mba omeo torohevitra reto a

41. Veloo ( 18/11/2005 21:54)
fika inn?
42. hesham ( 18/11/2005 22:37)
:-D:-D:-D:-D:-D
43. fijo ( 19/11/2005 05:35)
leee veloo indray io .
44. hesham ( 20/11/2005 02:16)
:-D:-D:-D:-D:-D
45. Herimiafina ( 20/11/2005 05:31)
Mihomehy fotsiny otsan'ny tary ambadika tary no mba nataon'i hesham teto, hehehehe:-D:-D
46. xxx ( 20/11/2005 22:42)
xxx> cousin-nay iny mody nanao sipa iny d sariny mamanay iny nalefany any iny :-D:-D:-D:-D:-D:-D mbola tara aminy sariny mamanay v xxx? tanjemo tsatsany papanay fotsiny fa mmmm!!!
47. Herimiafina ( 21/11/2005 02:49)
Tsara kosa i maman'lisany zany ry xxx an, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
48. xxx ( 21/11/2005 03:07)
ny sariny k. sary ane azo amboarine, hehehehe :-D:-D:-D:-D
49. Herimiafina ( 21/11/2005 03:10)
Ngo de tamin'izy tanora kely iny, mitovy amlé sipako zay mahintsiny, Ngo de zanako aza elah ty klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
50. rabesa ( 24/11/2005 02:02)
Tena fitiavana any an-kibon'ny omby zany fa dia aza manantena be loatra.Aza tapahana fotsiny ny relation naho ratsy na ho tsara ny resultat.
51. hesham ( 24/11/2005 22:23)
:-D:-D:-D ary raha efa bevoka fitiavana le omby de aona :-D:-D:-D
52. fijo ( 24/11/2005 23:39)
de ataovy hoe ombimaria no anarany.
53. hesham ( 30/11/2005 02:15)
fijo :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D ary raha lahy
54. fijo ( 02/12/2005 23:55)
dia ombyjosefa
55. hesham ( 03/12/2005 01:05)
fijo :-D:-D:-D:-D:-D:-Dary raha bisex :-D:-D:-Ddia hoe marijoseph ve :-D:-D:-D:-D:-D
56. marengarenga ( 03/12/2005 13:14)
aona letse mbola tsy voa vaha ve????????????
57. hesham ( 04/12/2005 23:49)
ny inn ry marengarenga , i marijoseph ve :-D:-D:-D:-D:-D
58. dadabe ( 05/12/2005 17:11)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-11-2005 15:40:54
Lohateny : mba omeo torohevitra reto a
Marary be ny foko fa misy sipa tena tiko be anefa izy tsy taitra amiko akory efa hitako ny sariny izy mipetraka any ivelany za aty Dago nomeko sary ko izy dia niteny izy hoe tiny be hony poziko anefa izy tsy niteny tamiko hoe hiaraka zay za kosa anefa niteny taminy fa za tia azy izy tsy namaly akory hoe tia ahy ko izy ahona no ataoko fa tena mafy amiko zao

zah tara le ,makanesa less any @ misy azy a,ny kontakt fizika ihany no tena heriny fa ny fitiavana net tssssss
59. Veloo ( 05/12/2005 18:00)
dadabe a tsy mandaitra zany ny antsiko roa an :-D:-D:-D:-D tsatsan-njy :-D:-D:-D
60. Kababo ( 22/12/2005 14:34)
xxx:

Marary be ny foko fa misy sipa tena tiko be anefa izy tsy taitra amiko akory efa hitako ny sariny izy mipetraka any ivelany za aty Dago nomeko sary ko izy dia niteny izy hoe tiny be hony poziko anefa izy tsy niteny tamiko hoe hiaraka zay za kosa anefa niteny taminy fa za tia azy izy tsy namaly akory hoe tia ahy ko izy ahona no ataoko fa tena mafy amiko zao


Ka izao ranamana ah! mazava ny resany fa ny pôzinareo @ sary no tiany fa nareo no tonga dia mandray hoe nareo no tiany,dia tsy mifankahazo ny resaka.
Matoa izy tsy namaly an'ilay hoe hiaraka aminareo dia mbola tsy any ny eritreriny ka anontanio tsara lesy aloha fa aza malaky mandrevy be fa izay ilay mankarary ny fo. Mahereza e!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1573