hatsikana
21. Veloo
(
08/09/2005 18:11)
sasa a efa ho teny angilisy izao e :-D:-D:-D
herimiafina ka be tsinona no tsy tian'i Bush ka :-D:-D:-D
herimiafina ka be tsinona no tsy tian'i Bush ka :-D:-D:-D
22. sasa
(
09/09/2005 05:03)
misaotra rijatsif an,:D ny takelakan-tsika manko malagasy ranoray d aleo blague am teny gasy no atao na kou hoe adika raha mety e,
veloo asaiko miteny allemand eo i frera sonwin fa ataovy eo anie:P
frera za lesy efa ranga sofina foana an, izao angaha elah vao nahita klé
veloo asaiko miteny allemand eo i frera sonwin fa ataovy eo anie:P
frera za lesy efa ranga sofina foana an, izao angaha elah vao nahita klé
24. sasa
(
12/09/2005 04:52)
mamzelkely ye maheno tsara raha miteny gasy ny olona fa raha vao teny vahiny d sady moana za no marenina:-D:-D:-D
26. sasa
(
15/09/2005 04:40)
sweetia ary enao tsara nify an, sady ny lohanao toa maitsomaintso, anana foana angaha ny lokanareo ao an-trano ao:-D:-D:-D:-D
27. sweetia
(
15/09/2005 13:09)
sasa< ka zay anie apenarina miborosy nify tsara de atao ahôna mo fa de anana no vokatra ao atokotaninay ao de ts maints mihhinana e:wink::-D
28. Veloo
(
15/09/2005 17:04)
sasa a i frerot tsy tonga ato akory knou asa ndray zay nalehany... ndry nga maha teny allemand? za tsy mahay knou :twisted:
29. dadabe
(
16/09/2005 13:06)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 08-09-2005 06:48:59
Lohateny : Re : hatsikana
rijatsif raha azo atao d aza asiana teny Frantsay fa izahay tsy mahay kle , zay ve T1 no niala d
de ahoana lety ry zama a:D