mitsikitsiky refa...

21. sasa ( 04/11/2005 05:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mampmé mintsy nareo ireto an
22. ari.malala ( 04/11/2005 06:23)
veloo, ko tsy loza?!! hanala sofin'olona v retsy.. sa hantsointsika wa le mpanasitrana mikasika d sitrana? :-D:-D
23. mamzelkely ( 04/11/2005 06:54)
endaho mits amizay ts manadala tsony..:-D:-D
24. ari.malala ( 04/11/2005 14:38)
d ra lasa marenina izy d a^^ona? ary ra mitomany b mampalaelo b d aôna njay? :-D:-D
25. Veloo ( 04/11/2005 17:51)
:-D:-D:-D:-D efa tezitra i mamazeilkely :-D:-D
26. dadabe ( 06/11/2005 13:41)
:lol::lol:
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 02-11-2005 22:02:27
Lohateny : Re : mitsikitsiky refa...
misaotra aky ari a tsy ratsy mihitsy iny

:-w:-w
27. ari.malala ( 07/11/2005 06:14)
veloo a, tsy azoko, in ky no mahatezitra an'i mamzelkely?
28. mamzelkely ( 07/11/2005 07:21)
za az ôvina no mba tezitra..:lol::-D:-D
29. dadabe ( 07/11/2005 09:10)
io ambony io toi tezitrakou inn njay aza8)
30. sasa ( 07/11/2005 09:15)
:-:-D:-D:-D:-D za konko tsy mety tezitra kou
31. dadabe ( 07/11/2005 09:19)
ekena less zama a =D
32. mamzelkely ( 07/11/2005 09:28)
mbô te hampiasa an'io fotsiny za fa ts misy occasion mits ko...:-D:-D:-D
33. ari.malala ( 07/11/2005 10:27)
:-D:-Dfa nga ko ky misy iokaz ny fampiasana sarikely ry mamzelkely?
34. mamzelkely ( 07/11/2005 12:37)
ie.. ko zay zao ts de mampiasa le devoly kely io de mba manararaotra ko...:-D:-D:-D
35. sasa ( 07/11/2005 14:04)
:-D:-D:-D iny indray no tsy hitako marina
36. mamzelkely ( 07/11/2005 14:48)
de efa hitanao zay izy ko...hihiihihi:-D
37. Veloo ( 07/11/2005 15:30)
:^):^):^):^) za fannnnn
38. ari.malala ( 08/11/2005 05:52)
aiza ndray ny sekoro fa misy fanina ato e... mila mpanao bosabos ô!
39. mamzelkely ( 08/11/2005 06:33)
dadabe oooo!! misy mila sekoro ato eeeeee....:-D:-D:-D
40. kiali ( 09/11/2005 19:45)
vendrana koa leksisy an!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2215