jeu de mots

21. pissoa ( 25/11/2005 10:11)
kita wa :lol:
22. gasitiako ( 25/11/2005 13:11)
eny ary fa tsy asiko mintsy ny sexe e, tonga resaka hafa be mintsy @ manaraka, tonga de oul tsy manana sexe indray no anaovatsika blagy e, faly daoly ary e, sao de mbola misy tezitra eo injay
23. Veloo ( 01/12/2005 18:16)
pissoa :-*
tssssss gasitiako ko tssssssss
24. xxx ( 01/12/2005 20:33)
fa inn no tsy hitiavan i bebe Veloo sexe e!io no mba mampirisidrisika ny tanora koa!
25. Veloo ( 01/12/2005 22:28)
iza no tsy tia sex fa efa mba trop kle :roll::roll:
26. Veloo ( 01/12/2005 22:29)
iza ndray ary io manao xxx io mivoa raha saha miresaka amin'ny bebe ooooooooo:twisted:
27. kalamena ( 05/12/2005 15:14)
Tsy hainareo angà ny tohinio?
Vitsika-tortue, arato-mouillé.
Lé voalohany efa hita ny valiny dia ilay tohiny zé teny gasy avadika vazaha mou zé vazaha atao gasy. ça donne quoi?
28. diamondra27 ( 05/12/2005 19:28)
vitsika tortue,arato-mouillé,ka refa nalan'ilay bandy ny silipon'le Mlle TIE, sady efa vita ny nataony de ozy izy oe: (sliponao misy tay) fa noheverin'ilay kala hoe :sleep now miss tie (ndao @zay isika hatory)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0436