hotesse ao @ air mad mahalasa saina

21. jennifer2 ( 04/12/2005 02:32)
fa andro inona ry dadabe no andro tsy fiasana any?
22. Veloo ( 04/12/2005 02:39)
dadabe ay tokoa moa tena adiniko... njy zany tsy mivavaka mihitsy any an :lol:
ny krdin'io lesy ledada efa latsaka :-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 04/12/2005 02:41)
Zah ne mba mi-test fotsiny e, sao mantsy nareo manao fitiavana akoho ka eny ambilany no misaraka klé, hehehehhee:-D:-D:-D:-D
24. Veloo ( 04/12/2005 02:52)
tsy aferan-njy zany re hery a:twisted::twisted
:-D:-D:-D
25. dadabe ( 04/12/2005 03:00)
:@:@herimiafina > merci less ry akama :wink:
veloo > zah mivavaka ato antrano ka ^:^
jennifer2 > ny vaknsy ihany no andro tsy iasana ilay antsoin'ndry zareo hoe festival d'hiver @ volana janv -mi-fevrier eo no tena fety be ary mihidy daholo na ny magazay na ny birao mandrittra ny 1 semaine ,fa ny mpianatra 1 volana tsy hita sns ....misy manapoka tsipopoka sy afomanga he h ehehehe
26. Veloo ( 04/12/2005 03:06)
njy ko ve mi-participer an'ilay festival-njy zareo? ry zareo malaza mihitsy ny tsipopoka sy ny afo-manga ka :-D:-D:-D
27. jennifer2 ( 04/12/2005 05:02)
dadabe ve tsy hanandrana?

fa tandremo sao apokanao ato @ serasera fa zahay tsy mahatanty a! za moa zany e! mora taitra kely.
28. kiali ( 04/12/2005 11:28)
zah miatdy vady hotesse air mad!! fa inona aloh zany hotesse eh???
29. diamondra27 ( 04/12/2005 12:35)
ka mety reo nge le noteneniko tary @ hatsikina nandalo devant ny caissier e! ih! hi! hi
30. fiaritiana ( 04/12/2005 14:30)
zà aky hotesse air mad ry kiali a!
31. fasaly ( 04/12/2005 18:13)
kiali a! efa tsy mila mitady njy fa i fiartiana hono hotesse air.mad de lasa nareo zany ry kiali vol gartuit a!
32. sonwin ( 04/12/2005 18:29)
dia mazotoa manidina e
33. chipie1 ( 04/12/2005 18:33)
na mety( le tsara) kou tsy manao hotesse
34. Herimiafina ( 04/12/2005 18:45)
Misy tena favy ny hotesse ny air mad kah, misy tena zanak'anjely mahintsiny, hehehehe:-D:-D:-D:-D
35. sonwin ( 04/12/2005 18:52)
favy daholo zareo ao ka, fa arakaraky ny mpijery
36. Herimiafina ( 04/12/2005 18:57)
Saingy tsy maharitra indraindray fa roa taona ihany de tsy hita klé, sady tsy mahazo manao bikina fa tonga de tapaka ny contrat an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
37. fiaritiana ( 04/12/2005 19:19)
Herimiafina:

Saingy tsy maharitra indraindray fa roa taona ihany de tsy hita klé, sady tsy mahazo manao bikina fa tonga de tapaka ny contrat an, hehehehe:-D:-D:-D:-D



zany an!dé tsy afaka manambady zany ny hotesse na raha tsy hoe manambady fa tsy miteraka, kiiiiiiii! hotesse aiza lo io lazain i toi io ry herimiafina a!hotesse de l air ihany ve?
38. fiaritiana ( 04/12/2005 19:21)
fasaly:

kiali a! efa tsy mila mitady njy fa i fiartiana hono hotesse air.mad de lasa nareo zany ry kiali vol gartuit a!



ka zà toa hiala njay fa gravy be lé contrat aky ry fasaly a!tsy mahazo bikina hono koa raha manambady zany dé ahoana? niala njay zao ry kiali a!dsl!:-D:-D
39. Herimiafina ( 04/12/2005 19:24)
Hotesse de l'air en général io kah, mahazo manambady fa tsy mahazo bikina en service izany, matetika moa dia lasa critère officieux (na miafina) le hoe tsy manambady, tsy officiel izany fa aleon'ny compagnie mampiasa sipa tsy manambady e. Commercial daholo izany.
Misy foana ny exception rehefa tsy ampy ny olona na rehefa manana atout hafa ilay olona.

Sarotra be anie le hahazoana olona sady tsara tarehy no mi-satisfaire ny critère de séléction rehetra e.

Ohatra fotsiny, mila pression pulmonaire 2litre ohatra nefa vitsy ny sipa mihoatra ny 2litre rehefa visite médicale PNC, kanefa tsara tarehy dia mihintsana rehefa séléction. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
40. fiaritiana ( 04/12/2005 19:33)
:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6974