia aho amin'izao :-)
Tandremo fa tena andevoziny mihitsy raha mitaredretra :-)


marina mihitsy zany fa maha raiki-pitia tokoa io fa ny magazines rehetra koa ange da misy azy daholo e manomboka amin'y télé z ka hatramin'ny femme actuelle sns e
12. Veloo ( 21/12/2005 19:40)
fiffi a kay zavatra efa hitako fa ny anarany fotsiny no tsy fantatro :-D:-D:-D
aza mba tara train ihany retsy a ...(tsy a la page)
13. Fiffi ( 21/12/2005 20:22)
veloo: =))=))=)) de lasa nanao fotoan-gasy ve miaraka aminao ? :-D:-D:-D fa tena tara train marina ko!! ( tena tsy à la page marina klé) sa ao ambadik'i sahondra ? hainao ve aloha io hira io ? taloha nisy disque hoe sahondra ny face de ny ao ambadika hoe tara :-D:-D:-D
14. Veloo ( 21/12/2005 20:51)
fiffi a tsy aiko ndray zany hra zany ... za anie tara train fona e :-D:-D:-D
15. jennifer2 ( 22/12/2005 03:25)
fiffi a! ity ve zany hira zany?Le hoe
"tara e!
tara loatra e
Ny fitiavanao ahy
Tena tara loatra akia
any an-kafa re manoro-pitia e!
.....
16. akamatiana ( 22/12/2005 03:32)
:-D
17. pissoa ( 22/12/2005 07:09)
fiffi :-D:-D

tena poizina marina ilay kilalao an, tsy mahasarika be!
18. dadabe ( 22/12/2005 12:18)
sudoku hummm zah klou mahay e ary ny sudoka ve mba misy mahay d mivadika judoka , d lasa :roll:tsy haiko
19. zoara ( 22/12/2005 18:55)
vao telo andro no nanandramako azy fa tena mbola tsy ao mihitsy eh.ny anahy indray dia ny mots flechés no manandevo ahy eh,farafahakeliny de 4 grilles alohan'ny hatory!!!!
20. Veloo ( 22/12/2005 20:10)
zoara a ny ahy ko retsy mots fleches...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2794