lalao Sudoku

21. Fiffi ( 22/12/2005 20:18)
Veloo: :-D:-D:-D io ary ndriko fa ao ambadik'i Sahondra an !:-D:-D:-D
jenni: ie ! io mihintsy ilay hira ka !:-D:-D:-D
pissoa: ao ambadik'i Sahondra koa anga ndriko ? :-D:-D:-D
22. cathy ( 22/12/2005 20:21)
manao ahoana
tsara ilay sudoku
nahavita nividy boky kely iray isankerin'andro aho
rehefa nivoaka ny electronique dianividy misy
1 million jeux ao anatiny
leo ianao farany
23. Veloo ( 22/12/2005 20:26)
fiffi a njy ko nga ao ambadik'i sahondra :-D:-D:-D
za aloha dia ao mihitsy e :-D:-D:-D
24. Fiffi ( 23/12/2005 06:58)
Veloo: :-D:-D:-D:-D tena ao mihintsy akia zaha an! way !!! soahiany fa teo ndriko miaraka amiko . Nihevona impiry indray i Sahondra ao ? :-D:-D:-D:-D
25. pissoa ( 23/12/2005 08:04)
fiffi:
pissoa: ao ambadik'i Sahondra koa anga ndriko ?

:-D:-D k'hita kou! Dia avy eo koa efa henoko foana io fitenana io fa tsy azoko mihitsy ny dikany taloha ... zany de tena ao ambadik'i Sahondra mihitsy :-D:-D
26. Fiffi ( 23/12/2005 19:18)
pissoa: =))=))=)) :-D:-D:-D
27. dadabe ( 24/12/2005 03:17)
lasa indray ireto mpanova size ireto tssssssss :evil:
28. Fiffi ( 24/12/2005 07:10)
io fa tena ao ambadik'i sahondra marina ra-dadabe:-D:-D:-D ! ao mivanitika kely moa ra-dadabe a!!!!! tsy omena tsiny aloha enao fa mba Noëly e!:-D:-D
29. Veloo ( 24/12/2005 07:43)
:-D^^:°):-D:-D
30. Fiffi ( 24/12/2005 08:29)
Veloo: :-D:-D:-D :-*:-*:-*
31. Veloo ( 25/12/2005 21:19)
fiffi:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2457