ahoana ko ianareo vhv itony e!

21. lapino ( 27/11/2005 19:37)
Mozika inona no tianareo rehefa ôtr'zay?
22. fasaly ( 27/11/2005 19:42)
fangah mila asiana mozika....? raha izaho manokana aloha tsy mila mozika e! ny tabataban'olondroa de efa mahasolo ny mozika....:wink: eviter-ko daholo zay rehetra mety hanimba ny ambiansy satria raha misy mozika de manajary variana manaraka lay tononkira njay de adino lay zavatsa...
23. lanto ( 27/11/2005 19:56)
O gorisa gorisa
A karatsakaratsaka analan'akondro

(Jean fredy)
24. chipie1 ( 27/11/2005 20:25)
impiry miverina mou io gorisagorisa io de vita lé hira ??? hihihi
25. ericgael ( 28/11/2005 06:29)
Misimisy ihany hoy lé tsy mahay manisa :^)
26. pika ( 28/11/2005 07:52)
alaivo sary antsaina hoe mangina be daholo inona ny mitranga :roll: :-D
27. fasaly ( 28/11/2005 08:38)
de nitolefika daholo izy roroa avy de tafatory ho azy tam fahanginana....:lol:
28. pika ( 28/11/2005 09:25)
fasaly a :-D:-D:-D de ramaraina vo nifampanontany hoe vita ve:?: afapo :?:=))
29. kokoa ( 28/11/2005 11:17)
ny andro ary efa maraina de mande miasa sao tara eo de rariva hita eo ndray rah tsara ny andro na ratsy.miankina @ toetrandro mantsy io.
30. fasaly ( 28/11/2005 11:58)
ny ahy tsy misy miankina am toaetsanjo zany fa asheko foana refa noana aho knou!
31. Herimiafina ( 28/11/2005 17:36)
Fa maninona tokotrany aza ny olona amin'ny alina foana no manao e? Tsy aleo ve amin'ny maraina klé, le alina anie natokana hatorizana e, 8h matory, 8h mirevy de 8h miasa na mianatra, tsssss.
Aiza moa no tsy reraka klé, hehehe:-D:-D
32. fasaly ( 28/11/2005 20:01)
mihinana rehefa noana ry hery a! tsy misy vizana mihinakanina zany eo!...
33. Herimiafina ( 28/11/2005 20:14)
Ie, ny kaly konkou izao maraina de atoandro de hariva fa tsy amin'ny alina.
Le manao amin'ny alina anie ny antony hoe amin'iny efa matory daholo ny paposse de tsisy hanelingelina e, fa raha ny andro kosa ve no tsisy hanelingelina tsy tonga de lasa izao klé. Bien sur refa avy mikaly kely io an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
34. fasaly ( 28/11/2005 20:35)
nga toi efa manana papoose????
de rahefa matory iny njay daholo ary ka manao ny atao eo de mitabataba manaitra ny efa natory njay de tsisy varany ihany...
35. Herimiafina ( 28/11/2005 20:40)
Zah efa manana papoose kah, fa le reniny hitondra vohoka anazy no mbola tedavina, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Ka ny rindrina Isolant sonore tsara de favy be afaka mikikiaka tsara mahintsiny, hehehehe:-D:-D:-D:-D

NB: ny lakozia atao eo akaikin'ny chambr a amin'io an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
36. fasaly ( 28/11/2005 20:43)
sainkanina be, manjezatsa eo ampanaovana ny lanonana eo fa ataovy!!!
37. Herimiafina ( 28/11/2005 20:49)
Ka tsy maintsy compenser-na tsara anie ry fasaly le hanina mivoaka lanin'ilay sipa e,averinao fa tsy feno calcium sy fructose be ngah iny zavatsa lasa any iny, tsy aleo aloha manao plein klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
38. kabatritra ( 28/11/2005 21:36)
Te hisefosefo aho zany mamaky an'ity resa-tsefoka ty.
39. fasaly ( 29/11/2005 14:57)
kou tsy manao hiaraha-mihaino eto e!.....:lol:
40. Samoana ( 29/11/2005 15:23)
Alefaso ao @ RVG hanaovana dédicace e ! Ho hita eo ny manga feo sy ny be "trena "
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3278