hotesse ao @ air mad mahalasa saina

41. Herimiafina ( 04/12/2005 19:44)
Tsy de tena haiko aloha fa ny ahy pilote no tena haiko satria efa tao izaho, fa ny hitako dia mitovitovy ny zavatra hampanaovin'ny air mad amin'ny selection pilote sy ny selection PNC (stewart sy hotesse) eo amin,ny visite medicale fotsiny no mahasamihafa azy.

Genre de question1 apetraka aminao: raha misy mangataka hiara-hatory aminao ny passager de ahoana ny ataonao?

Genre de question hafa: inona no antsoina hoe droit de cuissage? inona ny hevitrao amin'izany?

De valiana en trois langue ireo fanontaniana ireo mandritry ny interview, misy pilote iray, misy directeur commercial, ny chef de département formation et ressource, ary hotesse iray no manadina eo. hehehehe:-D:-D:-D:-D
42. fiaritiana ( 04/12/2005 19:46)
reponse kestion 1:dé inn no ataon i herimiafina?
43. Herimiafina ( 04/12/2005 19:48)
De tonga d elasa izao tsy misy hatak'andro, izany ve de lavina, lol.
Izay angamba no naha-séléctioné ahy tsisy question konkou tamin'izay, hehehehhee:-D:-D:-D:-D
44. Veloo ( 04/12/2005 19:53)
sonwin a na sondenda ary ve dia tsara? mba hafa ndray zany fijerin'ny sasany zany kle:-D:-D:-D
45. fiaritiana ( 04/12/2005 20:02)
Herimiafina:

De tonga d elasa izao tsy misy hatak'andro, izany ve de lavina, lol.
Izay angamba no naha-séléctioné ahy tsisy question konkou tamin'izay, hehehehhee:-D:-D:-D:-D



zany an!tena mety tara taminao koa lé jury vavy koa!:-D
46. Herimiafina ( 04/12/2005 20:04)
An3, tamin'ny anah kalongany, tsy nisy jury vavy fa refa PNC vao eo ilay izy, fa ny anah commandant de bord-ny 747 sy sefo depan'ny formation et ressource no nanadina ahy teo de Psychologue avy any amin'ny Ecole Nationale d'Aviation Civile de Toulouse, masiaka be roalahy izay, hehehehe:-D:-D:-D:-D
47. fiaritiana ( 04/12/2005 20:10)
lé reponse zany no nahalany anao a!:-D:-D,misotra nanome sopapa e!so dé handalo amin zany koa!
48. Herimiafina ( 04/12/2005 20:16)
Ka ny sarababembahoaka anie akia tonga de mamaly hoe: iza kou no andeha hanao an'izany, tsy fombako izany, resahako mangina izy de izaho tsy hanao.

Kanefa tsy sarababembahoaka no fidina fa olona miteny ny tena marina heritreretiny fa tsy le manao cinéma manenjika ny fomba fisainana idealy ambava fa tsy idealy amin'ny fihetsika akory e. hehehe:-D:-D
49. fiaritiana ( 04/12/2005 20:17)
ka matahotra ry zareo raha mamaly eny eo ka oe tsy lany koa!
50. Herimiafina ( 04/12/2005 20:19)
Ie, noho ny fahatahorana ve dia handainga, izay mahintsiny no tonga de rakatr'ilay psychologue eo hoe mandainga ity olona ity rehefa matahotra.

Ny lainga anie raha amin'izay ohatra izay dia karazana manque d'intelligence hoy ry zareo e, solution facile, misy autre maniere de repondre à la question. hehehehe:-D:-D:-D:-D
51. fiaritiana ( 04/12/2005 20:22)
resaka intelligence daolo zany e!sady toi coco beuh mahitsiny!
52. Herimiafina ( 04/12/2005 20:24)
Zah tsy coco be izany kah, tia mampiasa coco fotsiny zah sady zah ny foko no henoiko fa tsy ny saiko satria ny saiko feno fisainan'olonkafa izay mety tsy mety amiko de tsy atokisako loatra, hehehehe:-D:-D:-D:-D
53. fiaritiana ( 04/12/2005 20:28)
ka lé mampiasa coco anie mampiasa saina e!
54. Herimiafina ( 04/12/2005 20:29)
Ie, mampiasa saina na coco zah entina mandika ze tenenin'ny foko fa tsy entina mandika ze tenenin'ny olona kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
55. fiaritiana ( 04/12/2005 20:32)
tsara hianarana zany ka!
56. Herimiafina ( 04/12/2005 20:44)
Ze mety amin'ny tenanao hianarana kah, tsy izaho mahintsiny no andeha hiteny aminao hoe noana ianao na te-hatory ianao fa ianao ihany no mahafantatra an'izany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
57. hesham ( 05/12/2005 00:17)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
58. jennifer2 ( 05/12/2005 00:40)
ary hesham manjohy an'i herimiafina moramora an!
59. Herimiafina ( 05/12/2005 00:41)
Mitady hi-birda tampoka anah ao ankodimirana injay izy io izao an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
60. jennifer2 ( 05/12/2005 00:43)
sady efa nitady hilalao ny fotsanao izy teo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.624