bandy avy any an-dafy

1. zefalah ( 14/10/2005 16:49)
de mbola mialatsiny ainy raha miditra @ affair-ny vhv ny tenako...mialatsiny oa a!!!

mba nisy zavatra azoko an-tsaina,fa ny sipa any dago dia tara tara @ bandy avy any an-dafy...misy aza miady mihintsy....fa inona kay no hitiavanareo an'reny bandy avy any an-dafy reny e?
vola ve sa ny fitiavana sa aona?
novalian'i Nanaingo ny 15/02/2006 10:40
2. fasaly ( 14/10/2005 17:11)
kou manitsa andafy be nge ry zefa e! fangah niadivan'i sipa tany njay i zefa e! ary izy mahita sizé amin'io resaka sipa io foana a!
3. Enintsoa ( 14/10/2005 17:57)
8O:twisted::evil:
4. Veloo ( 14/10/2005 19:02)
:evil::evil::evil::twisted:
5. tafita ( 14/10/2005 19:12)
Veloo:

:evil::evil::evil::twisted:



Mba mitenena veloo, mba manaova temoignage kely momba an'io fa marina ny an'i le zefalahy
6. zandikely ( 14/10/2005 20:47)
Fa ahoana ihany ary ity:

- Teo lazaina fa mirona aminy vazaha foana ny sipa gasy e!
-Izao indray dia tara aminy bandy avy an-dafy e! Avelao ry zareo ho tara amin'izay mahatara andry zareo ( na fitiavana io na ho vola dia azy ireo ny safidy e !)
7. fasaly ( 14/10/2005 20:49)
:wink:
8. Herimiafina ( 15/10/2005 00:20)
Za zany tara be amin'ny sipa avy any andafy njay marina, aiza ary izy izay, eeeeeh, any andafy any izy izay, eeeeeeh. :-D:-D:-D:-D
9. pika ( 15/10/2005 04:52)
nipitsihan'ny sipa angaha i zefa fa natakalony ny bandy avy any an-dafy, mba mitadiava koa sipa avy any an-dafy e
arakaraka io ry zefa a ny tena fitiavana tsy mathemtique ka azo kajikajiana hoe izaha tsy hiharaka raha tsy izao
fa raha resaka materialy aloha no tanjona dia mety hitranga izay mety olo manana ny maha izy azy angamba no eritreretiny e
10. cutie ( 15/10/2005 05:25)
za aloha tsy mahalala sipa any dago tara @ bandy any andafy fa , ny eritreretiko we , mety ny mahatonga an;zany ngamba , mety le bandy any an-dafy mety manana toe-tsaina hafa , satria efa nahita tany sy miaina @ tany hafa e .
Tsy haiko e lolllllllll
11. malalaka ( 15/10/2005 05:38)
zefalah:

de mbola mialatsiny ainy raha miditra @ affair-ny vhv ny tenako...mialatsiny oa a!!!

mba nisy zavatra azoko an-tsaina,fa ny sipa any dago dia tara tara @ bandy avy any an-dafy...misy aza miady mihintsy....fa inona kay no hitiavanareo an'reny bandy avy any an-dafy reny e?
vola ve sa ny fitiavana sa aona?


ary ahoana ndray lesy?? raha hoe ny bandin'ny Dago ve mba tara @ sipa avy any an-dafy e???

12. cutie ( 15/10/2005 05:40)
possible :-D
13. fasaly ( 15/10/2005 09:37)
mateti-pitranga ,possible be,
otran'ny sipa ihany hoe efa nahita fiainana hafa le sipa any andafy de mba te hiova feeling ry zareo bandy any gasikara.....
14. Herimiafina ( 15/10/2005 12:09)
Zah zany te-ho tara amin'ny sipa avy any andafy tampoka teo njay, iza nareo no avy any? hehehehe:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 15/10/2005 12:13)
ka manana euro sy dollar ko...izay no antony de avy any @ tanin'ny fandrosoana:D
16. Herimiafina ( 15/10/2005 12:14)
eeeeeeeh, za mba meo amin'izany dolara an'i toi zany ry xxx e, hehehe:-D:-D:-D:-D
17. xxx ( 15/10/2005 12:25)
Herimiafina:

eeeeeeeh, za mba meo amin'izany dolara an'i toi zany ry xxx e, hehehe:-D:-D:-D:-D



ariary ny anay eto ka...zah ary mba saika hangataka aminao ko!:-D:-D jerena fotsiny hoe hoatra ny ahoana izany euro sy dollar 'zany???
18. Herimiafina ( 15/10/2005 12:53)
Eeeeh zay mba meo an'izany ariary zany koa ry xxx, fa zany zao tedavin'ny sipa aty aminay aty fa efa leo petrodolara ry zareo. hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. xxx ( 15/10/2005 14:15)
Herimiafina:

Eeeeh zay mba meo an'izany ariary zany koa ry xxx, fa zany zao tedavin'ny sipa aty aminay aty fa efa leo petrodolara ry zareo. hehehehe:-D:-D:-D:-D



aleo ary hifanakalo sika e! ny sipa any @nareo mba hovidiko @ ariary :-D:-D:-D
20. Herimiafina ( 16/10/2005 03:52)
Mena petro-dolara ve enao e? hehehehehehe, hatakalo sipa de lasa sipa-dolara, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3525