Menatra be ny vadiko...

21. fasaly ( 10/08/2005 19:04)
ka mba te hahita amzay kosa le tompony kou! (tompom-bady io an! sao in eo ndray):oops::oops::oops:
de ho boramena eo foana ve de ho menatra foana?...:wink:
22. Veloo ( 10/08/2005 21:08)
fasaly :oops::oops::oops::oops:
23. fijo ( 11/08/2005 04:48)
ary raha le rehefa manao ino no miala tampoka dia mijery azy aloha?
24. fafa ( 11/08/2005 06:50)
Marina dôly le nolazainy namana teo rehetra fa ity misy teny gasy, tsy haiko na ohabolana izy ity na ohabilana fa tena gasy an! tsy noforoniko: "Manantena fitiavam-bady hono ka miboridana eo imasony"
Na izaho aza tsy de mahazo an'le izy tsara, tsy haiko na tsy tokony hiboridana eo imasombady zany na tsia! Ka sao fantany aza io fiteny io
25. cocorie ( 11/08/2005 07:13)
Miboridana koa zao de maninona ry velo. misalobona fona ao fa hitady sipa mety hiboridan'izy no farany. f'anga sima sa nahafahana; zavatra atout tokony ampideraina izany koa afenina.
26. chipie1 ( 11/08/2005 07:13)
fafa > ohabilana kouss io ka=))=))
27. vesta ( 11/08/2005 07:20)
Asaivo mandeha mandro izy, de araho ao anaty doso izy rehefa tokony ho tsapanao fa efa miboridana izy. De teneno hoe, za andeha hoandro koa.

De hitan'ela miboridana izy.

Hevitra faharoa:

Rehefa alina iny ka raikitra le fika, izy efa tsy mahatsiaro ny antsinanana sy andrefana iny de esory amininy ny ankajony fa ho tsy afaka manda tsony izy amin'iny fofoana iny.

Andramo
28. chipie1 ( 11/08/2005 07:26)
ampiko kely eo amlé hevitra faha2 io dia areheto moramora ny jiro:-D:-D
29. booboo ( 11/08/2005 07:28)
hihihihihihi
30. Tenio ( 11/08/2005 07:37)
=))=))=))Tsotra anie zany e!!rehefa matory izy dia esory ny akanjony dia hidio anaty armoire daholo miaraka amin'ny akanjony rehetra. Lasa zatra ihany izy rehefa ataonao an'zay matetika.
31. fafa ( 11/08/2005 08:50)
:°)Sao nisalobok'homana kosa aza nareo t@ voalohany e de zatra an'zany izy!
32. fasaly ( 11/08/2005 12:50)
fijo: kefa we izy aza tsy miboriadana izany na manao ino aza kou! na hiala tampoka eo enao simba fotsiny ny feeling fa olona miakanjo fa tsy mikiloty no hitanao eo de voa mafy enao kou! tapaka lay ambiance,
cocorie izay mintsy an! hay toi ty tena mpanao azy an! ilay atout e! marina izany 200°/° pour 100 mintsy
vao miala ny ankanjo d'efa jamùba ny anao ka raha miboridana aza mety tsy hitany eo indray.:-D:-D
33. fasaly ( 11/08/2005 13:00)
saika hadinoko, ilaozana hanao masera be eo foana ve! ilaozan'ny omby mihahaka eo fa ataovy, lasa mijery any ankafa eo izy fa! ny an'olona aza somary asiana show kely mintsy ampiarahina amin'ny dance kely strip tease:wink: vadinao anie io fa tsy anadahinao akory e! ka inona no olana .
34. Veloo ( 11/08/2005 14:49)
:roll:
35. fijo ( 11/08/2005 21:40)
cocorie ity marina kay hummm mihintsy an.
36. zoooo ( 16/08/2005 13:40)
:-D:-D:-D
37. fijo ( 16/08/2005 21:49)
kozy izany e
38. cocorie ( 17/08/2005 14:32)
milay koa zany mi-strip zany an aleo ndray mba andramako eo imason'i fijo virja; mety tena zakako ihany elà
39. fijo ( 17/08/2005 20:55)
cocorie an,tena mety hanaitra ny maha biby ahy ndry raha izany ka.hummmmm
40. cocorie ( 18/08/2005 07:29)
f'angaha elà moa biby? matahotsa ndray za ka! aleo ihany za hiankanjo fa ataoko manify kely indray ary e! mba hampilendalendaiko fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8177