mba omeo torohevitra reto a

21. fasaly ( 14/11/2005 16:52)
hesham:

Fasaly an , tsy miteny ange za hoe fitiavana hiaraka amin`ilay bandy no nanomezany ilay sipa ny sariny e , mety tian`ilay sipa koa ny miresaka aminy fa tsy voatery hiaraka izy 2 fa ilay mpandray sary in1 zany tonga de love be hihihihi.
Tianji fantatsa koa ve za ??:-D



tena tiko ho fantantsa be mintsy njy de amzay je te love be kou!
22. fasaly ( 14/11/2005 16:55)
xxx:

fa mety ovina ny sipa makany dago
:D



fa raha mandeha any amy tanàana kosa angamba ny sipa amzany de tena may ny tanàna e!
love too much mahandrasa ihany xxx a!
23. Herimiafina ( 14/11/2005 17:32)
xxx:

Marary be ny foko fa misy sipa tena tiko be anefa izy tsy taitra amiko akory efa hitako ny sariny izy mipetraka any ivelany za aty Dago nomeko sary ko izy dia niteny izy hoe tiny be hony poziko anefa izy tsy niteny tamiko hoe hiaraka zay za kosa anefa niteny taminy fa za tia azy izy tsy namaly akory hoe tia ahy ko izy ahona no ataoko fa tena mafy amiko zao

Fa inona hono no tena tedavin'i xxx e? Ny hiraka aminy sa izy hamaly hoe tiny be koa i xxx.

Azo atao tsara mantsy ny mifankatia fa tsy miaraka vatana. Tsy voatery miaraka vatana foana.

Saingy mila herimpanahy goavana be izany hoe tia nefa tsy miheritreritra hiaraka vatana izany, mila manana fitiavana Agape.
24. Veloo ( 14/11/2005 17:33)
xxx ny fahasalamanao jerena aloha soa dia simba @ tsin'apa eo fotsiny... Zavatra miseho matetika io. raha efa nandefa sary ianao nefa izy tsy namaly, raha tianao hanorato indray mande halanenina, fa rehefa tsy mamaly izy aza sombana @ izany ny fonao, betsaka ny vehivavy retsy a tsy najaranao matoa tsy nisy valony... mazoto ary mahereza fa ny tena dia lehilahy an
25. ari.malala ( 15/11/2005 05:17)
Herimiafina:


Saingy mila herimpanahy goavana be izany



ary tianao mints io resaka herim-panahy io an hihii
26. majakely ( 15/11/2005 06:43)
sady hadinon'lah le :
héhéhéhéhé ,ry herimiafina teo an!!!!!!!!:lol:
27. xxx ( 15/11/2005 09:27)
ka io sipa io dray alo dia tsy avelako raha tsy azoko raha tonga aty dago e tsy manaiky za ko za efa zatra be azy za ko anie bogany e
28. xxx ( 15/11/2005 09:30)
mba omeo anay aty ivelany dray alo ny anarany so mba azonay aty dia teneko izy hoe aza ampijalina ranga ny bandy any dago any e
:D sa tsy mety zany ry x
29. xxx ( 15/11/2005 11:33)
xxx lasa ifanerena kosa anie le izy raha izany , raha miresaka tsara nareo tsy midika zany fa tiany ianao , mety ho fitiavana ara namana no nandefasany sary any aminao , nefa ianao indray mandray azy fitiavana hafa, maro manko ny zavatra mandalo eto @ity viritoaly ty , mitandrema ihany fa sao marary fo amizany eo :-*:-*
30. hesham ( 15/11/2005 12:58)
:-D:-D:-D:-D ary efa mi miremarke ny soratr`i herimiafina sy ny zavatra lazainy mintsy an :-D:-D:-D:-D:-D:-D ny remarkakonjay an dia ilay fitiavana agape satria zay fona le teneniny amiko hoe tena efa tafiditsa any @ agape amina izy hihihihi:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 15/11/2005 14:42)
Mba andefaso sary hoe ry hesham hahitako azy kely raha ho voa otsan'i xxx zah na tsia, hehehehe:-D:-D:-D:-D
32. marengarenga ( 15/11/2005 15:34)
asehoy azy fona letsy ny fitiavanao fa resy fona izy @farany. hita ialahy ny vato rehefa ilatsahany goute ny rano matetika dia loaka ny hifaranana ,rehefa mafana ny vy dia mety miforotra ,na dia masiaka aza ny liona ka voataizanao tsara dia tsy manaikitra anao izany ... azonao angamba ny tiako ambara
33. Herimiafina ( 15/11/2005 21:48)
Mifankatiava virtuellement e, tsy ratsy anie izany e, tsy voatery hiraka ara-batana foan tsy akory.
Matsiro kokoa ny fitiavana raha tsy miaraka noho ny fitiavana ka miraka avy eo.
Fomba fampitombona ny herimpanahy ny fifankatiavana virtuellement, anjamo anie e. hehehehe:-D:-D:-D:-D
34. hesham ( 16/11/2005 03:25)
de mifankatia ve nareo sy ny virtuel nao ry herimiafina , mba meo morsa fa hananjana za .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. rabejo ( 16/11/2005 16:44)
Tena mba gaigy be koa aloha zany e ! Famba henoy ihany ny toro-hevitry ny zoky : fifankatiavana @ sary zany ry akama tsy antenaina loatra a ! Hamaroan'ny sipa @ tanàna io ve nama de olona ary @ 10000 km ary no nofisin'tony ? Iza moa no milaza @nareo fa tsy efa misy mi-jock izy any ? Dia tavel'eo elah sy ny revin'lah. Tsy aleo ve letsy mitady @ hita fihetsika sy toetra ary tarehy ? Sa kosa hafa ihany ny vazaha-gasy ?
36. Herimiafina ( 16/11/2005 21:44)
hesham:

de mifankatia ve nareo sy ny virtuel nao ry herimiafina , mba meo morsa fa hananjana za .:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Ie, tena mifankatia be tsisy otsan'izany izahay, tsy miady ankanina, tsy misy maimbo vava, tsy misy mamono, tsy misy ireo zavatra rehetra ilain'ny ara-nofo de milay be, sentiment pura tsisy idiran'ny nofo mahintsiny e.
Refa miditra antsehatra anie ny ara-nofo de bonjour ny probleme rehetra e, fampirafesana, fahafampo, vola, sns.
37. fijo ( 16/11/2005 23:11)
za koa mba misy sipa tiako wa nefa za V de loza be.
38. rabejo ( 17/11/2005 09:29)
fa iza no mi-garantir anao fa tsy mitady ny ara-nofo any @ hafa izy rehefa tsy mahazo any aminao ? Sa rehefa any am-pandrianan'ny mpivady vao ohe "fa ahoana le ? Fanahy masina angaha no ... ?"
39. hesham ( 17/11/2005 10:55)
herimiafina , omeo morsa hoy aho fa mba te hananjana kou .:-D:-D:-D:-D:-D
40. fijo ( 18/11/2005 21:08)
efa nety ve le fika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0938