mahagaga

21. Mariano ( 04/10/2005 12:41)
Mba omeo am zay lwesy ny valiny fa otran'ny tiana mba ho atao am'olona koa kle
22. Jemes ( 04/10/2005 12:43)
Ity ary ny valiny e,Jesosy le nandrafa ntsena
23. ratole ( 04/10/2005 12:57)
Tsy voatery ho io ihany ny valiny fa maro be. Raha io fotsiny ve dia ho tanteraka ny famonjena antsika ?
24. Veloo ( 04/10/2005 13:25)
:roll::roll::roll:
25. ravakamalala ( 04/10/2005 14:16)
:?::!::?::!::?::!:
26. sonwin ( 04/10/2005 19:37)
ary misy serié be mamaly nefa lalao ilay izy
jemes> milay ka :-D:-D:-D
27. sasa ( 05/10/2005 04:48)
james elah ity lesy :-D:-D:-D:-D
28. mamzelkely ( 05/10/2005 05:59)
zay ve no saziny...:roll: :-D
29. sasa ( 05/10/2005 11:10)
soa ihany fa tsy miditra ato ny sasany fa raha tsy izany efa nahazo morale indray klé:-D
30. sonwin ( 05/10/2005 12:10)
soa ihany marina:-D:-D
31. mamzelkely ( 05/10/2005 12:36)
hita waaaaaa:-D:-D
32. sasa ( 06/10/2005 06:39)
:-D:-D
33. mamzelkely ( 06/10/2005 07:53)
:-D:-D:-D
34. ari.malala ( 06/10/2005 13:59)
hihihi! za ndray mandary anazy ho bleg ka
35. Jemes ( 06/10/2005 16:22)
Tsy marina ary ve io, ary firy kilao ary ny azofijaliana nolanjainy jesosy ?
36. sasa ( 07/10/2005 04:27)
:):)
37. mamzelkely ( 07/10/2005 05:39)
mety mavsatra ihany ka...:roll::-D
38. sonwin ( 07/10/2005 11:03)
firy kg tokoa moa izy izay:roll::roll:
39. mamzelkely ( 10/10/2005 06:52)
tena mavesatra tokoa anie zao iny e...:-D
40. sonwin ( 10/10/2005 14:44)
gaigy be ny lanjan'iny ka:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079