la diffamation

1. fameusecousine ( 17/11/2005 07:01)
ahona ny hanatsarana ny fomba fisainan ny ankamaroan ny bandy gasy mbola tia fosa2 sy manaratsy sipa ts yzakany nefa mba aty an dafy ihany ny tenany ..tena mbola mila fivoarana be ehhh..ny tys tsapany de tsy any dago zareo fa tany misy lalana ny aty sa ahona hoy nareo..la diffamation qu est ce que vous en pensez???????????????????
2. fairylady ( 17/11/2005 07:05)
misy lalana aloha ny mikasika ny diffamation indrindra aty an dafy ..araho maso de itondray porofo fa aty ny fanajana ny vie privee de tena zava dehibe ..mahereza ...tsy periode antique zao ar ytokony ho fantatr ireo mpanao zany diffamation zany ny lalana fa matoa tonga aty de au moins mba mianatrafa misy mianatra fa tsy misy n inona 2 ao an dohany hi h ih
3. Herimiafina ( 17/11/2005 07:10)
Tsy tena diffamation no anjaisakoa zy fa harcelement morale.
Betsaka ny manitatra, manimba sipa, manome info tsy marina. tsss
4. cutie ( 17/11/2005 07:14)
antsoy 911 :-D
5. cutie ( 17/11/2005 07:17)
fameusecousine [ Valio ] 17-11-2005 11:01:34
Lohateny : la diffamation
ahona ny hanatsarana ny fomba fisainan ny ankamaroan ny bandy gasy mbola tia fosa2 sy manaratsy sipa ts yzakany nefa mba aty an dafy ihany ny tenany ..tena mbola mila fivoarana be ehhh..ny tys tsapany de tsy any dago zareo fa tany misy lalana ny aty sa ahona hoy nareo..la diffamation qu est ce que vous en pensez???????????????????

tena sarimbavy zany ry fameusecousine fa tsy bandy tsony a :-D
6. Herimiafina ( 17/11/2005 07:19)
Merci cutie, hehehehehe, bandy tia fosafosa zany tena mety sariny mahintsiny, hehehe:-D:-D
7. Ragadona ( 17/11/2005 13:46)
"...tsy any dago zareo fa tany misy lalana ny aty...", hoy fameuse,midika ve zany fa heverinao ho tsisy lalana MADAGASIKARA ? Ary ahoana no ataonao hoe ny ankamaroany, f'nga d tena mahalala anao sy ny manodidididina anao daholo ireo "ankamaroany ireo", malaza kosa enao ko. Ny ahy zao ny mba hampiova ny fisainan ireo tanora gasy sasany milomano ao anaty rivom pandrosoana kanefa menatra sy manambany ny identidé maha gasy azy no mba iriko.Azo ampiarahina tsara ny fandrosoana hampivoarana ny maha izy ny tena ary tsy vitsy ny gasy mizotra am zany aty am pita. (Tandremo sao tezitr fam fa mba fomba fijery ny ahy io)
8. Chuan ( 17/11/2005 15:37)
Ieee io toe-tsaina io kalou fameusecousine mbola mahamenatra ndrai2 aminay kofa sasantsasany satria tena mbikotra be mihitsy . Ny ahitsiko kely amin`ny filazanao azy fotsiny dia ny hoe tsy ny maha-any an-dafy akory no inona fa io miankina am`toetran`le olona ihany na aiza na aiza misy azy , ary zah mino fa misy koa ny zongo sasany manana io toetra io .
9. Herimiafina ( 17/11/2005 17:54)
Ny fahalalako azy dia ny bandy manao an'io de manana alahelo manokana amin'ilay sipa, ary psychologiquement nevrosé, manana complexe d'infériorité be dirandoza.
Le karazana olona mitady défaut any amin'ny olona manodidina azy mba hampiakatra morale.
Raha sendra favy noho izy enao ohatra de jereny tsara, ao anaty collimateur-ny ka raha mahita zavatra iray ao izy, na défaut iray de tabatabainy erak'izao tontolo izao.
Satria battu ny morale-ny hoe izy irery ve no ho voa eto antany eto.

Omeko ohatra ianareo: Rehefa hitan'io karazana olona io fa tsy ho zakany ny sipa iray de marary be ny sainy ka simbany ilay olona, tedaviny ze mombamomba azy retraretra, tantara taloha de aparitany avy eo, hatramin'ny hoe efa sipan'i anona iny, makorelina iny, nanala zaza iny.

