hotesse ao @ air mad mahalasa saina

1. joda ( 03/12/2005 21:12)
mba mahalasa saina kely ahy ihany ny momba ny sasantsasany @ ry zareo ireo fa dia misy ratsy an!!!sa hoe havan'ny deba ao dia lany mahagaga !!!
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:26
2. Herimiafina ( 03/12/2005 21:15)
Mety ho izay, nefa mety ho manana atout maromaro hafa ihany koa, toy ny fahaizana tenimpirenena hafa sy ny fahaizana milomano.

Otsan'ny hoe pilote manao solomaso ihany kah, ny tsy fanaovana solomaso no fempetra fa kosa raha olona efa manana atout maro hafa dia mety azo leferina izany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
3. fiaritiana ( 03/12/2005 23:59)
mety tsy dé ny haratsiny loatra anie e! fa ny fahaizany koa, ohatran ny miss ihany io, refa mahay miteny sy otsizay fa tsy oe ratsy be kosa lo e!
tena tsy anao hotesse njay sa so voahilika any klé!
ngah tsy hoe:GASY KA MANJA NJAY E!!
4. Herimiafina ( 04/12/2005 00:03)
Ny personnel naviguant commercial kou anie tsy voatery le hotesy mandehandeha mi-servir mpandeha ireny fona klé, toa misy andraikitra maro hafa koa ao anaty avion ao ilana azy.

Sady le sipa ve de tena ratsy kosany fa mety mba manana personnalité na manière d'être favy be kou, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

5. fiaritiana ( 04/12/2005 00:08)
fa ahoana lo lé tena oe sipa ratsy e!
6. dadabe ( 04/12/2005 00:50)
maninona tsara le hoe hotesse?? misy fepetra maro takiana anie ny @ hotesse de l'air e,tahaka izany koa ny pilote tsy hoe avy hatrany d mpanamory Boing daholo akory fa mety misy ny pilote avion de chasse ,helico,pilote de ligne ,sns na ratsy na tsara tsy any le fipetrany ,ny ratsy aminao mety ho tsara @ hafa
ohatra: nisy hotesse de l'air niara-nianatra taminay taty chine ,fa saingy izy avy any thailand ,sondenda kely ilay izy ,ary raha izaho dia tsy tiko izy satria sondenda fa any aminy izy sur aho fa tsara izy de zay e...:D
7. Veloo ( 04/12/2005 01:45)
za ko zany tsy ho tian-njy ry dadabe za ko anie sondenda e :-D:-D:-D
to tonga maraina be njy ? zay mbola sabotsy alina kle :-D:-D:-P:-P
8. Herimiafina ( 04/12/2005 01:48)
Inn zany sondenda ry Veloo, hazavao hoe de ataovy vokabilera herimiafina kely fa tsy arako klé, hehehe:-D:-D:-D:-D
9. Veloo ( 04/12/2005 01:51)
hery a peta korina be no sady fisaka ny eo @ devant-ny tarehy plat be e.
sa tsy izany ry dadabe?
10. Herimiafina ( 04/12/2005 01:52)
Ka tsy iny petaka iny ve no mahatsara azy e, amin'izay ze bizoroka omeko an'i toi any tonga de sur fa mipetaka, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. Veloo ( 04/12/2005 01:56)
adiniko ko fa ny maso hila tsy hita :-D:-D:-D:-D
inn no no ratsy amin'ny hery e :roll:
12. Veloo ( 04/12/2005 01:56)
na fisaka otran;ny sahafa ary :roll:
13. Herimiafina ( 04/12/2005 02:03)
Fa inona kalongany no dikan'ny hoe "ratsy" e? Tsy ato anaty diksionerako izany, hehehehe:-D:-D:-D:-D

Ngah njy fisaka otsan'ny sahafa ry Veloo?
14. dadabe ( 04/12/2005 02:03)
hay ve mbola sabotsy alina any amnareo izao e,aty aminay efa alahdy kkle efa aty ampenarana zah zao ,
herimiafina io efa voalazan'i veloo io le sondenda e
veloo fa njy anie tiko foana na izany aza e :*
15. Herimiafina ( 04/12/2005 02:13)
Ary nihena izany fitiavan'i dadabe an'i Veloo izany an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. Veloo ( 04/12/2005 02:13)
dadabe a njy miteny oe tsy tia sondenda knou:cry::cry: - odry alahady ve mianatra nareo?
o ry kala hery a ie ka ahona:roll::-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 04/12/2005 02:14)
Zah nefa mbola manana crédit fitiavana bedabe azo lanina aminjy? hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. jennifer2 ( 04/12/2005 02:25)
i herimiafina zany manana credit fitiavana omena an'zao rtehetra zao an?
19. Herimiafina ( 04/12/2005 02:27)
Ie, tena bedabe mahintsiny de tsy lany laniana de mila zaraina kanefany mba ho lany any fa mampanaelo fotsiny eo i Herimiafina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
20. dadabe ( 04/12/2005 02:30)
ouaajay le inn ary ty
veloo > avia aty hoa njy:*:*:* d fihino mafy be zah sao d mirongatsa eo ny krdin'i lery
zahay anie aty na alahady aza mibosy e,fa ngah ny an'i sinoa misy an'izany :-D izy ATHEISTA ko :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2563