femme
61. diamondra27
(
04/11/2005 14:36)
tandremo fotsiny tsy manasa ny namana rehefa misy mariazy virtoely na midira @ dinika: vavolombelona.
tena marina tokoa nge io mariazy virtoely io e! de oe tena misy vavolombelona @ le mariazy mitsy hono na ny lahy na ny vavy fa samy virtoely daholo an!
ndao nareo atao santatra de zahay le vavolombelona e!

62. Veloo
(
04/11/2005 18:18)
ari.malala lasa von'ny zaunisse ve? :-D:-D:-D:-D
nen-jy ko dia tsy misy mihitsy zany ny faute dde frappe an:P:P:P
nen-jy ko dia tsy misy mihitsy zany ny faute dde frappe an:P:P:P
63. dadabe
(
05/11/2005 17:40)
: diamondra27 [ Valio ] 04-11-2005 18:36:46
Lohateny : Re : femme
tandremo fotsiny tsy manasa ny namana rehefa misy mariazy virtoely na midira @ dinika: vavolombelona.
tena marina tokoa nge io mariazy virtoely io e! de oe tena misy vavolombelona @ le mariazy mitsy hono na ny lahy na ny vavy fa samy virtoely daholo an!
ndao nareo atao santatra de zahay le vavolombelona e!
marina zany =D=D
65. ari.malala
(
07/11/2005 10:36)
veloo a, ka mety ko nge le voan'ny zaunisse e:-D:-D:-D:-D d mavomavo tsara mintsy d zay ko!:-D:-D:-D:-D
71. mamzelkely
(
08/11/2005 11:44)
kots tadidy anie e.. dadabe ko zao ts mahatadidy io de mody mitsiky venjana fotsiny...:-D:-D
72. Veloo
(
10/11/2005 17:46)
mamazelkely a ka zaune no nisoratako dia lasa lasa zaunisse dia dia asan'i ari. hihihihih
73. ari.malala
(
11/11/2005 06:26)
fa in no asako alo e hiihihihihiko iza le we voan'ny zaunisse alo e:-D:-D:-D:-D:-D:-D
74. mamzelkely
(
11/11/2005 06:53)
fa inn tkou ny asan ari.malala:roll: de iza marina voan zaunisse...:roll: fa angah ats hoe sany zeune le izy..:roll::°):-D:-D:-D
76. ari.malala
(
15/11/2005 05:51)
veloo, njy an!!! njy zao no namindra zaunisse ato ko:-D:-D:-D:-D:-D
77. mamzelkely
(
15/11/2005 07:27)
non ka za ts voan zaunisse za zeune ka.. ny ana nga diso flapy..:P8):-D