mampihena kibo

21. fiaritiana ( 04/12/2005 00:20)
herimiafina:hehehehehehe
22. vale ( 04/12/2005 01:47)
fasaly:

fiffi: zà njay ky refa manao regime tsy mihinankena mintsy ary tsy mikitika menaka na de iray sotro aza a! mi calcul ny calorie fotsiny zà de izay fa mila effort be alou e! sady initiative.
ny tena hataoko rehefa manao regime de fruits et legumes,

Fasaly< tena marina io! ny hena tena io no fadina tsara indrindra !conseil kely ky à: mila menaka kely iany hono izany ny vatana fa tsy mihoatra ny 1 sotro (raha manao régime bien sur!)biz!
23. fiaritiana ( 04/12/2005 15:16)
nefa anie ny blem aty aminay aty tsisy afa tsy hena e!tsisy anana, tsisy n inona2 eny e! misy légume ihany lo e!
24. vale ( 04/12/2005 22:57)
fiaritiana:

nefa anie ny blem aty aminay aty tsisy afa tsy hena e!tsisy anana, tsisy n inona2 eny e! misy légume ihany lo e!

fiaritiana> jereo tokoa ilay thé chinois ireny fa mampihena koa! fa saingy zà lo mbola tsy nananjana fa ny ahy ny sport iany de ny régime! @ ile oe tsisy légume sns any e!
25. ravatorano ( 05/12/2005 14:44)
fiaritiana
26. fiaritiana ( 06/12/2005 14:11)
vale:

fiaritiana:

nefa anie ny blem aty aminay aty tsisy afa tsy hena e!tsisy anana, tsisy n inona2 eny e! misy légume ihany lo e!

fiaritiana> jereo tokoa ilay thé chinois ireny fa mampihena koa! fa saingy zà lo mbola tsy nananjana fa ny ahy ny sport iany de ny régime! @ ile oe tsisy légume sns any e!

aoka lo fa hanandrana an io mihitsy za e! misaotra aky a!:-*
27. fasaly ( 07/12/2005 12:08)
ravatorano, ka zay mampivalana zay njinja no mampaha efikasy azy e! amin'ny raha mivalana mandritra ny herinandro ianao de tena levona tsara mintsy ny kibo lasa ventre plat
28. ravatorano ( 07/12/2005 13:02)
fasaly
29. ravatorano ( 07/12/2005 13:10)
ka za tsy mahazaka ilay mivalana lava fa izany anie tsisy hitsanganana mihitsy fa tena toy ny ranon ny jirama vaky ireny eh, ny fofona mangina fotsiny.
fa aleoko aza manao abdomino sy manao marche :wink:
30. fasaly ( 07/12/2005 16:03)
ravatorano: kou lay mandeha mi courir any amy wc somary sport kely ihany sao latsaka ao anaty kloty kou! sempotsa be ny ihany e! ary matetipiavy be refa manotika an! de efa miteratsemboka be lmahintsy de lay hazakazaka mandeha toilette kou mou manampy azy de vita ho azy na ny faha salamàna na ny sport e!

