bandy avy any an-dafy
21. xxx
(
16/10/2005 09:02)
omeo kalou le dolaranao de ho hita eo izay ho fandehany...raha sipa+dolara vao maika favy be:-D
22. Herimiafina
(
16/10/2005 13:25)
Tsy misy tsara otsan'ny sipa gasy ihany hoa, hehehehehehe, le izy mandreraka be iny tena favy be, mba mahazo aretintsaina isankarazy hankafizana ny fiainana, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
Sipa vazaha zany de tena tsisy lalànany mahintsiny fa mitondra kofboay ao amin'ny lit conjugal refa amin,ny alina de telo zay no miara-matory eo de le siapa eo ampovoany, hehehehehehe. libre e.

25. Papoose
(
16/10/2005 17:59)
ary toa tsisy kil mintsy ny livres nay zany le! !! tsy mba misy hividy @ boky v ao ohhh!! aty ze hividy eee!!!
26. Herimiafina
(
16/10/2005 18:03)
Inn le boky ry Papoose, misy sarinao ve eo amin'ny fonony? hehehehe :-D:-D
27. zefalah
(
16/10/2005 20:38)
ny sipa gasy mbola kely saina..indrindra ny sipa any dago @ zao sika miteny zao...tsy ampitoviko @ reo sipa any hivelany,satria ny zavatra hiainan'ny sipa ao dago tsy hiainan'ny sipa ao dago..
afa fona zany hoe sipa nivoaka sy mahay culture samy afa zany..ka zay no mahatonga ny sipa ao dago tara tara @ bandy any an-dafy..
za alo zao efa mitady lalana mba ande any an-dafy e.
@zay za miverina avy any be pitia sady tsy mijaly @ fitedevana sipa..za zao efa misy efa bikina izy ,fa sarahiko satria nandaiga tamiko..
zay le izy..mialatsiny fa tsy mpiditra net matetika tsony ny tenanay,satria ny fenarana efa manomboka mo ny fanen-dahana etsy an-daniny iany...

28. Herimiafina
(
16/10/2005 20:48)
Sao de teny Tsaralalana kosa ary i toi ry zefalah no nitady, fa raha eny de sur fa mitady bandy avy any andafy fa be dolaka be hono ireny. hehehe:-D
29. akamatiana
(
17/10/2005 05:25)
ny sipa gasy mbola kely saina..indrindra ny sipa any dago @ zao sika miteny zao...tsy ampitoviko @ reo sipa any hivelany,satria ny zavatra hiainan'ny sipa ao dago tsy hiainan'ny sipa ao dago..
afa fona zany hoe sipa nivoaka sy mahay culture samy afa zany..ka zay no mahatonga ny sipa ao dago tara tara @ bandy any an-dafy..
za alo zao efa mitady lalana mba ande any an-dafy e.
@zay za miverina avy any be pitia sady tsy mijaly @ fitedevana sipa..za zao efa misy efa bikina izy ,fa sarahiko satria nandaiga tamiko..
zay le izy..mialatsiny fa tsy mpiditra net matetika tsony ny tenanay,satria ny fenarana efa manomboka mo ny fanen-dahana etsy an-daniny iany...
wajayyyy kosa zany zefalah kle , aza tsasany le sainy ngedabe lah fa fannn kle , mandandilady mitsy .:-D:-D:-D
30. Herimiafina
(
17/10/2005 05:56)
Voan'ny pouvoara be avy any amin'i zafalah ngah enao? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
36. Veloo
(
17/10/2005 20:18)
papoose a nefa aky io no tena ambony indrindra o? io Livre Sterling io :-D:-D:-D:-D:-D mety mbola tsy hitan'i zefa angamba retsy a :-D:-D:-D
37. Herimiafina
(
17/10/2005 21:29)
hehehehe, anglisy ve, tsy tin'ny sipa any Dago reny fa katity be dirandoza, hehehehe:-D:-D:-D:-D
38. Veloo
(
18/10/2005 17:05)
:-D:-D:-D:-D fa angaha moa force oe angilisy any e mety olona hafa ko anie fa mipetraka any fotsiny e.:roll:
39. welie
(
22/10/2005 14:18)
Laingalainga fa misy famarinany kosa io lazain'i zefalah io e! :)
Tsy hoe ny sipa rehetra akory no taraiky @ bandy avy any an-dafy fa misy bdb tokoa. Asa fa raha vao maheno hoe avy any an-dafy ilay bandy dia toa manitona ve? Satria ve eritreretina hoe manam-bola ilay bandy? Na dia mi-galère be aza any dia refa tonga aty Dago dia ny ao an-dohan'ny sipa hoe "Avy any an-dafy akia iny bandy iny an!" Hahaha... :-D

40. Herimiafina
(
22/10/2005 14:42)
Marina, fa le bandy avy any andafy kou anie mety tsy maimbo vava de izay koa no manintona anlé sipa e.