ahoana ko ianareo vhv itony e!

1. xxx ( 26/11/2005 07:23)
inona no mampisefosefo anareo,rehefa manao firaisana ara-mofo,dia mba lazao koa izay mba tena tianareo hatao @nareo rehefa ohatrizay
novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 01:39
2. kally ( 26/11/2005 08:39)
Itony koa efa solon'anarana no eto ka mbola xxx foana , dia maninona izao raha aseho io anarana io fa tsy kanosa velona ohatran'io?
3. xxx ( 26/11/2005 09:51)
enareo lhl ko anga tsy misefosefo e! en fait tu dit n'prt q
:-w
:-w
:-w
:-w
:-w
4. Tiana1 ( 26/11/2005 13:38)
Ara-mofo ? Ahoan'zany ?:?::?: Mofodpaina v ? Mofo gasy ? Sa inn ? Tena tsy azo lé fanontaniana :roll:
5. zakilinina ( 26/11/2005 13:49)
Ino tokoa ty mofo ty ry xxx an ?
Raha atao be am-bosoka tokoa ny dipaina dia mety mapisefosefo !
6. vivi ( 26/11/2005 15:03)
lhl v zany misefosefo zany ! fa toa tsy mazava ilay resaka ! mety diso t@ fametrahana fanontaniana ianao , fa lhl lasa vhv
7. andry44 ( 26/11/2005 18:34)
xxx koa angamba ilay mofo kah!!!:lol::-D
8. Herimiafina ( 26/11/2005 18:38)
Ngah nareo tsisy misefosefo ry reto? Dain, ratsy be zany mirevy mangiana izany fa le mamoha mpiara-monina ihany no favy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
9. xxx ( 26/11/2005 19:02)
mivovo hatramin ny alika ry herimiafina raha atao mafy a!
10. Herimiafina ( 26/11/2005 19:05)
Ka ao antin'ilay revy daholo zany, midika fa tena misy raha ao ambadimbadika ao, mifoha hatramin,ny be torimaso, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. hesham ( 27/11/2005 00:48)
Fa milay koa maheno ola misefosefo an hihihihihi, lasa mampite hisefosefo koa .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. fasaly ( 27/11/2005 05:15)
misefo sady mitrena be;...:wink:
13. chipie1 ( 27/11/2005 09:42)
fasaly > mitrena aona hahahaha
14. fasaly ( 27/11/2005 10:02)
mety tsy mety le teny gasy "mitrena" fa mi "hurle " aza e !!! hihihihi!
15. kally ( 27/11/2005 10:57)
fasaly> mikiakiaka ve izany lazaindry hoe mitrena e?
16. fasaly ( 27/11/2005 11:17)
ié izay angamba ry kally fa de tsy haiko tsony!!!!mitabataba;...
17. majakely ( 27/11/2005 18:36)
Ka raha vao mangina be eo ko de lasa mieritreritra hoe :inona no hatao laoka rahampitso ??
18. lanto ( 27/11/2005 19:19)
majakely> tonga de tafiteny tampoka hoe korizety
19. akamatiana ( 27/11/2005 19:32)
:-D:-D:-D:-D
20. tracy ( 27/11/2005 19:33)
maja: le samy mitabataba no tena manja e!
vao maika mampiakatra ny feeling...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3953