mampihena kibo

1. fiaritiana ( 02/12/2005 21:30)
mba atoroy izay fika mampihena kibo ry reto a!ankoatran ny sport?

misaotra anareo!
novalian'i fasoa1 ny 16/06/2006 14:55
2. lapino ( 02/12/2005 21:59)
Ny sport ihany angamba no tena mety hahomby indrindra ka! Ny tsara aza le sport somary mahery setra sy misy effort maharitra ireny, ohatra karazana baolina, arts martiaux, sns, ... Dia mba sport equilibré ho an'ny vatana fa tsy hoe vao mifoha maraina dia akainkona ao amin'ny abdo ilay kibo. Le izy koa tsinona ny vatana manontolo mihitsy no mila karakaraina fa tsy ilay kibo fotsiny.

Raha tsy izany, misy ny sasany mampiasa gaine. Ny sasany mihinana an'ity karazan-javatra etsy sy eroa amin'ny dokambarotra rehetra ity, ...

Fa ity anefa mba torohevitro: tsy tsara le manao regime hoe tsy mihinan-kanina raha tsy hoe angaha arahana nutritionniste.

Ateraka ze ao anatiny ao :wink:
3. Fiffi ( 02/12/2005 22:00)
fiaritiana: pedalo de vita io ! 5mn par jour de mety, mazotoa e!:D
4. fiaritiana ( 02/12/2005 22:05)
bicycle ve ry Fiffi?

lapino:fa lé abdo ve tsy mety lé isa-maraina? lé vatana mantsy tsy dé toako hihena be loatra fa lé kibo mihitsy no fisahana e!

misotra e!:-*:-*
5. lapino ( 02/12/2005 22:51)
Le izy ange tsy hoe muscler-na ilay abdo no tadiavina e. Fa le hoe mipetraka mahitsy tsara le izy. De nefa tsy mipetra-drery le izy fa miara-miasa amin'ny muscles manodidina azy. Dia mila karakaraina daholo izany hatrany amin'ny lamosina hihitsy, ny muscle eo amin'ny tratra ilay "ihantonan" ilay muscle-n'ny abdo koa mba mila mafonjafonja fa tsy 'hanampy trotraka', de ny abdo koa moa izany.

Ny vatana manontolo mihitsy izany nony farany e! Mifampiankina daholo ny singan'ny vatana rehetra.
6. Herimiafina ( 02/12/2005 22:52)
fiaritiana:

mba atoroy izay fika mampihena kibo ry reto a!ankoatran ny sport?

misaotra anareo!

Fa maninona no ahena ny kibo, izany zao no tedavina klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

7. vale ( 02/12/2005 23:19)
Fiffi:

fiaritiana: pedalo de vita io ! 5mn par jour de mety, mazotoa e!:D



marina ve ry fiffi! ny ahy toa tsy itako loatra ze fienany nefa za ko manao vélo(appartement) iany matetika!sa inona ny tinjy hotenenina???
8. fijo ( 03/12/2005 05:40)
Mc do sy frity koa tsara an
9. ravatorano ( 03/12/2005 05:53)
ntssssssss fa maninn no hahena ny kibo eh
io neh ka isan'ny mampisongadina vatana eh sady mbo hihavahana amain ny be sy ny maro hahahahahahahaha
za mbo manao pedalo zany fa tsdy mahavita mlatetika satria tsisy fotoan fa tsy mety mihena eh!
petafako izao karaza panafody sinoa vazà gasy izao fa mihena lery d miverina indray
d navelako amizay eo hahahahahahaha
fa tsy maintsy hihena ho azy eo io eh na hipoaka mihitsy hihihihihihih
10. fasaly ( 03/12/2005 06:38)
fiaritiana:

mba atoroy izay fika mampihena kibo ry reto a!ankoatran ny sport?

misaotra anareo!

fiaritiana a!: ny sport anie tsy hoe mampihena mihintsy raha tsy ampiarahina regime e!
na hanao sport toy inona aza ianao rehefa mahaery homankanina indrindra hanina matavy sy be siramamy de tsy hiena mihintsy aky!
manaova effort bdb amin'ny regime fa afaka ny volume ny kibonjy fa raha efa zao ny vahanjy de tsy ho afaka tanteraka lay izy, ary raha mihena injy tsy ny kibo ihany ny mihena fa ny vatana rehetsa, koa manome korazy anjy zà amin'ny regime fa tsy misy miracle aky a! regime matotra ihany ny fanafodiny aloha, lazaiko anjy fa tamzà tonga voalohany teto dia nitobmo be mahintsy aho nahazo 10kgs fa nasiako ny regime de lasa tanteraka ilay 10kgs de niverina kelikely toy ny taloha ihany fa dur aloha fa mila finiavana e! de mazotoa

