femme

1. diamondra27 ( 27/10/2005 11:09)
nisy bandy roalahy hono zany tafaresaka fa zatra ny mangalapinana loatra de mba mifampizeste : de hoy ny iray hoe: za letia ny femme fatale no tena tiako a!, de namaly ny ray hoe: ny ahy ndray femme sexy, de novalian'ilay akiray njay hoe femme sensuelle, etc....de tohizo oe azafady le resany
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:41
2. diamondra27 ( 27/10/2005 11:10)
Blague io an, any @ farany vao tenenoko ny valiny
3. xxx ( 27/10/2005 13:08)
dia hoy ilay iray hoe ny ahy femme makurelle:^)
sw
4. ari.malala ( 27/10/2005 13:21)
:-D siora v enao ry sw fa zany no tena tinao?:^):^):^):roll::roll:
5. xxx ( 27/10/2005 13:32)
sw< =)) marina zany..=))
zelkely
6. majakely ( 27/10/2005 13:53)
:°)
7. xxx ( 27/10/2005 14:33)
sage femme
8. xxx ( 27/10/2005 14:34)
aiza njay ary le specialistes reny fa mbola miasa ve e?
xxl
9. xxx ( 27/10/2005 14:43)
mbola mijery femme angamba zareo
sw
zelkely>:wink:
10. Veloo ( 27/10/2005 16:28)
:-D:-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 27/10/2005 18:42)
femme intellectuelle

femme libérée

femme soumise .....


.............

mbola tsy valiny io an!

de inona ary le izy ooooooooooo
12. sonwin ( 27/10/2005 18:54)
femme amoureuse:^)
13. diamondra27 ( 27/10/2005 18:58)
tena tsara io ry sonwin fa mbola tsy io ny valiny a!efa manakaiky ny valiny enao

misaotra ihany lou manoma hevitra e!
14. Veloo ( 27/10/2005 19:03)
femme menagere ndray ary e:-D:-D
15. diamondra27 ( 28/10/2005 10:52)
femme infirmière

...

de inona koa mbola tsy izay le valin'ny ankamantatra e!
16. xxx ( 28/10/2005 11:07)
femelle
17. mamzelkely ( 28/10/2005 12:18)
femme cuisinière :roll::-D
18. bozimanga ( 28/10/2005 12:19)
za tsy mahay fa mba valio
19. sonwin ( 28/10/2005 12:37)
femme bozimangeur :^)
20. diamondra27 ( 28/10/2005 12:43)
mety koa ny an'i bozimanga io ka maninona kosa izy no adalainao, misy vehivavy tsy matakatra zavatra nge e!tsy mahamenatra zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4821