mampihena kibo
41. Roch
(
12/04/2006 20:15)
Salut, fa ahoana aho no lazainao fa mpamosavy, de tsy nisy hitanao hafatsy ny hoe manoro voana ve ny nosoratako? Azafady misy soratra mivandravandra be io, ka avereno vakina. Mandraisa fanapahan-kevitra de ataovy, ary aza laniandro, fa tonga de lasa 'zao.
Ohatrin'ny examen io, raha te ho afa-panadinana ianao, ndana mianatra ary aza mangataka andro.
Maniry aho ny hamalianao ahy.
"Tsy hoe rehefa mikotrana, na manao régime, de ho afaka ny kibo" tsy voatery, nefa raha tsy ataonao ireo de ho lasa ihany io. Ny tiako ho lazaina dia tsy vitan'ny indray andro io fa mila fotoana sy faharetana. Ary hono hoy aho mbola mino an'i DADABENOELY angaha ianao?

42. mirana5
(
18/04/2006 09:24)
Roch:

rehefa mba miresaka dia mba ny votoatin-dresaka tenenina , fa tsisy fahatsorana na kely aza ny resakao, :cry: mandehana aloha mankany @ salle de dégrisement, mazotoa!
43. Roch
(
19/04/2006 20:08)
Salut, zay no tena tediaviko, de ny hamalianao ny teniko. Zao no izy Mirana5 a!
1-Ahenao ny torimaso be lôtra ( 6h:30 na 7h ihany isan'andro), ary aza matory atoandro
2-Ny mijery télé mihoatra ny 3h30 ajanony
3-Ialao ny jus rehetra fa rano tsotra sotroina
4-Ahenao ny habetsakin'ny sakafo be lafarinina sy menaka.
5-Aza mihiboka ao antrano
6-SPAORO TSOTRA TSY PENIBLA
7-Mividiana tenue de sport "mahafatifaty" mba hahatonga anao mahafatifaty eo ampikotranana
8-Tiavo ny tenanao, ary ahitao mamainy ny bikanao
Ny hanaitra ny amboponao no tena tanjoko, dehana ataovy izay ao anatin'ny 2 herin'andro dia lazao ahy ny vokany.Tsy ho mora io fa korazy. Sur e, mandram-panoratra. Roch

44. mirana5
(
21/04/2006 18:21)
Efa ela dia ela no efa toe-piainako reo noteneninao rehetra reo, tsisy zava -baovao hafa angaha? Toa tsy mifankahazo resaka mihitsy tsika sy ianao ity raha dinihana, izaho tsy manana problème poids ange é lazaiko anao ny taille -ko tsisy afeniko zany 1m55 pour 46kg , ka ahoana mety ve Ramose sa mbola BE KIBO aho, miandry toro hevitra hafa aho Ramose!:?
45. Roch
(
04/05/2006 08:02)
slt, 1,55m pour 46 kg, efa oa zany ka inona indray, ary sao dia mitoe-jaza ary, ka diniho za ze miresaka @ao de 1,86m pour 92kg, ka raha io no momba inao inona indray no olana, manaova massage tsotsotra angamba hoy aho.,na andefaso sary aho handinihiko ny tokony hatao
46. mirana5
(
09/05/2006 19:16)
Roch:
slt, 1,55m pour 46 kg, efa oa zany ka inona indray, ary sao dia mitoe-jaza ary, ka diniho za ze miresaka @ao de 1,86m pour 92kg, ka raha io no momba inao inona indray no olana, manaova massage tsotsotra angamba hoy aho.,na andefaso sary aho handinihiko ny tokony hatao
efa mba manopo maso @ tableau momban'ny masse pondérale ve Ramose? Iza tsika sy Ramose no manana excès?, sao dia mivadika ny rasa ka 1er mondial ka i Ramose ndray no mitoe-jaza ary:roll::roll::roll::roll:
47. mirana5
(
09/05/2006 19:20)
Roch:
slt, 1,55m pour 46 kg, efa oa zany ka inona indray, ary sao dia mitoe-jaza ary, ka diniho za ze miresaka @ao de 1,86m pour 92kg, ka raha io no momba inao inona indray no olana, manaova massage tsotsotra angamba hoy aho.,na andefaso sary aho handinihiko ny tokony hatao
Sao dia mila andefasana SOLOMASO sy FITARATRA i Ramosé? Na ny pèse personne n'i Ramose koa no efa lany fanahy?:-D:-D:-D
48. manerav
(
09/05/2006 20:28)
miarahaba anao mpamaky,
ny azoko ambara dia eo tokoa ny hoe nahoana no mitombo be ny kibo,eo ny tsy fanajana ny atao hoe fomba fisakafo ,na ny hoe tokony ho lanjalanjaina izay tokony ho hanina ,indrindra ny quantite izany,eo koa ny fanaovana sport entina hoe hampihenana ny efa nitombo,indraindray anefa tsy araka intsony ny fanatanjahantena ka tsy tratra ilay tanjona hoe hampihena kibo,ka amiko dia sorohina aloha ny fihinana be loatra ary tokony ho fantatry ny tsirairay izay zakan ny vatany na tsia,entiko hamaranana azy dia misy olona mpisotro bieres kanefa tsy be kibo ,misy kosa anefa rehefa misotro dia lasa be kibo,ka io dia ny tsirairay no mahalala ny toe bataby,ilaina izany ny fiaraha miasa eo @ fandanjalanjana ny hoe inona no mety amiko,ary tsy efa tara be aho vao hanao sport entina hanintsanana izay efa tsy ho voahintsana,ka tsy handiso fanantenana hoe tsy mampihena kibo ny sport ,be ny azo atao ahatsara ny vatana,saingy aleo misoroka toy izay mitsabo,koa dia misaotra ny mpamaky ny tenako,veloma indray.

