mahagaga

1. Jemes ( 02/10/2005 10:54)
Inona ary no nahatonga any jesosy nampijalina ?
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 19:55
2. vale ( 02/10/2005 13:31)
Ko mba hamonjena antsika olombelona re ko inon'indray?
3. Jemes ( 02/10/2005 14:33)
diso izany kan ?
4. sonwin ( 02/10/2005 15:43)
anotanio ry zalahy mpitori-teny ao ambadika ao:lol:
5. sonwin ( 02/10/2005 15:43)
anotanio ry zalahy mpitori-teny ao ambadika ao:lol:
6. Jemes ( 02/10/2005 16:49)
ka le resaka anie afa mintsy e, tsy mila pasitera na mopera fa ny evitra ny oul ts11
7. sasa ( 03/10/2005 07:15)
James he he he he io indray elah sy le valim-panontaniana hafahafa an, aleo za tsy hamaly fa haiko io!!!
ary mbola ho ataon'lah kou izao le hoe tam jesosy le nifantsika teo ambony hazo fijaliana io d niantso an'i Petera izy, d in ary no noteneniny?
8. Jemes ( 03/10/2005 08:26)
Tena mino aho fa tsy hisy ahita anio kosa ee, mbola vao2 b eio blangue io
9. sasa ( 03/10/2005 11:40)
aleo ary aloha za tsy hamaly jerena raha misy mahay ry zareo an
10. sonwin ( 03/10/2005 13:21)
fa naninona tokoa aza izy no nampijaliana:roll:
11. sasa ( 03/10/2005 13:51)
fa naninona tokoa moa?
12. ari.malala ( 03/10/2005 14:31)
:roll:asa wa!:roll:
13. Jemes ( 03/10/2005 15:45)
Aleo nareo omena sopapa e,ny oul tsy kapohina fotsiny am izao raha tsy misy fahadisoana nataony aho, ary za mino fa tena goavana be ny faute nataony an , matoa Izy nijaly be otran iny.
Ka inona ary ilay izy
14. Veloo ( 03/10/2005 17:16)
ka inona ary ilay izy?:roll:
15. Kotity ( 03/10/2005 19:15)
tena gaga za ry Jemes raha mahita faute nataon'i Tompo ianao.
Miandry anao zay é
16. sonwin ( 03/10/2005 20:51)
eo indrindra isika izao an, inona ary ilay izy:roll:
17. Veloo ( 03/10/2005 21:19)
:-D:-D:-D:-D dia samy miandry eto zany sika knou :-D:-D
18. mamzelkely ( 04/10/2005 06:32)
inn marina re e...:roll:
19. sasa ( 04/10/2005 07:22)
hi hi hi hi d samy miandry izany kou:-D:-D
20. ari.malala ( 04/10/2005 12:04)
inona ary ô!:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0549