Menatra be ny vadiko...

41. marengarenga ( 18/08/2005 15:27)
zao akia raha vadinao talohaan'ny nanananareo zanaka
no nanana anio fomba io dia avelao fa misy antony izany fa tsy takatran'ny sainolona tsy mba mandinika
lalina , zaho zao mahita fa mahalala fommba ny vadinao raha toa ka zany no nitezana azy. satria raha
ara siansa no jerena :dia tsy tsara ny vady mahita
ny zavatra entinao satria mahatonga zavatra hafa manko any aoriana any
42. fasaly ( 18/08/2005 16:19)
cocorie:
manja wa lay show kely iny e! lay manao strip kely hymmmmmmm!
43. fasaly ( 18/08/2005 16:22)
marengarenga a! vady ve de hahamenatra kosa ny hiboridana eo imaso e! inona fotsiny no mamaha-mpivady aza e! vady anie fa tsy olonkafa e! raha izaho aloha ny tamin'ny place ilay tompombady de kivy aho e!de manjary mijery ny any ankafa mba kozy e!
44. fijo ( 18/08/2005 20:59)
cocorie,tsy za no biby fa ty e.azondry ve?
45. deghany ( 19/08/2005 13:38)
de refa manao boom krack bish bash ouf zany de tsy manary mbala?!=))
46. deghany ( 19/08/2005 13:38)
de refa manao boom krack bish bash ouf zany de tsy manary mbala?!=))
47. cocorie ( 19/08/2005 14:28)
K'efa hoe tsy manary ka in no mbola mampivanitika an'ise eo! ny andro koa ririnina de ao anaty lamba ao ihany! ami lohataona vao asiana strip kely hampijaliana ny bibin'i Fijo
48. fasaly ( 19/08/2005 15:51)
hihihi!
cocorie omeko tsy omeko! tapa lalandra eo lay bibikely fa ataovy de tsy mety en forme tsony
49. cocorie ( 22/08/2005 12:59)
fa mety ho tapaka lalandra koa moa zany ity bibikely ity ry kala! koa tsy ho very eo fijo keliko!
50. fijo ( 22/08/2005 21:57)
tsy tapaka lalandra izany io biby io ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1857