49. Roch
(
26/05/2006 07:12)
Hatao inona solomaso ry Mirana a, Vary sy lôka alefa, fa aza zany fitaratra sns zany handanina vola. Hitanao hoe tsy milay ve zany 92kg-ko zany sa ahoana? Tsara ny matavy e, ny omby mahia hono tsy lelafin'ny namany sa ahoana hoy ianao, nefa raha de matavibeeeeeeeeee koa tena hipitsian'ny namany, ka inona ry Mirana no fika a. Miazakazaka 2minitra za de reraka, ny ravim-bodiko mila tsy zakako tsony, ny feoko mihakely, ny pointure-ko lasa 46, ny taille pataloha lasa 69, ary tsy afaka mi-kravaty fa tena sepotra, ka inona no fika akia ry MIRANA a, lany fanahy ny mozana, fa ampio eeeeeee. Raha kisoa ny tenako de tena tsy namono antoka mihitsy satria diniha tsara fa efa 30.000fmg zao ny kilao, ka ataovy ny kajy tsotsotra. Mirana aaaaaaaaaaaaaa, vonjeo eeeeeeeeeeeeeeee, miandry valiny maika ôôôôôôô.
51. mirana5
(
29/05/2006 20:48)

Raha dinihana sy fakafakaiko ny toe tenanao dia marina fa aleo ndray anga ny pit' pois nao no tsaboina aloha, satria misy tsy mi tourne mihitsy ao:roll::roll::roll:
52. Roch
(
14/06/2006 20:26)
salut Mirana, fa inona zany pit'pois zany fa tena tsy fantatro. Ny tena loza ange de nitombo ndray aho e, lasa 98kg ndray, mba tairo sopapa mampahia any mo ry Mirana, ny taxi-be zao tsy mety mitondra ahy intsony fa hoe mandoa place-na olona 2 hono aho raha tsy zany tsy mahazo mandeha, eo @ devant ihany hon o aho no mahazo mipetraka, fa manery ny olona rehefa mivoaka sy miditra.
Ny tena henjana de rehefa handeha hikaka iny satria ny anay de mbola le mitingitingina reny rehefa mikapa, hany ka tena sepotra sy sahirana mihitsy, zany rehefa mba mijery sipa zany de hitako ery le fijerindry zareo misopirapirana toa mihomeme, nefa raha mba fantatry ry zareo mantsy ny bandy anie mba bôgôsy ihany taloha e, tokony mba hanotaniany ihany io, fa tsy tonga de ny fitsara ratsy no atao voalohany, sa ahoana hoy i mirana. Ka mba ampio aho ry mirana a, mba torohevitra milay alefa, matoky anao aho.

53. fasoa1
(
16/06/2006 14:55)
slt tt le monde!:lol:
Za koa ry reto manana olana am io kibo io an!refa matavy aho de ny kibo sy fe no mande 1ny de ny vody avy eo.Za zao 24ans avec 66kg et 1m64.Tena tady ho obèse mitsy ny vatako.Sahirana fona za refa ande hianatra misafidy akanjo de leo be ka mba mila fanampiana,efa misotro thé chinois Richter amincissant aho alo fa mampivoka any am WC fona alo e!Naheno aho oe milomano de manao vizana koa ono mampihena kibo fa bola hanandrana aho.Tena mila fanampianaa aho ry reto sady za bola jeune demoisell bola tsy niteraka de te hikara² vatana e!:wink::-D
mci an:D:!: