Ahona ???
22. jennifer2
(
19/12/2005 23:38)
raha marary kibo, misy rivitra te hivoaka de ataovy mafana tsara ny vatana iray manontolo, de maka rano mafana iray kaopy, asio whisky kely iray sotrokely na rhum kely, de sotroy.
23. diamondra27
(
20/12/2005 00:04)
jennifer : whisky inona le izy? label 5 sa wilson sa scotch? De ndao hifandombera kely indray fa elaela zany an!
32. rabezizily
(
21/12/2005 13:08)
milay kosa aloha le torohevitra maro e
fa le izy koa anie marary kibo mivalana e
d tsy hita ze atao
efa mihinana sôkola b za
saingy ...... prouuuuuufffff !!! sady maimbo b
d ahona ?
fa le izy koa anie marary kibo mivalana e
d tsy hita ze atao
efa mihinana sôkola b za
saingy ...... prouuuuuufffff !!! sady maimbo b
d ahona ?
34. diamondra27
(
21/12/2005 19:02)
le lactéol fort ampiasaina e! contre diarrhées io raha tsy mety mandritra ny 2 andro de manatona dokotera
mandritran'izay de reto avy no atao:minana carottes,ovy,lasopy na purée,
pates na varyna ranovola
compote de pomme
biscuits salés ou sucrés
RARANA:jus de fruit et fruits crus, legumes riches en fibres,, source de protéines animales,et les boissons glacées

38. watafon
(
22/12/2005 08:40)
efa 03 andro v ry rabezizily d mbola tsy sitrana ihany an :-D! averiko eto indray fa raha mbola resaka fivalanana tsotra aloha eto amin-tsika d COLICALM CP an'i FARMAD no tena mahomby indrindra e! 1cp isaky ny atsasakadiny , fa raha tsy afaka amin'izay kosa d misy zavatra hafa ao !