Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko
21. rongatry
(
19/10/2005 10:30)
O ry jajaf401 an sao dia mihoatra be, fitaovana ampiasaina hono anie e : ohatra zany hoe machine à laver, robot, fer, ... sa machine mpitaiza zaza koa mety ?
22. dadabe
(
19/10/2005 16:57)
efa hoee simple hoaaaaa zanyyyyy
hividiano voamadilo+tongolo gasy+mangahazo atao bononoka+siramamy 1 sotro+sira1sotro de milamina io
hividiano voamadilo+tongolo gasy+mangahazo atao bononoka+siramamy 1 sotro+sira1sotro de milamina io
24. hesham
(
19/10/2005 17:11)
Ny hevitro an dia , voalohany omeo voninkazo tsaratare izy miaraka amin`izany fitaovana zany ohatra hoe multi-robot.Fa raha fanomezana tin`ny vevavy aloha dia bijoux e , iny zany tsy mety adino mintsy hoe tamin`izao ity nomen`ny vadiko ahy .Raha fitaovana ao antokatrano zany mantsy an nareo 2 samy hampiasa le izy zany hoe mety tsy dia taitra kokoa izy mahazo azy noho ilay zavatra hoazy rery manokana . Azy anie ilay fety fa tsy anareo 2 e . Afaka mividy fitaovana andakozia nareo mitsam na @ andavanadro ary.Aza adino le voninkazo an ! tsara be io fanomezana io. Ntsoooooo mafinaritra be mahita lehilahy sahirana mitady zavatra vidina amindramatoa zany .:D:D:D:D:D:D
25. fasaly
(
19/10/2005 18:15)
hesham:
poika zà tsy tia bijoux zao kou! ny ahy parfum...
hividiano bisikileta izy de refa miletaka ny pneu de pomper-nao e!
poika zà tsy tia bijoux zao kou! ny ahy parfum...
hividiano bisikileta izy de refa miletaka ny pneu de pomper-nao e!
27. jajaf401
(
20/10/2005 03:34)
vidanana fanjaitra zany sao misy zavatra rovitra ao an-trano basy eh!!! :-D :-D :-D
28. Herimiafina
(
20/10/2005 03:46)
hehehehe, fa inn avy no rovitra ao ry jajaf401, hehehe hehehehe:-D:-D:-D:-D
29. cocorie
(
20/10/2005 07:19)
Fa in marina le fitaovana tadiavin'i solitika fa vaste loatra le fitaovana. Fitaovana azom-pahafinaretana indray vidiana amizay rehefa tsy ao ise de mba makafy amin'le fitaovana novidian'ise izy.
31. jajaf401
(
20/10/2005 19:54)
string vy koa tsara ka , de any aminao ny fanalahidy; fitaovana jiaby zany eh!
Hery ah, maro ny zavatra mety rovitra ao fa ny hanjaitra azy no kabary !!!!!!!!! :-D
Hery ah, maro ny zavatra mety rovitra ao fa ny hanjaitra azy no kabary !!!!!!!!! :-D
32. fasaly
(
20/10/2005 20:31)
kou tsy handratra ve zany string vy zany, raha izà no hividianana izany tsy mety hanao ani'zany zà.
vizatra mitsovaka, mangana tery ny entana kelinay kou!
vizatra mitsovaka, mangana tery ny entana kelinay kou!
33. jajaf401
(
21/10/2005 03:39)
Atao malamala @ alalan'ny fanosorana menaka de @zay tsy mandrantra, =))=))=))=))=))
34. mumu
(
21/10/2005 08:53)
lasa hors sujet be izy zany!
Bijoux, ranomanitra, akanjo, kiraro, pôketra ,na hento mande voyage izy!
Solitikabe:
Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko. Ka fitaovana inona no tena tsara atao fanomezana ho azy?
Solitika be
Bijoux, ranomanitra, akanjo, kiraro, pôketra ,na hento mande voyage izy!
36. lilbon
(
21/10/2005 12:31)
fitaovana ?
ô ry solitika be a! hividiano le capote misy parfum reny less a!
asio aux pommes de fraise de banane ...
na hividiano le ankehitriny reny( le ankehitriny zany le refa sokafana le raviny vao hita ny fotony e)hihihi

37. fasaly
(
21/10/2005 16:36)
in le anketriny ry lilbon!??mbola tsa nahita izany aho? mbo hividiano anizany aho e!
38. lilbon
(
22/10/2005 04:29)
fasaly> hihihi
ankamantatra aza le izy ze mahafantatra?
iny no mahasamihafa ny silipy taloha sy ankehitriny ô?hihihi
ankamantatra aza le izy ze mahafantatra?
iny no mahasamihafa ny silipy taloha sy ankehitriny ô?hihihi
39. jajaf401
(
22/10/2005 07:48)
zany kosa mba haiko ry lilbon ah, ny taloha lava tanana fa ny amizao silipo fohy tanana doly :-D:-D
40. dadabe
(
22/10/2005 08:54)
o ra lilbon a tsy aleo ve hosorana ranona voamadilo mba ho maisatra kle
raha zah mividy andry de hafa mihitsy kle:wink:
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 20-10-2005 22:31:22
Lohateny : Re : Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko