POLITIKA

1. pietro ( 09/08/2005 07:30)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ireto mpanao politika antsika ireto? sokafy ny ady hevitra
2. ravatorano ( 09/08/2005 13:13)
milay kah
mahay b dhl indrindra fa ireo goaika antitra ireo
3. gernico ( 09/08/2005 13:34)
politika ilaina io raha hahasoa ny be sy ny maro fa raha hitetika ny hihinana toy ny teo aloha 25 taona lasa izay dia azafady fa tsy misy adala akory eo fa aleo hinaonaona toy ny alika antitra eo ireo zatra ratsy ireo
4. tafita ( 09/08/2005 19:29)
Hitan'ise ry piera fa tsy de nahasarika ny olona loatra ny adihevitra . Ny dikany de hoe LEO NY OLONA . Ka izaho koa de leo ny polotika Malagasy satria mankaleo be ............
5. fijo ( 09/08/2005 21:08)
mankaleo mahaliana izy io,mankaleo satri tsy misy tena fototra hijoroany,fa toa seza no tena tadiavina,nefa mahaliana koa,satria mikasika ny fiainantsika rehetra le izy.
6. Veloo ( 10/08/2005 18:33)
tsssssss ny eo ihany no miverimberina ka mandreraka
7. fijo ( 10/08/2005 20:00)
ka ny mahatonga an'izay dia tsotra,ny efa nanaraka ilay taloha ihany ,no mody mivadika dia momba izay lany indray.izany hoe ny lohany no miova,fa ny vatany manatanteraka ilay teo ihany.
8. Veloo ( 10/08/2005 20:55)
:roll::roll:
9. fijo ( 10/08/2005 21:48)
maninona ndry
10. pika ( 08/09/2005 10:17)
ny eto amintsika ve tsy mamely mora mivadika palitao
maninona raha atao hoe 2 parties ihany e
11. fijo ( 08/09/2005 20:18)
izay no tsara saingy sarotra,satria ny any tsy ny asa no tanjona,fa seza
12. Herimiafina ( 09/09/2005 16:02)
Refa favy ny ataky de mouvance jiaby, refa maina ny tany dia opposition jiaby ary miantso au sekoro Deba.

Misy moa taraiky eo ampovoany.

Izany mantsy rehefa be fitetika loatra e.
13. fijo ( 09/09/2005 20:24)
dia izay foana tokoa anie no misy e.indrisy
14. vale ( 22/09/2005 08:19)
Tsy d mahalala firy fa raha ny filoha vaovao aloha d tiako é!
vale
15. fijo ( 22/09/2005 20:13)
ka iza izy io
16. pitchou ( 23/09/2005 02:04)
tssss! nareo ireto!!!! tsy hainareo ngah fa ny gasy tena mora mi s'adapta @ ze rehetra midona eo? jereo fotsiny nareo tena mi s'adapta any @ ze misy anareo rehetra any, d ny aty kou mi s'adapta @ ze misy eo @ toerana! :-D:-D:-D:-D:-D tsika nge favy be e!
17. fijo ( 23/09/2005 19:54)
eny sefo.
18. pitchou ( 25/09/2005 16:00)
ny inn no eny patrô?
19. mandrindra ( 26/09/2005 09:06)
marina izany ry pitchou, isika tena favy be. Saingy manjelatra ivelany sy be pli vava fotsiny.
20. pitchou ( 26/09/2005 13:56)
kou ny marina mitavouzvouz ange ry mandrindra tsy mahaleo ny taim-bava tsara lahatra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1361