POLITIKA

21. mandrindra ( 26/09/2005 14:16)
voalzanao mihitsy ilay izy "tai"mbava. efa lo mihitsy angamaba ny any anatiny ka ny fonony sisa atao izay ahatsara azy.
22. pitchou ( 26/09/2005 17:55)
hihihi! ary laozanao manoroka an-drizalah ndray manko an!
23. mandrindra ( 27/09/2005 08:58)
tsy mila orohana anie io fa na tsara aza ny ivelany tsy mametra ny fivoahan'ilay fofona ny hivoaka e. Vao ery amin'ny 100 metatra ianao dia injay fa midofaka ny fofom..........
24. fijo ( 30/09/2005 19:55)
ny mpanao polifika ve izany mamofona izany e
25. pitchou ( 02/10/2005 07:50)
izany hono ! soa zà fa mbola voan'ny sery! raha tsy izany marina tsy maty sempotra eo?:lol:
26. mandrindra ( 05/10/2005 14:22)
ny fofona ve mety mahafaty ? sa fofompo...litika ilay izy ?
27. fijo ( 06/10/2005 21:14)
izay indrindra,
28. pitchou ( 07/10/2005 13:04)
tena mahafaty kou! zà zao vô maheno fofona sigara d mando d safotra avy eo:?
29. fijo ( 07/10/2005 19:48)
kay,ka raha izany dia hitondrana sigara,dia rehefa torana ,karakaraina kle.manome hevitra tsara indray izany an
30. mandrindra ( 08/10/2005 12:06)
ahoana izany fikarakarana izany ra virja ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0869