Satria tsy mety amin'ny sainy izany hoe tsy nahazaka izany, fa ratsy tarehy na tsy à la hauteur-n'ilay sipa. hehehehe:-D:-D
10. Veloo ( 17/11/2005 19:51)
ary ahona ko ary zany fisainana zany tena bandy kanosa ko zany kle... aza raha manana hazo-damosina kle...:roll:
11. fairylady ( 17/11/2005 21:17)
fa inona moa no difference @ ilay harcelement psychologique sy lay hoe diffamation ehhh .ry herimifina .reveo milay ry fameuse cousine fa ny hazo avo alan drivotra ehhh ary tadidio fa ny mpanenjika de any aorianao fona ..tokony hoe faly ianao zany fa milay matoa tsy reven jareo ehhh ary tsy zakany ..tsy a la hauteur nao rizareo ehhh ..LE CHIEN ABOIE ET LA CARAVANE PASSE ...HI H IH I HI H IH IH ..marina ny voalazanao ry veloo fa betsaka no mody ho mpivavaka nefa tena tsy misy ilaivana aza fa juste mifosafosa ny hafa fa iza moa isika no afaka manome jugement ny hafa ..tsy aleo manao mamo ..de manao partout ..de tsy mivavaka toa zay hypocrite envers ny namana ...betsaka lotra ny fiatsaram belatsihy fa ao anatin ilay olona potipotikiny complexe d inferiorité ...sy ny hoe tsy mahavoa na lafiny bika na baise ...fa juste tsy sahy mifanatri tavy fa manaratsy am badika hi h ih i hi h ..on reconnait l arbre par son fruit...courage fameuse cousine ..betsaka ny manao io toe tsaina io,,,n essaie même pas de changer les autres ils sont comme et ils ne changeront jamais ..vis ta vie ..
12. Veloo ( 17/11/2005 21:34)
fairlady a =D=D=D
13. Herimiafina ( 17/11/2005 21:52)
Ny tokony hatao rehefa sendra zavatra toy izao de ny mi-réagir be. Satria matetika izay ianao mi-reagir izay mihintsy no tetik'ilay olona.

Manaraka dia il ne faut pas répéter la même erreur qu'eux na mi-tomber aussi bas qu'eux ka manao ny toetra ratsiny.

Ny diffamation amiko dia resaka entre le diffamateur sy le victime tokony ho confidentiel dia lasa henon'ny olona rehetra, tsy de misy intention de detruire loatra. (fanendrikendrehina). Ary mety tsy voatery ho coupable amin'ny accusation ilay olona victime.

Ny Harcelement indray dia misy intention de détruire ary fanahy iniana haparitaka amin'ny olondrehetra mihintsy, hanimbana ny image-n'olona iray. Matetika ilay victime irery no tsy mahafantatra ny resaka ataon'ny olona momba azy. Ny fosafosa izao dia efa anisany.
14. fijo ( 17/11/2005 22:55)
marina io voalazan dragadona io.ngaha rehefa hoe aty frantsa dia izay no inona?????? any mada izany inona aloha no fisainana azy?
za tsy momba ny bandy manao izany,nefa tsy tiako ary tsara koa raha ahintsinao le fisainana hoe "nefa MBA aty andafy"
15. pika ( 18/11/2005 07:51)
zany hoe ilay aty mada izany bordele be e :-D no tena ambany toetsaina mihitsy
na izany na tsy izany aza mba fosain'ny lhl ihny aloha e aleo aza vhv no mifosa sns....
16. pika ( 18/11/2005 07:54)
everiko fa na ny aty dango na ny any ivelany dia misy lalana avokoa ny mikasika ny diffamat° imasombhoaka
mariky ny fahambaniana toetsaina izany ary fanambaniana tena sy tonga dia hitsarana ny niveau d'étudenao
17. lapino ( 18/11/2005 08:53)
Misy olona ambony niveau d'études fa ambany niveau d'éducation an! Ohatr'izay koa ny inverse.

Fa mampalahelo an'à aloha ry fameusecousine ilay teninao hoe:
tsy any dago zareo fa tany misy lalana ny aty
. Fa dia tena fanjakan'i Baroa mihitsy izany ilay dago? Sao dia mba diffamation koa izany?

Fa na zany aza aloha za d'accord hoe toetram-bavy ilay mifosa e!
18. fameusecousine ( 18/11/2005 19:46)
ao ary akia lapino fa je t aime ..kany annn..bisous (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
19. lapino ( 18/11/2005 19:56)
Eny aky fameusecousine a! Anjay, menatsa 'ky be za a :oops::}
20. Veloo ( 18/11/2005 21:57)
:^):^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4586