11. Fiffi ( 03/12/2005 07:17)
fijo: io kosa aloha de tena tsy lasa kosa e!
vale: tena marina io an ! mandry eo ambonin'ny tapis io de alefa fa tsy velo io an! fa effort manokana , zah aloha manana velo d'appart fa tsy alehany io an! tsy mitovy @ pedalo tsotra.
fiaritiana , vale , fasaly : ny zavatra hatao voalohany aloha dia ny manao regime , ary tsy regime enjana be io fa evitena daholo aloha ny "grignotage" aleo mihinana pomma rehefa misy creux kely iny. ny charcuterie aloha dia banissena mihintsy , ny hena matavy , evitena koa ny mihinana hena @ hariva sy manao sakafo copieux @ hariva satria ny vatantsika tsy mihetsika , tsy miasa @ alina dia miasa ao ny fahazahoana gras . Ny sakafo , afaka mihinana ny rehetra fa ahena ny portion , ny maka ptit dej aloha tena important be eh! ny menaka dia aleo mampiasa huile de colza tsara be io @ cholestrérole , ka 1 cuillèreà soupe par jour ny ration. Dia anao no mijery hoe @ sakafo inona no ampiasaiko io portion-ko io , na izany aza dia tsy maintsy manao sport ko e! raha tsy mety ny pedalo dia marche no hatao , ajanony aloha ny fiara fa madehana tongotra e!:-*:-*
12. vale ( 03/12/2005 11:10)
fijo:

Mc do sy frity koa tsara an



hihihi, aza de manondrana moa ry fijo à!!! enao ary mba mahalany le BiG Mac ireny firy???@ izay de itanao tsara ny vokany!hihihi
13. vale ( 03/12/2005 11:17)
Fiffi:

fijo: io kosa aloha de tena tsy lasa kosa e!
vale: tena marina io an ! mandry eo ambonin'ny tapis io de alefa fa tsy velo io an! fa effort manokana , zah aloha manana velo d'appart fa tsy alehany io an! tsy mitovy @ pedalo tsotra.
fiaritiana , vale , fasaly : ny zavatra hatao voalohany aloha dia ny manao regime , ary tsy regime enjana be io fa evitena daholo aloha ny "grignotage" aleo mihinana pomma rehefa misy creux kely iny. ny charcuterie aloha dia banissena mihintsy , ny hena matavy , evitena koa ny mihinana hena @ hariva sy manao sakafo copieux @ hariva satria ny vatantsika tsy mihetsika , tsy miasa @ alina dia miasa ao ny fahazahoana gras . Ny sakafo , afaka mihinana ny rehetra fa ahena ny portion , ny maka ptit dej aloha tena important be eh! ny menaka dia aleo mampiasa huile de colza tsara be io @ cholestrérole , ka 1 cuillèreà soupe par jour ny ration. Dia anao no mijery hoe @ sakafo inona no ampiasaiko io portion-ko io , na izany aza dia tsy maintsy manao sport ko e! raha tsy mety ny pedalo dia marche no hatao , ajanony aloha ny fiara fa madehana tongotra e!:-*:-*




FIFFI> ao aky fa izay vao azoko an! everiko fa de le vélo aza!ay ve izany karazana abdo ilay izy e!!! merci t@ conseil fa de ampihariko io fa ty kibo ty tena mandratsy bika! merci ky à!
14. fasaly ( 03/12/2005 12:01)
fiffi: zà njay ky refa manao regime tsy mihinankena mintsy ary tsy mikitika menaka na de iray sotro aza a! mi calcul ny calorie fotsiny zà de izay fa mila effort be alou e! sady initiative.
ny tena hataoko rehefa manao regime de fruits et legumes,
15. hery ( 03/12/2005 12:31)
Fika azo atao tsara koa ny misotro dité... tsy asiana siramamy fa le thé chinois ireny. Misotro maraina dia misotro hariva... raim io dia midila.
16. Fiffi ( 03/12/2005 14:04)
vale: marina aloha fa mandreraka be rehefa misy kibo e! de tsy misy fisaorana akia an! misy moyen mety koa aloha fanaoko an! maka seza dia apetraka eo ny tanana 2 dia alefa ny tongotra tsirairay ampekarina de alefa any an-damosina , hatao 10 fois de chaque io zany fa tena ho itandry eo fa au bout de 3 jours fotsiny de hita ny fihovana.De mazotoa e! tsy aleo ve manao an'io toy izay handany voly @ tsy misy antony tsy ahitana vokany akory.
fasaly: tandremo hiany ary fa raha tsy ampy sakafo manko dia manjary fanina an!
hery: efa nanandrana an'ii koa aho saingy ilay fofona aloha tena tsy lasako e! :D
17. fiaritiana ( 03/12/2005 14:12)
ravatorano:

ntssssssss fa maninn no hahena ny kibo eh
io neh ka isan'ny mampisongadina vatana eh sady mbo hihavahana amain ny be sy ny maro hahahahahahahaha
za mbo manao pedalo zany fa tsdy mahavita mlatetika satria tsisy fotoan fa tsy mety mihena eh!
petafako izao karaza panafody sinoa vazà gasy izao fa mihena lery d miverina indray
d navelako amizay eo hahahahahahaha
fa tsy maintsy hihena ho azy eo io eh na hipoaka mihitsy hihihihihihih



ny an i zoky ravatorano aza hahena ka!zao no bogossy e!fa amin i sipa izy io no tena mamparatsy endrika!
18. fiaritiana ( 03/12/2005 14:13)
fijo:

Mc do sy frity koa tsara an



ho an lé olona te hatavy njay io an i toi io ry fijo a!
19. fiaritiana ( 03/12/2005 14:14)
misaotra anareo rehetsa tamin ny conseil e!hanomboka àry zà zao an!
20. Herimiafina ( 03/12/2005 22:58)
:*:*:*:* hehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1418