Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko
41. fasaly
(
22/10/2005 10:04)
in ry dadabe? mbo lazao kou hoe: fa liana mafy aho.
lilbon: hay ve e! tiko ka! fa aza hatao tery loatra fa mahavoa ny aretina hono ny tery loatra.
lilbon: hay ve e! tiko ka! fa aza hatao tery loatra fa mahavoa ny aretina hono ny tery loatra.
43. Herimiafina
(
25/10/2005 00:42)
dadabe:
kou tsy handratra ve zany string vy zany, raha izà no hividianana izany tsy mety hanao ani'zany zà.
vizatra mitsovaka, mangana tery ny entana kelinay kou!
Mety miasa amin'izany string vy zany le lakilé passy partout be aty amiko aty iny.:-D
44. lilbon
(
25/10/2005 04:44)
dadabe >nareo kou anie tsy niteny we ny anareo ny string tsy atao vy de le plastik no nomen'lery anareo e!:-D:-D:-D
herim>fa angaha nareo manana lakile ?sao de le vachette be tsiss lohany reny ny lakile nareo ?=))=))
herim>fa angaha nareo manana lakile ?sao de le vachette be tsiss lohany reny ny lakile nareo ?=))=))
45. Herimiafina
(
25/10/2005 05:51)
Miasa amin'i toi ngah, fa klôty vy an'iza njay no tsy voavahan'i toi tany?:-D:-D:-D:-D
46. fasaly
(
25/10/2005 12:47)
fa iza njay aza no nanana kloty vy tany....?
tena mbo mahita kou nareo reto ka!....?
tena mbo mahita kou nareo reto ka!....?
48. Herimiafina
(
25/10/2005 18:14)
Hehehehe, an'i fasaly nefa le klôty vy midy gadanas be iny, hehehehe:-D:-D:-D:-D
49. dadabe
(
27/10/2005 10:57)
herimiafina > tsy zah less no nilaza an'io fa i fasaly a,jereo tsara le eo ambony e!!:°)
fasaly toi angaha manao string vy??? :-w
fasaly toi angaha manao string vy??? :-w
51. xxx
(
31/10/2005 18:06)
Ka tena kiloty v izany no fitaovana tsara indrindra e, ohatra oe ilay misy dentelle izany an. Fitaovana tsy hita ety ivelany anefa io ka raha mividy ho azy aho dia tsy haiko raha tena nampiasainy ilay izy.
54. miserana
(
15/11/2005 04:53)
hitako ry solitika ny fika. Fahavaratra izao ny andro dia maniry be ny bozaka. Ka milina fanapahana bozaka vidina ho azy.
55. jaira
(
15/11/2005 10:27)
ohatra ny manaitra ihany izany ina oizany tena tsy hitanao mihitsy ve izay ho vidiana ho azy e sa mba tehiresaka fotsiny inao ? raha izay aloha dia tsitra ihany izay zavatra tena tiany sakoa tsy fantatroa izany izany zavatra tena tiany e ?
omeko oh maromaro ary ianao e raha tena sahiran e:
1- boite à maquillage
2- ensemble de bain
3- soin complet any @ institut de beauté
4- séries de marmite
5- ensemble poketra sy kiraro
6-abonnement @ magazine
mbola misy maro fa raha iza aloha dia anisan'ny fanomezana tiako ireo mbola ao koa ireo fitiaovana isakarazany ato andakozia toy ny robot ,rice cooker ny four micro....zay fa mahereza mitady e raha tena tinao izy dia hainao ny zavatra tena ilainy sy tiany e