Menatra be ny vadiko...

1. Xmarty ( 09/08/2005 18:12)
Izay efa mivady sy efa manana Zanaka vavy kely nefa ny vadiko dia mboloa menatra miboridana eo masiko.
Tsy itako izay atoa?
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:57
2. fasaly ( 09/08/2005 18:40)
ka izao e! taminareo taloha ve nefa izy tsy sahy niboridana koa??? satria raha izay d'efa izy mihintsy no menatra miboridana eny na dia anoloana ny vadiny aza, fa raha taty aoriana izy vao menatra dia mety nisy fiovàna ny mrofolojia ny vatany dia izay no antony. Asa noho ny fiovan'ny vatana après ny fiterahana na antony hafa koa!
ny ataonao, angamba handresena lahatra azy dia dokafanao izy hoe tena tsara vatana be enao, tiko be ny mahita ny forme nao dia ssurée izy ary hanobmoka ho sahy amizay miadana eny....
3. booboo ( 09/08/2005 19:11)
4. fijo ( 09/08/2005 19:27)
ie ,mety efa izay no fitaizana azony ka sarotra ovana,fa ianao mihintsy no manaova ohatra voalohany e.
5. fasaly ( 09/08/2005 19:44)
marina izany fijo a! mety lay bandy mintsy alony no manao voalohany
6. fijo ( 09/08/2005 20:34)
ka raha tsy manao lery,tsy hiova ny vavy ko,izy irery kosa ve no asaina hiboridana eo
7. booboo ( 09/08/2005 21:32)
:-D:-D:-D
8. vivi ( 09/08/2005 22:37)
ary raha maninona no mody miboridana matetika ianaohitany de @zay izy mety hifaninana aminao, sur ve ianao fa tsy misy anomalie ny zavany? sao de zay koa anie, fa anontanio tsara izy aminizay ianao afaka manampy azy ,sady raha kely loatra anie ilay izy na sampona de mety menatra kosa anie izy, mipetraha ihany ianao @ toerany, tsy fantako aloha ianao vavy na lahy fa vavy ianao de mety zay mihitsy e
9. zefalah ( 09/08/2005 23:10)
raharaha sarotra zany.
za alo maita hoe: voataiza aradalana ny vadinao ry iza mo?
ry Xmarty!! ary midera an'lay fomba nitaizany ray aman-dreniny azy aho.
le hoe resaka mahapivady..anjaranao no manampy azy @ fahazarana..ary toizany koa ny manampy azy @zany toetra zany..azavao aminy fa vadiny enao,ary zo anao de zo anao tokoa ny maita ny vatany rehetra..zany no tena atao hoe vady..ny vatanao hoe efa nomenao ahy..ka asa anao raha andaha lay nifanekena sika.
satria zay marary ahy,marary anao..ary zay mahamenatra ahy mahamenatra anao..de zay e..
fa aza forisena zany..zavatra rehetra mande mora mora..fa tsisy ora niotra ny 24 zany.
mahaiza mitaiza vady ry zavavy.
10. pika ( 10/08/2005 09:06)
sao dia mikritika ny bikany ianao oh hoe ianao ity lasa be kibo, ...... dia menatra izy
ny fomaba hanaovanao azy koa sao dia forsena be fa raha hainao ny maka ..... mandeha ho azy izany :-D:-D
11. miranto ( 10/08/2005 10:12)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
f' angaha tsy mba ampandroinao izy , tambatambazo izy de dokadokafo kely ary anehoy fitiavana fa ho hitanao foana rehefa hainao ny manao azy e,
12. nirvana ( 10/08/2005 10:29)
Ny ahy ty no tsazoko, hoy nareo oe nareo efa manana zanaka iray sa aona? D t@ nanao azy ve tsy niboridana sa aona ?
13. fasaly ( 10/08/2005 10:49)
ka mety tsy niboridana izy nanao zaza fa juste nanàla izay tokony hesorina de ny ankanjo mijanona e!
fa raha lahilahy enao maneho hevitra io de izay wa!
efficace io, menatra ny vatany izy na mahia loatra na matavy na midy mitokotoko kely etsy sy eroa, de rassurance no omenao azy, raha tianao hiboridana imasonao izy dia dokafy foana izy na ahoana na ahoana, omeo korazy izy, ataovy hoe tena tiko loatra ny bikanao tsy misy toa anao, fa hitanao eo ny fiovany e! vehivavy aho miteny izay haiko ny secret madinika ny vehivavy, famila rassurer ny vehivavy @ lafiny maro.
fa raha vehivavy enao no maneho hevitra de la meme chose dokafy izy de vita e! efficace. fa aza haratsiaana fa vao maika izy milentika be anaty lamba
14. haingo23 ( 10/08/2005 12:22)
Ka inona moa no tombotsoa azo rehefa miboridana ? Tena ilaina ve izany e!
15. agoago ( 10/08/2005 12:59)
Sao dia mba ianao indray ary ry Xmarty no ovaina tsy hiboridandrindana eo imasony ianao, fa izy no hoforecernao hanao ny tsy mahazatra azy hatra@ izay.Efa mety fomba notaizana azy hatra@ ange izany araka ny lazain'i Zefalah ange. Vizana eo ianao hiandry azy hanao izany, raha efa izay no notezaina azy hatrizay mantsy. Nefa misy torohevitra ireo nomen'ny namana hafa ka dia andramo ihany aloha
16. majakely ( 10/08/2005 13:42)
Ny any Fasaly io no tena hitako hoe toro-hevitra hendry indrindra !!! zay koa mba hitako hoe mety amboniana foana ny morale-ny de ho hitanao fa .....!!
17. lilbon ( 10/08/2005 14:33)
hono wa ry X MARTY sao de mba ao amin'ny finoana na hotry zany le misy le complexe le vadinao ?
fa io de aretina io ka jereo ny niandohan'ilay zavatra aloha fa sao de vao maika giravy zany tonga de mitsara zany !

io de effet psychologique nisy niandohany tany aloha tany !sao de mba misy traumatisme izy nefa forcénao an!
:(:(
18. cocorie ( 10/08/2005 14:51)
Ampijereo film visa A izy de mety ho sahy koa rehefa kelikely fa mila manana patience ianao an! Veçu zany io e!
19. fasaly ( 10/08/2005 17:31)
ka raha ny henatra ao aminy no tsy miala de tsy hisy zavatra hiova eo e! amiko aloha tsy misy resaka inona fa complexe tsotra izao e! ary mbo mamalia kely moa e!
haingo: mpivady kosa ve ky de tsy mba hifampijery kely, amiko tsy normale zany mpivady tsy mahita ny vadiny niboridana izany na teo aza ny fitaizàna, ok dakaoro fa efa mpivady zao, otran'ny sakafo ihany io, jerena aloha ny hatsarany vao hanina fa tsy misy mihinana anjambany zany....izay ilay mahatonga ny fankapanahy ratsy hitady ny any ivelany anie e! de miopetraka foana lay blem, ka amiko norme be fa tsisy resaka forcé zany ny manala ankanjo eo imsaombady, matoa misy izany de misy henatra ao, ka anjaran'ilay vady no mandresy lahatra azy.
20. Veloo ( 10/08/2005 18:36)
tssssssss rehefa tsy te hiboridana izy dia avelao ao eeeeee tena ilaina angaha?:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1656