Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko
1. Solitikabe
(
18/10/2005 04:56)
Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko. Ka fitaovana inona no tena tsara atao fanomezana ho azy?
Solitika be
Solitika be
novalian'i jaira ny 15/11/2005 10:27
2. xxx
(
18/10/2005 05:11)
ialahy ry mi-Solitikabe aza manapa-tsinay rehefa tsy maita tory fa tsssss :-D:-D:-D:-D
3. fasaly
(
18/10/2005 05:29)
hividiano zay zavatra tiany izy kou! izay tsy hananany ao aminao ao e!
4. pika
(
18/10/2005 05:43)
ianao ihany no mahalala ny tiany sy tsy ampy ao aminy sa vady hikambanana ilay izy :-D
5. nikopol
(
18/10/2005 07:46)
alefaso aty izy ho konsulteko kely ry solitikabe an !
dia hanaovako devis ianareo
dia hanaovako devis ianareo
7. xxx
(
18/10/2005 12:00)
hividiano ireny fitaovana vaovao fanaovana masturbation ireny izy amin'izay tsy miasa saina be loatra raha sendra tsy ao ianao.
16. pika
(
19/10/2005 05:36)
ka ianao kosa anie tsy manisy sokajiny e koa aiza no tsy ....:-D
fitaovana raha sendra tapaky t@ ady omaly ny sotrobe na vilia dia hividiano izy
fitaovana raha sendra tapaky t@ ady omaly ny sotrobe na vilia dia hividiano izy
17. dadabe
(
19/10/2005 05:39)
bezoro daholo ooo
sao de mba lehibe lotra zany ry fasaly a? fa zao less e
hividiano voamadilo izy de aveo hididiano tsaramaso ,fa milamina io:@:@:@:@
sao de mba lehibe lotra zany ry fasaly a? fa zao less e
Mpandefa : Solitikabe [ Valio ] 18-10-2005 06:56:29
Lohateny : Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko
Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko. Ka fitaovana inona no tena tsara atao fanomezana ho azy?
Solitika
hividiano voamadilo izy de aveo hididiano tsaramaso ,fa milamina io:@:@:@:@
19. rongatry
(
19/10/2005 09:31)
rehefa tsy hainao dia omeo azy lay vola dia izy asaina mividy azy e !
Vita ny resaka avy eo, fa tsisy surprise = sur-prise vola !!!!!!!!
Mba mianara mandinika madame ry solitikabe a !
@ zay ianao tsy sahirana, hoe inona no mety hanampy azy raha mahazo fitaovana izy. : :-D