ahoana ko ianareo vhv itony e!

41. chipie1 ( 29/11/2005 20:59)
samoana > hihihi
42. mimiso ( 29/11/2005 21:43)
=))=))=))=))
43. xxx ( 30/11/2005 04:48)
fasaly>>>enao kosa alou tena ao @n'le mikikika tsara mitsy e,isaky ny mijery ny sarinao aho de tonga foana .......ny heritreritro hoe ,fa maninona raha andramatsika atao ny fampiharana ny izay mikikika de boka
44. xxx ( 30/11/2005 04:56)
fasaly>>>enao kosa alou tena ao @n'le mikikika tsara mitsy e,isaky ny mijery ny sarinao aho de tonga foana .......ny heritreritro hoe ,fa maninona raha andramatsika atao ny fampiharana ny izay mikikika de boka
45. fasaly ( 30/11/2005 12:57)
xxx: izany an! iza no tsy hikikiaka rehefa mahazo micro e! indrindra fa mande RVG......
samy te ho maga feo daholy kou!
46. hesham ( 01/12/2005 14:02)
Io in1 zay vhv , fa inn mintsy ny tsikaritrareo aminay vhv e. Dia maninn raha misefosefo ??? :-D:-D:-D:-D:-D
47. fasaly ( 01/12/2005 21:04)
f'ita wa! y hesham....kou tsy ilay misefosefo aza ve no tsara e! misy aza mody misefosefo kou!
48. fijo ( 02/12/2005 23:30)
dia tena tsy mahita lazaina le virja le
49. jennifer2 ( 06/12/2005 00:58)
:idea:
50. Herimiafina ( 06/12/2005 01:20)
Ary inn mampisefosefo be an'i toi eo ry Jenny? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
51. jennifer2 ( 06/12/2005 01:32)
raha tsy misefosefo de lasa tsisy rivotra ny avokavoka de tsy mikoriana tsara ny ra ao anaty rehetra!
52. Herimiafina ( 06/12/2005 01:38)
Ka miaina moramora kah, zah ve mbola tsy tonga akory de efa sefosefo sahady ndriko? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
53. jennifer2 ( 06/12/2005 01:39)
ao ary fa ataoko moramora e!
zay tsy re be intsony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7713