hihihi! otran'ny rano vaky an!
31. fijo ( 16/12/2005 22:07)
thé hoatry ny inona izany fa tsy haiko e
32. ariel ( 26/12/2005 18:07)
aiza kay misy mivarotra anio thé io ry zareo?
33. fasaly ( 26/12/2005 19:32)
fijo: raha mandeha any dago njy de eny amin'ny magazay sinoa ireny! tandremo ihany ny arnak fa misy thé tsy mampivalana akory no omeny anjy eo an! nefa lafo ery ny hamidiany azy.
tsy misy olona tsy mahalala ny momba io thé io any dago fa anotanio e! eny behoririka ohatra
34. Ralay ( 31/12/2005 06:26)
Mety misy effet-ny kely ihany io thé voalazanareo io fa saingy tsy tsara satria mampivalana dia lasa misy carence de fer ianao no sady miha deshidrater fa raha tia hampihena kibo ianao dia trvail tsikely² isanadro ihany no mampihena an'io sy mitaiza an'io tsy ho lehibe sinon dia miverina foana io.Reveo @ zao raha tsy dia ngeza loatra fa io anie no maha rangahy hono raha lehilahy ary misy safosafoina raha vehivavy e :lol:
35. Vaika ( 06/02/2006 12:59)
Ity aza misy fika kely tena mandeha mihintsy : Sport ihany ilay izy saingy tsy dia mandreraka loatra nefa tena hahazoana fahafaham-po eo no eo ihany (2 semaines, maxi). Power Slider no anarany ary 15 € eo no vidiny any amin'i Décathlon. Appareil fanaovana abdos izy io : mandohalika ny fanaovana azy dia atosika ets... dia misy rappel ilay fitaovana ary tsy dia mandreraka ny mikotrana aminy. Fa ny tena tsara anie dia ny manao attention ny fomba fisakafo e ! Trondro no atao misimisy dia lasopy ny hariva ets... Ny viandes rouges tena ratsy ka mitandrema. Ny voankazo atao betsaka. Ka mahereza ary ataovy miadana fa raha entim-po dieny eo am-piandohana dia manjary marary daholo ny hozatry ny kibo ary tsy te-hiherika abdos intsony, izay vao loza.
Mahazotoa e !
PS : Résultats à partir de la première semaine, à raison de 10 minutes par jour (aza taitra fa ianao indray no tsy ho voatazona amin'ilay izy satria tena ohatran'ny tsotra loatra ny manao azy saingy aleo ferana ihany fa sao mahazoto am-boalohany fotsiny).
36. mirana5 ( 11/02/2006 12:15)
aiza dia misostro labiera loatra aloha:lol:, dia avy eo DIA ZAY EFFORT ATAONAO REHETRA DIA IL FAUT RENTRER LE VENTRE ET SERRER LES FESSES? lasa fahazaran-tena fotsiny sisa avy eo :?courage ry leiry a, aiza taitra fa tsy misongadina ety ivelany io fietsika io ry leiry a!:lol::lol::lol:
37. Veloo ( 12/02/2006 01:51)
Vaika a ie marina ny anao io, tsy dia misakafo alina ko no tena tsara
38. rapala ( 13/03/2006 13:51)
Izaho koa aloha misy kibo e, ny fiheverako ny ahy aloha dia hoe misy kankana, satria ny vatako rehetra mahia daholo fa ny kiboko ihany. Ny cholesterol moa tsy tenenina intsony, ka toa mifangaro aho daholo ry zalahy. Ny antony mahatonga anay mitady moyen hampiena ilay kibo ange re-olona tsy sehoseho e, fa fahasalamana, sa te mba hi-geste kely?:lol::lol::lol::lol:
39. Roch ( 08/04/2006 11:15)
Mampiena kibo hoe? Famaninona no ahena zara aza izy goavana, raha sipa iranona, dia miadana am-panabadiana no dikany, rafa bandy ialahy, efa lasa tremalahy, ka inona indray?Hano ny vary sy ny lôka sotroy ny jus sy ny coca, mandalo ny fiainana ka araraoty ny mahafinaritra, fa ny maka poids ka tsa mba sarotra. Sport hoe aza mampijaly tena r'ty a hano ny hanina. Ny zava-drehetra dia miankina @-nao resy lahatra daholo, aza dia mitady hevitra atsy sy eroa fa aretina iraisana io. "Tsy te hatavibe aho mama a", nefa ranona tandan-kanina be ka iza no hanakana ny tendan-draanona tsy hisôsy?
Raha mora io olana mipetraka io, dia miss daholo ny sipa rehetra, ary lasa Arnold daholo ny bandy sa ahoana.Diniho tsara fa io no tena marina. RAISO NY FANAPAHA-KEVITRA RAHA IZAY NO MBA ZAVA-DEHIBE @ FIAINANAO.
40. mirana5 ( 08/04/2006 18:08)
[quote=Roch]

[/quo
Mba mapalahelo koa ity toe-tsaiano mirefarefa @ tany manoro voana olona, izany ve dia mba toro-hevitra toro hevitra oatran'ny mamosavy fa azafady aho é:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1218