mitsikitsiky refa...
1. ari.malala
(
02/11/2005 14:53)
tao @ toby fitsaboana adala no nitranga ny resaka, nitazana teo ambaravarankely ony zany i Leksisy d niresaka ny mpitsabo anazy, jereon'ise anie ty Leksisy e, efa mihatsara kosa angamba izy io ,fa in ary no mampitsikitsiky anazy mijery orana avy eo ka, sa v mety tadidiny we ilaina ny orana mampaniry ny zavamaniry? ary mba tsy matahotra tselatra kosa lery an, nefa ra talo zao zay efa rifatrra io, asa re... sa ndao ranga anontaniana a... d nanatona ony zareo zany d nanontany we fa in no mampitsikitsiky an'i Leksisy mitazana eo? d ozy ony lery tsy taitra, ko nareo ihany anie dokotera no miteny we refa misy maka sary d mitsikitsikia e...
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:40
3. dadabe
(
02/11/2005 15:05)
zany ilay hoe ny adala dia tsy adala raha tsy misy ny manadala ny adala ,ka ny manadala ny adala no tena adala :-D:-D=D:@
4. maditra
(
02/11/2005 15:19)
mba maka sary kosa izy a. Sady possible faly kely ery nedala fa mi s'tape la pose.:-D
10. sonwin
(
03/11/2005 13:32)
nanoratra an'izany nga za? aiza eo:)...za nge no adala e, dia izy miaro ny adala. nefa za namany..dia hoy za hoe miaro namana an:):
11. ari.malala
(
03/11/2005 13:36)
:-D:-D:-Dtratra ny marina ndray ny sasany d mody mamadika resaka:-D:-D
20. Veloo
(
03/11/2005 18:56)
nareo reto mampime ka :-D:-D:-D
mamzalkely a ataovy miala ao mihtsy ka :-D:-D:-D (ilay sofina a)
mamzalkely a ataovy miala ao mihtsy ka :-D:-D:-D (ilay sofina a)