hatsikana
1. rijatsif
(
06/09/2005 22:41)
Ity misy blague, nareo no mahita azy raha tsara na ratsy.:lol::lol::lol:
Un avion est sur le point de se crasher. Il y a 5 personnes a bord et seulement 4 parachutes.
- Le premier passager dit..... http://linuxfr.org/~kadreg/
Nahitsin'i lanto
Un avion est sur le point de se crasher. Il y a 5 personnes a bord et seulement 4 parachutes.
- Le premier passager dit..... http://linuxfr.org/~kadreg/
Nahitsin'i lanto
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:32
10. rijatsif
(
07/09/2005 13:49)
nanourand:
tokony nataon'igahy t@ teny malagasy :roll:
Ialàna tsiny raha tsy voadika t@ teny malagasy ê! Ny ahy moa fitiavana te hizara ka mba hitako tany ho any io hatsikana io dia nataoko copier/coller dia izay.
11. rrmalala
(
07/09/2005 14:19)
Tsy de ratsy lay blague kah, sady mba tsy nivadika resaka hafa ndray ny farany fa mba tena mampihomehy fotsiny! maromaro ny toy ireny e!
12. palince
(
07/09/2005 14:27)
tohizo fa tena milay e. fa ny antsika moa toy ny rafotsibe kendam-bomanga ka any an-tenda no manitsy azy eeee:D:D
14. jajaf401
(
07/09/2005 20:10)
De lanin'i President zany ilay kida tao anaty kitapo eh! mba gourment zany !=))=))=))=))
16. rijatsif
(
07/09/2005 21:46)
Aza tezitra fa mba hatsikana ihany iny ka hatsikana ê!:lol::lol::lol:
17. sasa
(
08/09/2005 04:48)
rijatsif raha azo atao d aza asiana teny Frantsay fa izahay tsy mahay kle , zay ve T1 no niala d:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
20. rijatsif
(
08/09/2005 13:49)
sasa:
rijatsif raha azo atao d aza asiana teny Frantsay fa izahay tsy mahay kle , zay ve T1 no niala d:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
Ialana tsiny @ le teny frantsay ê! ao fa tsy hatao intsony.