mba omeo torohevitra reto a

1. xxx ( 14/11/2005 11:40)
Marary be ny foko fa misy sipa tena tiko be anefa izy tsy taitra amiko akory efa hitako ny sariny izy mipetraka any ivelany za aty Dago nomeko sary ko izy dia niteny izy hoe tiny be hony poziko anefa izy tsy niteny tamiko hoe hiaraka zay za kosa anefa niteny taminy fa za tia azy izy tsy namaly akory hoe tia ahy ko izy ahona no ataoko fa tena mafy amiko zao
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:41
2. fasaly ( 14/11/2005 12:00)
zany ve ????sao de zà ary zany!!!!!
laingako zany e! alefaso miadana ihany fa aza mora tia e!
matoa izy tsy miraika mamaly de tsy manana fitiavana reciprok aminjy! fa de mahaiza mihonona de mijereva hafa njay.....
3. ari.malala ( 14/11/2005 12:16)
ka ny paozinao ihany anie zany no mahafinaritra anazy e :) mitadiava hafa njay re fa bdb ny sipa e, d aty Dago indray tadiavina fa aza ny any ivelany tsony
4. majakely ( 14/11/2005 12:22)
hadinoy izy e!ävelao any ny aminy !!!(Sao de fasaly toko ary zany ?'hihihi)
5. Brice ( 14/11/2005 12:29)
aleo hilamina @ iazy misesy e,

raha ny pozin'là no tiany dia omeo azy avokoa ny mbala rehetra, inn kou zany !!! ny poziko no tiany , mba hafahafa koa izany raha fitiavana, ahitsiko ny teniko tsy fitiavana mantsy izany e, ka rehefa any @ piscine zany na any @ plazy tsisy mbala dé tsy tiany intsony ve?

mahatogaigy sy mahaliana, tantarao ihany ny tohiny raha toa ka misy fa sispens bé
6. Brice ( 14/11/2005 12:29)

7. hesham ( 14/11/2005 12:35)
Mety misy fitiavana anao ihany zany izy raha nanome sary anao fa mety nandinika izy mety tsy possible ny anareo pour le moment satria izy mbola any ivelany .
Efa niresahanao ve izy fa tena tia azy ianao , mety raisiny fa misangisangy mantsy zao ianao satria misy olona misangisangy bdb eto @ sera2 .
Raha tinao izy dia tiavo mangina , tsara anie mitia olona @ fo zany e .
8. xxx ( 14/11/2005 12:39)
ka za anie tia be azy e ary izy miresaka amiko fona ato serasera ato izy @ io mahafinaritra be miresaka aminy
9. hesham ( 14/11/2005 12:49)
Tohizo fona ny resakareo dia aza tapahana mintsy .Ao anga izy zao hihihihi .:):)
10. xxx ( 14/11/2005 14:26)
sao dia mba za zany :roll::roll::roll:
11. xxx ( 14/11/2005 14:52)
:-D mafy ity tia ity ka:-D:-D:-D
12. fasaly ( 14/11/2005 14:52)
hesham:

Mety misy fitiavana anao ihany zany izy raha nanome sary anao fa mety nandinika izy mety tsy possible ny anareo pour le moment satria izy mbola any ivelany .
Efa niresahanao ve izy fa tena tia azy ianao , mety raisiny fa misangisangy mantsy zao ianao satria misy olona misangisangy bdb eto @ sera2 .
Raha tinao izy dia tiavo mangina , tsara anie mitia olona @ fo zany e .

tsy dakaoro amzay aho hesham a! ny fanomezana sary tsy midika hoe tia uzat kosa e!
ny ahy na namana tsotra aza de tiko ny manana ny sariny mba hahalalako hoe iza marina lay olona fa tsy voatery hisy fitiavana foana raha manome sary sa tsizany aky!
13. xxx ( 14/11/2005 14:53)
:-D mafy ity tia ity ka:-D:-D:-D
14. fasaly ( 14/11/2005 14:55)
xxx:

ka za anie tia be azy e ary izy miresaka amiko fona ato serasera ato izy @ io mahafinaritra be miresaka aminy

tselaro ho azy kely ny afonao de ho taitsa izy e!
lalina marina refa tia irery ka! aza manody any zany fa ento miadana e! amzay njay nareo tsy mifakahita akory fa mifanlavitra be de vao maika mafy be le izy...
15. hesham ( 14/11/2005 15:14)
Fasaly an , tsy miteny ange za hoe fitiavana hiaraka amin`ilay bandy no nanomezany ilay sipa ny sariny e , mety tian`ilay sipa koa ny miresaka aminy fa tsy voatery hiaraka izy 2 fa ilay mpandray sary in1 zany tonga de love be hihihihi.
Tianji fantatsa koa ve za ??:-D
16. xxx ( 14/11/2005 16:15)
raha za ianao ry xxx tsy meritreritra zavatra hafa aminy mihintsy fa tena ho ratsy mantsy raha hoe tia enao anefa le sipa tsy eo akaikinao akory tena torihevitra fa miresaha tsotra raha hoe mahafinaritra anao ny miresaka aminy fa aza die raikim-pitia aminy eo enao fa manjary manapoizina ny fiananao enao dia aza malaelo tsony lesy e ry bandy e ok ty misy coeur kely ho anao alo
(l)dia miraka @ tena finamana be
:-* ary ny farany
:* tena farany
:-$ ok slt
17. hesham ( 14/11/2005 16:25)
Tena ntsoooo be mintsy ianao ry xxx
18. duck ( 14/11/2005 16:26)
Tia an'lahy izy fa , tsy misy azony atao de voatery mionona zany lahy.8)
19. hesham ( 14/11/2005 16:34)
eny wa ry duck :(:(
20. xxx ( 14/11/2005 16:40)
fa mety ovina ny sipa makany dago
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2598