bandy avy any an-dafy
41. fasaly
(
22/10/2005 17:03)
welie:
kou maninona kosa na migalère aza e! any dago izy
pata be kou! na lay hatao hoe radiry aza amzany toa
ho sahirana ihany....
kou maninona kosa na migalère aza e! any dago izy
pata be kou! na lay hatao hoe radiry aza amzany toa
ho sahirana ihany....
42. Herimiafina
(
22/10/2005 17:16)
Tsisy an'izany ry reto an, heritreritra jiaby jiaby zany, tsy mitombina. :-D:-D:-D:-D
44. Herimiafina
(
23/10/2005 17:01)
Zany sipa tara amina bandy avy any andafy zany.
Satria refa bandy de mahatara sipa foan ary refa sipa de mahatara bandy foana arakaraka izay manière d'être -ny eo. Bisous daholo, hehehe:-D:-D:-D
Satria refa bandy de mahatara sipa foan ary refa sipa de mahatara bandy foana arakaraka izay manière d'être -ny eo. Bisous daholo, hehehe:-D:-D:-D
45. akamatiana
(
23/10/2005 22:19)
weliko> kikooooo njiko an , ela be njy tsy tazana mitsy zanjikely , bizzzz njay :-*:-*
47. fasaly
(
24/10/2005 09:13)
ary ny samy aty andafy zany tsy hifampitàara mintsy raha izany ry hery an!
49. angelgirl
(
25/10/2005 16:38)
mampalaelo ihany lay sipa gasy any dago satria tsy izay ahatafitana amin'ny fianarana ahazoana ny mahaizy azy no ataony fa manenjika mpanam-mbola ahazoa vola .De aiza lay "dignité @ zany.Refa manana ny mahaizy azy anie ny sipa ,tonga ho azy ny bandye!
50. fasaly
(
25/10/2005 17:33)
k'efa sarotra ange ky lay fiainana ry angel e! de tsy hita fa manaraka ny rythme ny fiainana eny e!
53. xxx
(
30/10/2005 13:59)
angelgirl:
mampalaelo ihany lay sipa gasy any dago satria tsy izay ahatafitana amin'ny fianarana ahazoana ny mahaizy azy no ataony fa manenjika mpanam-mbola ahazoa vola .De aiza lay "dignité @ zany.
tsy ny sipa any dago kosa angamba fa ny sipa SASANY any dago eh -
Refa manana ny mahaizy azy anie ny sipa ,tonga ho azy ny bandye!
njainjay ry zareo matahotra kou :oops: rehefa heveriny hoe super star ianao dia efa COMPLEXE ny bandy kely
55. welie
(
03/11/2005 15:47)
ary tsy mba misy sipa any an-dafy any ve mbo tara @ bandy avy aty Dago? :-)
57. fijo
(
03/11/2005 23:08)
tandremo fa misy bandy avy aty nefa mbola pira noho ny avy any ambalakida an.efa nahita aho
60. hesham
(
14/11/2005 17:10)
herimiafina fa aiza ianao io fa toa tara aminao njai za zany , any andafy ve . Za eto dago mety tinao ve za? ianao zao otsan`ny manimanitsa vava zany kou .:-D:-D:-D:-D:-D