la diffamation

21. Herimiafina ( 19/11/2005 22:55)
Inona koa ty manjo an'i Veloo marina? hehehehe:-D:-D:-D:-D
22. pika ( 21/11/2005 12:26)
mialona njay an'i fameusecousine izy ry herimiafina a :-D
tsiky kely fa tsy tezitra e
23. Herimiafina ( 21/11/2005 17:52)
F'angaha moa i Veloo io ry pika tsy vadin'i dadabe injay? hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 21/11/2005 19:41)
pika [ Valio ] 21-11-2005 16:26:35
Lohateny : Re : la diffamation
mialona njay an'i fameusecousine izy ry herimiafina a
tsiky kely fa tsy tezitra e

Aza ataon-jy an'zany kosa i veloo e :twisted:
25. fameusecousine ( 21/11/2005 21:45)
ao ary fa samy tiako daholo nareo ehh..aza malahelo ry veloo..bisous ary ehh:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l)(l)(l)
26. Herimiafina ( 21/11/2005 22:26)
diffamer-ko eo enao ry fameusecousine an, hehe:-D:-D
27. fameusecousine ( 22/11/2005 06:10)
diffamer @ inona kay ,,hoe tara aminao ve=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
28. Herimiafina ( 22/11/2005 06:18)
Ary toa enao njay no manao diffamation ato klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
29. fameusecousine ( 22/11/2005 06:21)
mba mivadika ny bolina sa efa feno ny magasin de stockage nao de tsisy plasy ho ahy ntsony..=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
30. Herimiafina ( 22/11/2005 06:27)
Te ho ampidirina ao ngah i toi? Omeo bon de livraison ary de ampidirina i toi e, sady vida izy ao izao hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
31. fameusecousine ( 22/11/2005 21:39)
=))=))=))=))=))=))
32. Herimiafina ( 22/11/2005 22:09)
Ngo de manamaimbo magazay kalongany i toi e, alefako any amin'ny sambra froidy mantsy raha izay, hehehehhehehe:-D:-D:-D:-D
33. fameusecousine ( 24/11/2005 03:14)
:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b
34. Herimiafina ( 24/11/2005 03:20)
Ao ary aky ry cousine malala fa ataoko mafana any ampanjiana injy raha izay no tinjy an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
35. fameusecousine ( 24/11/2005 05:39)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
36. Herimiafina ( 24/11/2005 06:09)
Oui sa non dikan'io klé, misitery mahatsiravina tssss, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
37. fameusecousine ( 26/11/2005 06:52)
mahatsiravina mahintsy ehhh..=))=))=))=))
38. Herimiafina ( 26/11/2005 18:46)
Ataoko bodingerina eo fa ataovy tsara ary, hehehehe:-D:-D:-D:-D
39. fameusecousine ( 29/11/2005 00:17)
=))=))=))=))
40. Veloo ( 30/11/2005 21:42)
zany no tena atao oe diffamation publique mihitsy kle :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3991