jeu de mots

1. gasitiako ( 23/11/2005 11:52)
Mba inverseo hoe VITSIKA-TORTUE:-vitsika en français
-tortue en malgache?ça donne quoi?...parce qe moi je sais pas
2. xxx ( 23/11/2005 12:44)
ny tortue ve sokatra ko
ary avadika zany le teny raha ny fahazahoako azy sa ahoana?
formie ny vitsika ka
3. gasitiako ( 23/11/2005 12:50)
fourmi ny vitsika ry xxx a, de arafeto @ ny teninao
4. xxx ( 23/11/2005 13:02)
be loatra mihitsy izay hatsikana TROP SALE izay tato ho ato ... :evil: :twisted: sao tokony atao any amin'ny resak'olondb ny manaraka raha mbola misy? :lol:
5. mamzelkely ( 23/11/2005 13:04)
k'hita ko:roll::-D
6. diamondra27 ( 23/11/2005 13:46)
fourmi sokatra e!

gasitiako:le fivaviana misokatra ve no tianao lazaina eto e!
tsy te hiteny mivantana aho fa haiko le izyde aleo ianao ihany no hiteny azy e!
7. diamondra27 ( 23/11/2005 13:48)
sao de mba en manque kosa ary nareo zany sa reefa mande ny feeling(suite des idées) de tonga daholo ny hevitra rehetra
8. sonwin ( 23/11/2005 14:04)
:°)
9. mandrindra ( 23/11/2005 14:34)
tanana tavoahangy, ataovy amin'ny teny frantsay koa
10. pissoa ( 23/11/2005 14:47)
mandrindra - main bouteille! :roll:
11. xxx ( 23/11/2005 14:50)
mahita atao nareo ka
12. mamzelkely ( 23/11/2005 15:13)
:-D:-D
13. diamondra27 ( 23/11/2005 15:46)
mandrindra:iza njay zany maimbo tay zany e! andana misasa aloha ka

14. mamzelkely ( 23/11/2005 15:53)
:-D:-D
15. bozimanga ( 23/11/2005 16:27)
fourmisokatra
mahay ah eh?
16. pissoa ( 24/11/2005 08:56)
ooops - ny oll retsa nahay doly fa njy irery no niteny ---
17. gasitiako ( 24/11/2005 11:19)
nahazo 20/20 daoly
18. mamzelkely ( 24/11/2005 12:05)
miciiiii am le nôty e:-D:-D
19. diamondra27 ( 24/11/2005 14:24)
we super de alefao njay ny manaraka e!
20. Veloo ( 24/11/2005 23:03)
tsssssssss mba hatsikana normal reto mba atao a tsisy afa tsy SEX doly... za alaoha tsy mahay manao atsikana e ... fa mba ovay eeeeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3373