Ahona ???

1. rabezizily ( 19/12/2005 10:00)
Mba toroy hevitra ry zalah
@ ty aretikibo ity fa tena tsy laitra a!
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:23
2. akamatiana ( 19/12/2005 10:03)
ndana mangery :-D:-D:-D
3. ari.malala ( 19/12/2005 10:16)
akamatiana, :-D:-D:-D:-D:-D

mihinàna charbon e
4. pissoa ( 19/12/2005 10:18)
:-D:-D
5. akamatiana ( 19/12/2005 10:48)
misotsou rano mafana:-D:-D
6. rurik ( 19/12/2005 11:06)
fa aretikibo ahoana le izy?
7. pika ( 19/12/2005 12:24)
za mbo gaga ko
misotroa vinaigitra
8. Fiffi ( 19/12/2005 12:42)
akamatiana::-D:-D:-D:-D
manao bouillotte asiana rano mamay anaty tavoangy de fonosana lamba de atao eo ambonin'ny kibo na mihinana lacteole forte e!
9. watafon ( 19/12/2005 13:10)
COLICALM hohanina e! comprimé tsakoina izy io e!
10. akamatiana ( 19/12/2005 13:50)
:-D:-D ô ranezizily a!! sitsana veuuh! ra mbola d osory didolilo coco njay we :-D:-D
11. Bariry ( 19/12/2005 14:21)
fa marary manaona kay le kibo....manotika sa.... de le dokotera ihany zany euh...
12. Veloo ( 19/12/2005 15:37)
nidiran'ny sovoka nga i zizily?
13. watafon ( 19/12/2005 16:51)
aza minono tànana intsony fa mankarary kibo ange io e!
14. diamondra27 ( 19/12/2005 18:03)
inona doly ary 'ty! misy tena tsssss an!

ny aretikibo de misy karazany:ka inona le izy?
ao ny mivalana, mipiriritra ary ao ny constipé = tohana? ao ihany koa ny aretimbevavy isambolana, de ao koa ny colique , de refa sendra misy zavatra nahataitra anao tampoka iny de te hivoaka ianao etc...

Samy manana ny fanafodiny doly ireo
de ireto aza ny fanafany:

avant tout anefa de fantaro le izy fa raha mivalana enao kanefa mihinana fanafody mampivalana de vao maika loza eo ny hanjo

coca cola
smecta
lactéole fort
imodium
debridat
spasfon
météoSpasmyl ....

advil-doliprane: raha marary ny règle.....

zay aloha sao be loatra njay de leo nareo mamaky azy

mankanesa ihany any @ dokotera de tandremo ny date limite

15. diamondra27 ( 19/12/2005 18:10)
forlax koa mbola izy raha ohatra ka tsy nety nande nikapa elaela le olona, de mijery dr ataony lavage = omeny fanafody mampivoaka

la météoSpasmyl de fanafody raha misy douleur ka te handefa gaz enao nefa tsy mety mande le izy

de le charbon???????? averiko eto le izy fa tsy charbon combustible akory no tian'le ranamana tenenina eto je suppose fa comprimé antsoina hoe: charbon

de aza manambe e!
16. Noslid ( 19/12/2005 18:47)
Mampangotraka Jean Robert (voninkazo io)dia misotro an'io avy eo. Dia tandremo ny miboridana matetika fa io no mety nahavoa anao. Alaviro ny tsaramaso ary ataovy akaiky ny bouchon.
17. akamatiana ( 19/12/2005 19:20)
kaiiiiii , lasa marary kou kiboko zany :^):{
18. Bariry ( 19/12/2005 19:37)
dryyyyyyyyyy
19. akamatiana ( 19/12/2005 19:51)
kôzy eeuhh!! :^)
20. Veloo ( 19/12/2005 20:11)
eny euuuuuuuhhhhh :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1261